Vavaka hampazava ny teny

21. cutie ( 30/01/2008 23:53)
=))=))=))=))=))=))
22. ikaretsaka ( 31/01/2008 00:02)
ka ny tahitsy tsy maintsy sady tsy hainy
fa ity raha hafa.. sady hainy no fantany
23. Veloo ( 31/01/2008 00:18)
ny fivavahana dia miresaka amin'i Jesosy, ka izay ao am-ponao no lazainao.

Io otran;ny miresaka amin;ny vadinao ohatra mila guideline ve ianao vo hiresaka aminy??? Sa atao tsianjery aloha?

Laza a marina ny anao
24. cutie ( 31/01/2008 00:22)
veloo:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
25. Veloo ( 31/01/2008 00:32)
cutie sali njy:-*:-*:-*:-*:-*
26. cutie ( 31/01/2008 00:48)
jereo ny hafatry njy :)
27. Veloo ( 31/01/2008 00:50)
aiza tsy misy ao hihihih:-*
28. cutie ( 31/01/2008 00:52)
jereo fa misy ao koa sa za no diso adiresy oups :oops:
29. Veloo ( 31/01/2008 00:55)
angamba tokoa ka hihihii:roll::-D:-D:-D:-*
30. cutie ( 31/01/2008 00:56)
tena tsisy ve :-D:-D:-D:-D
afa-baraka zany :oops:
31. LazaDaddy ( 31/01/2008 00:59)
sao dia lasa taty amiko ary? :)
32. Veloo ( 31/01/2008 01:00)
LD hihihih

cutie ie azoko ilay izy hihihi miciiiiiiiii
33. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:40)
Veloo:

min;ny vadinao ohatra mila guideline ve ianao vo hiresaka aminy??? Sa atao tsianjery aloha?

Laza a marina ny anao


misy maharatsy ve ny manao hoe je t'aime je taime je taime eo aorian'ny vadinao dia avy eo t'es belle.. raha manaraka guidelines sy manao tsianjery:-D:^)

34. LazaDaddy ( 31/01/2008 02:45)
raha fiangonana mpanao tsianjery izany dia izay voalazan'ikaretsaka izay :)
35. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:51)
ka inona ny olan'ilay tsianjery? mampaninona?
na amnao tsianjery na tsy manao.. samy ho faty ihany (io fact fantatra) ... ny hoe iza no nankany andanitra sns dia aleo tsy asiana resaka no tsy hay satria tsy mbola nisy nahita ny any ambadik'izany!
36. LazaDaddy ( 31/01/2008 02:53)
ikaretsaka:
ka inona ny olan'ilay tsianjery? mampaninona?
Ka izay mantsy no niteneneko hoe hara fiangonana mpanao tsianjery izany dia izay voalazan'ikaretsaka izay no izy :)


37. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:55)
k amampaninona izay voalazako ? marahatsy ilay miresaka amin'ny vady araka ny nolazain'i nandrianina ve?
38. LazaDaddy ( 31/01/2008 02:57)
ikaretsaka> Efa nohamafisiko fa tsy misy maharatsy an'izany mihitsy any amin'ny fiangonana mpanao tsianjery ka :)
39. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:57)
ary any @ tsy manao tsianjery?

40. LazaDaddy ( 31/01/2008 03:21)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0886