Vavaka hampazava ny teny
1. betroka
(
30/01/2008 22:08)
Voatendry hitari-bavaka alohan'ny famakiana ny Tenin'ny Soratra Masina aho amin'ny alahady. Misy afaka manome ohatra ve ? Tsy voatery ho lava akory, misaotra mialoha.
répondu par niryna le 01/02/2008 08:56
2. xxx
(
30/01/2008 22:15)
sombiny fotsiny:
Aoka anie ny Teninao hitoetra ao anatin'ny tsi11.
Anjaran'ny sasany no manampy.
Aoka anie ny Teninao hitoetra ao anatin'ny tsi11.
Anjaran'ny sasany no manampy.
3. LazaDaddy
(
30/01/2008 22:25)
betroka> lavo rehefa tsy vonona ianao fa aza manao "boloky" na manao "tsianjery" izay atoron'olona anao. Ny vavaka amiko miainga avy ao am-po fa tsy ao an-doha. Tsy mahamenatra izany manda izany fa misy fotoanany ny zava-drehetra, eny fa na mety hisy aza olona hitsikera :)
4. cutie
(
30/01/2008 22:33)
mba omeo guidelines kosa izy ry Ld fa nareo efa pasitera be io ve de tsy mba hanampy ny oul:-D
5. betroka
(
30/01/2008 22:34)
Misaotra indrindra ry LazaDaddy fa ny olona toa anao izao aloha no hivavahana voalohany
6. LazaDaddy
(
30/01/2008 22:35)
cutie> fanampiana azy ny tsy famporisihina azy hanao tsianjery izay lazain'ny olona :)
8. fijo
(
30/01/2008 22:39)
za koa dia miombokevitra amin'i laza.rah atsy diso aho,ny vavaka dia izay vokatry ny fo.ka raha tsianjery avy aty no hoatao.aleo tsy manao
10. fijo
(
30/01/2008 22:41)
ka matetika iny no mody hoavana ny teny rehefa tsy mahita ambara toa io
11. betroka
(
30/01/2008 22:46)
Aoka izao indray ary fa diso aho nangataka ohatra vavaka taminareo. I xxx ihany izao no mba nanampy ahy sady tsy mba nihomehy. Aza tohizana intsony ity resaka ity fa misaotra. Ny Tompo anie homba anareo hatrany.
12. fijo
(
30/01/2008 22:49)
tsy manaraby anao aho rah anomba iny resak'i laza iny.fa manoro anao ny lalana tokony hizorana fa azafady rahano raisinao ratsy
15. LazaDaddy
(
30/01/2008 23:37)
betroka> Miala tsiny tokoa fa tsy fanarabiana no nitenenana an'io fa torohevitra fotsiny ihany ka ario raha tsy mety aminao. Ary tsy hehy maneso akory no natao fa tsikim-pirahalahiana.
Efa an'arivony mantsy no nahitako "ranom-bavaka" na "vetim-bavaka" soratan'ny olona amin'ny taratasy dia omena vakian'ny mpitarika toy ny tsianjery...ary matetika miakanakana sy diso famaky ilay mamaky azy ka mahonena
Efa an'arivony mantsy no nahitako "ranom-bavaka" na "vetim-bavaka" soratan'ny olona amin'ny taratasy dia omena vakian'ny mpitarika toy ny tsianjery...ary matetika miakanakana sy diso famaky ilay mamaky azy ka mahonena
16. fijo
(
30/01/2008 23:39)
izay mihintsy no ratsy.tsy ny vavaka ihany fa rehefa misy zavatra holazaina di atsara rah any hevitrao no alefa fa tsy ny an'ny hafa
18. ikaretsaka
(
30/01/2008 23:49)
lazadaddy> izay anie ny ilaina ilay famerenana azy e... @ izay tsy miakanakana tsotry!:-P
20. LazaDaddy
(
30/01/2008 23:52)
ikaretsaka> ka na averimberina aza ilay izy TSY "guidelines" fa sanatria toy ny mpanao gazety tamin'ny andron'ingahy Tahity Gilbert ka hoe "ity tsimaintsy vakianao" eo amin'ny pilopitra rehefa fotoana fovavahana.
