FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO

41. tahina119 ( 23/01/2008 10:01)
Ratsy de ratsy ny fampirafesana ao anaty toka-trano zany amiko tsy hitako mihintsy zay hoe maha-tsara izany .
42. tess ( 23/01/2008 10:51)
olomboavonjy:

fasaly ka za wa vaovao mbola tsy zatra ady de kitihina doly zay azo kitihina :-D:-D=))


tsy misy olona voambàka amity ps vaovao fa mora fantatra eny ihany ny tontavao tranainy sy ny tena vao e!:°) io fitapitaka io ihany no mahavoa anareo fa tsy inona akory! rehefa voa vao hoe: ouiiiiinnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn!


43. ari.malala ( 23/01/2008 13:31)
peugeot:

mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?



miala tsiny raha fanontaniana no valin'ny fanontaniana, mahazaka ampirafesina v? refa tsy tianao atao @tenanao d aza atao aman'olona.

Raha ny hevitro za manokana, ratsy ny mampirafy, ny vatanao 1 efa nekenao hoan'ilay tianao ko manin no hozarazarainao aman'olonkafa?
44. tatamo40 ( 23/01/2008 22:22)
Diso be nareo fa tsy ilay olona enjihin'i d's tary aho
Tsy if na i hafa fa manambady aho ary fantatro ny momba anareo! Hi! hi! hi! Tsy mbola nihaona tamina bandy gasy aho ary tsy tia! tsy tia!=))=))=))
Tsy ilay olona mitanjaka @ messanger koa!
Olona hafa fa very ianareo!
It sy f sy ry rgt sy ry d angamba matahotra fa mpanjono???
O! ry t sy f an! akaiky anay ny misy anao fa handalo any izahay angamba indray andro any dia ho hitanao fa tsy ilay hitanao io!:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@=))=))=))=))=))=))=))^:^^:^^:^^:^:-$
45. heidi ( 24/01/2008 12:58)
aza mody miala zigla eo rabôfy a!
tsy sahy miditra amin'ilay ps be fitiavana itsony dia io sisa no hialàna vokona..sa ahoana rabôfy?????
efa nahazo bandy kely ve amin'ialy sary sipa akely aderadera ary amin'ny msn e! naleoko nitsôka klé! vao nahita anao nivantana=))=))=))=))=))
ary rehefa seleksiônen'ny ry zalahy anatdy daba manao ahoana!=))=))=))=))mahaiza mipetraka sy hendry tsara
rsara amin'izay rabôfy fa tsy leom-boananana ve?:@
46. ari.malala ( 24/01/2008 13:32)
heidi; fahendrena angamba ny tsy mamaly ny provocation ataony fa aleo izy ho eo, de aza avoaka ny fiainany manokana fa manjary midina am kilasiny ianao.
47. fanantenana2003 ( 24/01/2008 14:16)
manjary lasa afa-baraka le olona ry heidi fa avelao any, sady mba intime ihany izany le izy koa!andefaso mes mitokana izy eh! dia teneno any daholo ny alahelonao fa eto hitan'ny olona daholo koa!
de itatamo40 koa rehefa mamaly dia mivoana ny resaka, manao resaka tsy leo-body idnraidnray(azafady amin'ilay teny)
48. xxx ( 24/01/2008 16:52)
efa nahazo bandy kely ve amin'ialy sary sipa akely aderadera ary amin'ny msn e! naleoko nitsôka klé! vao nahita anao nivantana

=))=))=))=))=))=))=))
49. ikaretsaka ( 24/01/2008 17:56)
Dominus meus et Deus meus:roll:8O

marina ny an'i Ari
50. kelly13 ( 24/01/2008 18:00)
iza dol le oe "t", "f", "rgt", "d" zany?

Tsy ilay olona mitanjaka @ messanger koa


nga nisy resaka ankitanjatanjaka zany kou rey oul? :roll::roll::roll:
51. tess ( 24/01/2008 18:16)
:-D:-D:-D:-D:-D zà mbo gaga toa nilaza tsy nantanin koa angaha ry kala izany:roll::roll::roll::roll:
52. tess ( 24/01/2008 18:42)
49. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 24-01-2008 19:00:00
Lohateny : Re : FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO
iza dol le oe "t", "f", "rgt", "d" zany?

na de oul vendrazana aza ve tsy hahalala ny tiny lazaina amin'ireo ry kelly fa olona mitovy foana no visé-ny ato am forum donko mazava waz fa olona iray foana no mampiaa an'ireo ps maro be mpanakorotana hatrizay ka hatramzao eto ireo! rehefa misy mamaly faty vao malaky mikiropka mifone etsy sy eroa aza manao ratsy ihany wa! milaza tsy miditra forum kou nahoana no mahakobo ny dinika mande rehetra ato ????:roll::roll::roll:
raha tsy tiana hataon',i oul de ajanony amzay ny toetra ratsy .....fa tsy hande hanadala oul am fone ! zà aloha tsy mandray an! dsl beuh!

53. tess ( 24/01/2008 18:45)
sao voalangolangonao sy babonao am fomba firesaka eo ndray aho ka ho resy lahatra am fikafika be nao eo ndray! tsy misy dikany ny hiantsoana fone ahy! raha feno fiahatsaram-belatsihy ny ambadika:-P
54. kelly13 ( 24/01/2008 18:47)
:-D:-D:-D
55. tess ( 24/01/2008 18:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D taiky efa voa imbetsaka aho aky ka aleo hilam ah! efa nosakanako any am hafatra dia grijakja koa ny fone mba mariné! ny ahy soit namana soit fahavalo fa tsy haiko io mifampitaribody etsy sy eroa anefa hifamely eo! velesina moa izany:-P
tsy misy intsony ny ahy ny fanadaminadresaka fa ampy ahy izay rehetra vitany izay! :{:{:{:{:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076