St Valentin

61. fahamarinana ( 12/02/2008 10:01)
:arrow:plus que 2 jours dia st valentin!!!!!Za nefa mbola tsy nahita poésie atokona foana :-D:-D(l)
62. Papoose ( 12/02/2008 11:49)
ny antsika ndray ataontsika @le oui foana, na poesie na tdm:-P:-D
63. ainaheri ( 14/02/2008 05:01)


[size=200]MIRARY ST VALENTIN SAMBATRA HO ANAREO[/size]
64. ainaheri ( 14/02/2008 05:05)
[size=50]MIRARY ST VALENTIN SAMBATRA HO ANAREO[/size]
65. jiolah ( 14/02/2008 05:51)
Samy tratran'ny stvalentin daolo e
Aiza ireo teny mamy fahiny
to nangina ireo molotrao
saingy tiana ve ka mampijaly
sa tsy natao ho ahy ianao?
T.Bruno
io e!le izy misantimaka fotsiny no milay
66. Rasiligaoma ( 14/02/2008 05:57)
aza adino ny miangona fa fetin'i masindahy valentin no tena ankalazana amin'io koa an
67. diamondra27 ( 14/02/2008 09:29)
ainaheri: merci
aiza ny roses e?


ity ny roses avy aty amiko ho antsika retra mamaky eto

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img405.imageshack.us/img405/4917/valentinedaycv3.gif[/IMG][/URL]

antenaiko fa tsy ho voafafa tahaka ilay omaly ndray ito an!

za ve rangah mba nanolotra rose omaly de tsy hita tampoka le izy anjoany nefa ny nifanarahana we: raha vao manokatra varavarana vao maraina de mahita le rose doly ny ol
:-D:-D:-D
rasilikaoma:oviana izany
68. ainaheri ( 14/02/2008 10:11)
Diam's,ny atolotro azy aza tsisy ko,manjary malazo ra tsisy mandray eo :lol:
69. diamondra27 ( 14/02/2008 10:48)
Papoose:

misaotra @ le diam-peninao:-P


_______________________

za wa de =))=))=)) foana amindry ty an,

zay le tsy afoizako andry
:-*
70. diamondra27 ( 14/02/2008 10:52)
ainaheri:

Diam's,ny atolotro azy aza tsisy ko,manjary malazo ra tsisy mandray eo :lol:


___________________________

toa nisy ni reclame rose omaly raha tsy diso za fa nety tsy hitanao angamba

...saingy hoe: le fiaviany indray no tsy haiko na avy any aminao no nagatahiny na ol manokana.

71. ainaheri ( 14/02/2008 13:48)
Hay ve e,tala tlain njay za zany ko,any kosa ve no avokany ko aiza no ahitana an'zany hihihihi
72. Papoose ( 15/02/2008 08:01)
diams, mba mila appreciena ny fandalovan'ny namana akia a!:D

ainaheri, heveriko fa ho anah le "mirary... ho anao"io ngoza be io kay ho "anareo" efa saika notsipazako felandraozy enao!:-D
73. ainaheri ( 15/02/2008 11:19)
sao ireny raozy be tsilo reny no atsipinao aty amiko zany:?::-D:lol:
74. diamondra27 ( 15/02/2008 11:58)
Papoose: mety ka!
merci e :-*:-*:-*:-* iny ny rose atsipiko fa tatazo hiiii
75. Papoose ( 16/02/2008 03:58)
za tsy manipy rozy misy tsilo zany fa le rose efa mitady hisoka-po reny!:D
76. ainaheri ( 16/02/2008 07:54)
zay ahay we:lol:
77. Papoose ( 17/02/2008 19:37)
reny tsara sady tsy Tonga De Malazo zany:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0665