Vavaka hampazava ny teny
41. rakapy
(
31/01/2008 03:44)
Rabetroka> de rehefa ho avy ve ny fitsarana farany dia haka sopapa @ internet ianao?:-D:-D:-D Ataovy serieux izy ty koahy e!
43. nandrianina1
(
31/01/2008 04:24)
rakapy>haingana se ttp://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m479e9d88e3a0d
44. rakapy
(
31/01/2008 04:29)
Laza> Ka tsy marina ary ve io voalazako io? aleo tonga de hitsina ny resaka fa io miolakolaka io no tsy mampazava ny saintsika Gasy sasany.
46. sarobidy
(
31/01/2008 11:18)
Raha tena tsy mahay mivavaka enao de misaotra + midera + mifona + mangataka. Zay raha tsy diso aho ny nampianaraina tany am sekoly alahady.
48. ikaretsaka
(
31/01/2008 12:49)
rakapy:
Rabetroka> de rehefa ho avy ve ny fitsarana farany dia haka sopapa @ internet ianao?:-D:-D:-D Ataovy serieux izy ty koahy e!
eny tokao hoa
49. booboo
(
31/01/2008 13:03)
Betroka > ohatra nampianarina anay tany Sekoly Alahady kounkou :°) : fiderana + fisaorana ny @ trucs azo nandritra ny litorjia tapany voalohany (niantso an'Atra, nifona, nahazo famelan-keloka, naheno ny sitraponY, sns) + fisaorana afaka hiaino sy hamaky ny Teny + fangatahana ny FM + " mitenena Jehovah ô fa vonon-kiaino ny mpamponao " + amen ouz.
50. LazaDaddy
(
31/01/2008 21:01)
mmmhh:nobetrohin-drakapy kosa i betroka ka
tsy hita intsony betroka e, tezitra be lery!
51. fijo
(
31/01/2008 23:01)
ika na,tamin'ny mbola kely izahy,di amisy sipa mba revirey,dia i zokinay no anontanianahoe ahoana letsy ny fikotina sipa.de lery no miteny hoe resaho to aizao sy izao.dia lasa avec le menatra ihany,dia mody mampiresaka le sipa eo;de le tsianjery no averina,fa vao mibolila ny valintenin'ilay sipa;dia kenda taolana ny akama.tena nisy io.
ka izay no maharatsy ilay tsianjery.soa fa ilay andriamanitra hivavahany tsy mamaly fa raha tsy izany mety kenda taolana eo koa izy
ka izay no maharatsy ilay tsianjery.soa fa ilay andriamanitra hivavahany tsy mamaly fa raha tsy izany mety kenda taolana eo koa izy
52. ikaretsaka
(
31/01/2008 23:14)
ohatran'ny jazz io hono letsy e.. ny form eo ihany fa ny improvisation ko amandeha
54. ikaretsaka
(
31/01/2008 23:54)
ko na miseho azy ho inona aza ialahy.. misy forme arahina foana ko..
ny an'i pasy no manomboka @ 8 dia raha tsy matax ny rakitra sy efa noana ny pokona @ 1 latsaka tsa mirava ko
ny an'i pasy no manomboka @ 8 dia raha tsy matax ny rakitra sy efa noana ny pokona @ 1 latsaka tsa mirava ko
59. niryna
(
01/02/2008 08:56)
betroka:
Voatendry hitari-bavaka alohan'ny famakiana ny Tenin'ny Soratra Masina aho amin'ny alahady. Misy afaka manome ohatra ve ? Tsy voatery ho lava akory, misaotra mialoha.
Mivavaha mandra-pahatonga amin'ilay andro hivavahanao :arrow: vavaka izany dia izay ao anatin'ny fonao,ny dikany hianao no mahafantatra izay omen'ny fanahy masina anao.
Mivavaha aloha ary raiso an-tsoratra izay vokatry ny fonao sy izay mifanaraka ny ao am-ponao,dia iny averina rehefa tonga any raha tena tsy mahay mivavaka hianao.
