St Valentin
21. ari.malala
(
06/02/2008 06:28)
mitia04, efa misy io fa ndriko ts mamaky:°)
zahako etsy ambony etsy hoe:
tu comptes beaucoup pour moi, tu as du prix à mes yeux et je t'aime
26. endrika01
(
06/02/2008 12:41)
Zaho aloha tsy mba tia loatra io resaka sentimentale sy romantic be io é,refa tia aho de hodoria fa raha mivadika amiko de c\'est fini !
28. mmmhh
(
06/02/2008 14:12)
apache:
ze tsy mikipy tsy asiko ôôô!!!!
ze tsy mikipy tsy asiko ôôô!!!!:lol::lol::lol:
iny indray no tsy hitako =))=))=))
30. ainaheri
(
07/02/2008 05:45)
endrika01:
Zaho aloha tsy mba tia loatra io resaka sentimentale sy romantic be io é,refa tia aho de hodoria fa raha mivadika amiko de c\'est fini !
Za ndray be santimaka fa tsisy inspiraka:lol:
31. mitia04
(
07/02/2008 11:30)
Je voulais simplement te dire
que ton visage et ton sourire
resterons près de moi
sur mon chemin
confidentiel io Sitraka a!
que ton visage et ton sourire
resterons près de moi
sur mon chemin
confidentiel io Sitraka a!
32. tslem
(
07/02/2008 13:19)
NY hasambarana tsy hoe odiana adala mody tia
ny hasambarako dia fantatro fa tsy eo anilanao
ny hasambaranao ry olontiako
eny an-tsandrin'olonkafa
ny hasambaranao no ekeko ho ahy.
Solo. :D
ny hasambarako dia fantatro fa tsy eo anilanao
ny hasambaranao ry olontiako
eny an-tsandrin'olonkafa
ny hasambaranao no ekeko ho ahy.
Solo. :D
33. xxx
(
07/02/2008 21:19)
ka ny voady masina hataoko dia averiko eto indray ,
ho tia sy hanaja anao mandrakizay ...:-P
ho tia sy hanaja anao mandrakizay ...:-P
34. Papoose
(
07/02/2008 22:40)
tena mahafinaritra be ahy le inspiraka ato zany fa mamorona melodie ato @ lohabeako!
ari, aza dia zatra an'io manao zvt fohy io fa mba le lavalava reny:-P
ari, aza dia zatra an'io manao zvt fohy io fa mba le lavalava reny:-P
35. rastafarai
(
08/02/2008 04:01)
Fa mbola ho avy aho
hiverin'indray
Mbola ho avy aho
Anilanao
Mbola ho avy aho
Hitsabo indray
Ny aretinao...:lol::lol::lol:
hiverin'indray
Mbola ho avy aho
Anilanao
Mbola ho avy aho
Hitsabo indray
Ny aretinao...:lol::lol::lol:
36. mitia04
(
08/02/2008 04:30)
Rasta: tiko be io hira io sy lé hiran'i papozy kou! nareo ngah mpihavana?
38. mitia04
(
08/02/2008 04:58)
rasta: Eny ary eee!
ary aleo alou hihira kely fa tss!
Hariva ny andro tamzay
tanaty efi-trano kely ray
izaho sy ianao, to nangingina
nefa d to sondriana
nifampijery alou
nilaza ny ao am-po
d tiko enao, enao tia ahy
tsy misy ny mampanahy!!!!
ary aleo alou hihira kely fa tss!
Hariva ny andro tamzay
tanaty efi-trano kely ray
izaho sy ianao, to nangingina
nefa d to sondriana
nifampijery alou
nilaza ny ao am-po
d tiko enao, enao tia ahy
tsy misy ny mampanahy!!!!
39. ainaheri
(
08/02/2008 05:48)
Miteny irery aho ndraindray
raha manontany izay tia ahy
Olontsotra tsy manavaka
vonon-kiaradia aminao aho rahavako
...
raha manontany izay tia ahy
Olontsotra tsy manavaka
vonon-kiaradia aminao aho rahavako
...
40. diamondra27
(
08/02/2008 06:49)
http://www.youtube.com/watch?v=rlEAYd0tNbM&eurl=http://diamondra27.skyrock.com/24.html
mifankatiava daholo e :-*:-*:*:*
mifankatiava daholo e :-*:-*:*:*
