FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO

1. peugeot ( 19/01/2008 06:44)
mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?
répondu par tess le 24/01/2008 18:51
2. peugeot ( 19/01/2008 06:50)
ny tokatrano resahana eto de de refa tokatrano, na tokatrano maso io na tokatrano aradalana na kristianina io na tsia na manakarena na mahantra
3. fanantenana2003 ( 19/01/2008 08:34)
zao no lazaiko anareo aza mba mitantara ny momba n y tokatrano ny vie anareo mihitsy raha tsy namana tena azo itokisana fa raha mbola vo hoe namanamana fotsiny de fadio, tsy hitany masony aza tantarainy ko vo maika hitany masony,tsy mitovy ny namana rehetra!
4. tess ( 19/01/2008 08:59)
fanantenana: ekena!

peugeot: mizy antony no mahatonga ny olona hampirafy angamba ka raha izany no fantany hampety ny fiainany inona no olana, fianany izany!
izaho fotziny mahalala couple iray izay! zomary marary ilay rangahy raha tzy manao zipa , nandeha psy mitzy izy ary dia ilainy ny maitresse raha tsy izany tzy mety ny fianany hono. NY fisian'ilay maitresse tzy miafina amin'ny vadiny anefa.
5. tess ( 19/01/2008 09:04)
izany hoe isika ety ivelany tsy mahalala ny antony fa izy manokana no mahalala an'ilay izy hoe tsara aminy na ratsy aminy!
ka izany no antony tsy tokony hidirana loatra amin'ny fiainan'i olona indrindra ny fiainan'ny couple iray!
ny anao jerena dia atao izay mampety sy hampandroso ny anao!
6. olomboavonjy ( 19/01/2008 11:17)
tess marina izany:-$
ny ahy izao sady tia lahy aho no tia vavy manambady aho fa alohany nanambadiako de fantatrio vadiko io daholo ny momba ahy ny anay tsy hoe fampirafesana fa mba hahatsara ny tokatranonay de natao io fanarahana io raha ny fitiavana amiko de confiance tsy tia tena mifampikarakara koa .Tsoriko anefa fa nade misy aza io fifanarahana io de ny vadiko no olona sambatra indrindra fa tsy ory izy izay ilaiko @ azoko, ary izay ilainy amiko koa azony
fanatenana2003 marina ny teninao (l)
7. reve ( 20/01/2008 05:04)
tonga dia TSIA no valiny amiko matoa ianao miaraka amin'olona de tia azy ary manaja azy no marika fitiavana voalohany ka tsy hitako mihintsy no ilana na ny hoe mety maha tsara ny fampirafesana ao anaty tokatrano!
8. peugeot ( 20/01/2008 16:23)
mety misy mahatsara azy zany ny fampirafesana aminy lafiny iray nefa kou mety misy maha ratsy azy sa tsy zay ? de mba mila fanazavana kous e
9. tess ( 20/01/2008 16:38)
ka zay wa! io izy tenany ihany no mahalala hoe mety tsara na ratsy aminy! efa nasiko ohatra cas n'oul iray io ambony io de mbola tsy mazava iany ve?
10. ikaretsaka ( 20/01/2008 17:36)
ny tena grave .. ilay maitresse koa avye eo asiany fanampiny fa lasa tsy ampy azy intsony
11. fasaly ( 20/01/2008 17:39)
ika tranga efa mpitranga ko io fa trop b:-P
12. ikaretsaka ( 20/01/2008 17:45)
harem be izany anie
13. fasaly ( 20/01/2008 17:48)
betizzzzzzzz kosa zany:-P
14. ikaretsaka ( 20/01/2008 17:51)
ka principles an'ny ki vole un oeuf ihany io ko
15. tess ( 20/01/2008 18:12)
ka raha maay mi gerer azy moa haninona??????fa ny hifoteran'ny rambony no loza!:{
16. tsaralaza ( 20/01/2008 20:07)
miarahaba anareo namana ato @ forum ary miala tsiny fa mijampy aho fa tsy naharaka depart,, lay izy anie ka tsy fanahy inian'lay vhv na lhl ny mampirafy fa miakina @ ao antrano ihany io, matetika ohatra i Madama tena tsy manome fafiny dia mivoaka ivelany ramsss otr zan koa ra i ramssss tsy matosika an'i Ramatoa dia lasa mitady ivelany izy,, sady ianao Ramssss koa anie mba tokny mihezaka manova2 zay ahatamana an'i madama,,ok aza manao anzany fa fahotanaBE anie zan sady mety ho aha voa anao sida sy ny aretina azo ara nofo,, zay vo tsy mi lele ly mandramaty
17. tess ( 20/01/2008 20:54)
ito aza misy test kely jerena raha mitombina ny filàna mampirafy:°) ho anao zay efa manana olo-tiana dia lazao zé marina araho hatramin'ny farany ny test;-)
http://www.aufeminin.com/couple/besoinamant/besoinamant1.asp
18. tsaralaza ( 20/01/2008 21:13)
fa aiza test nao ry Tess??? miandry anao aho ary ataovo tsara
19. tess ( 20/01/2008 21:47)
oadray!!!! klik eo am lay hoe jereo eto dia tanteraho ary marina hatramin'ny farany ny afidinao de hitanao ny valiny:°)
20. tess ( 20/01/2008 21:49)
coché- o hatram farany laharana faha 10 de validéo isaky ny mandeha.:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542