FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO

21. naughtyboy ( 21/01/2008 14:42)
iee mitombina b ny petrakevitry tess ,samy mampirafy daoly ny rehetra ra dinihana fa tsy tia sehoseho fotsiny no betsaka,ary mandainga ze milaza fa tsy marina zany na arabatana na aratsaina na aingampanahy(emotional) ,filana daoly zany satria tsy misy zany oul feno zany ny fahaiza mionona fotsiny no mahasamihafa ny ts1-1 nefa any antsaina (ampo tsy miloaka) de samy manana fanirina daoly miforona voajanahary(subconscious) defa namany mampirafy zany na de tsy tanteraka aza(fantasm)..
22. fanantenana2003 ( 21/01/2008 14:58)
ka le izy na manonofy fotsiny aza de efa mampirafy izany
23. naughtyboy ( 21/01/2008 15:09)
azo atao oe eny ,tsy ny nofy no ratsy fa fitsiriritana aterany..
24. naughtyboy ( 21/01/2008 15:10)
ra tsy voafehy ny fitsiriritana de lasa manitakevitra @ zay..ary io no ratsy
25. tess ( 21/01/2008 15:25)
:wink: nôty marina dool zany!
ny fantasm koa anefa tsy fahotàna hihihih!
ny ahy ilay mody hoe izaho contre ny fampirafesana anefa izy no tena mandeha etsy sy eroa manakatra ny vadin'oul rehetra izao en plus:-D kou tsy aleo mba milaza izay tena marina sy zava-misy8-)
26. naughtyboy ( 21/01/2008 15:35)
8)zay matonga ana miteny oe samy manao daoly ihany fa ny mpandainga no betsaka,aleo lavitra aza le nilaza ny marina:wink:
27. tess ( 21/01/2008 16:26)
:-D:-D:-D:-Dfa hita wa! mpandainga velona tssssss! mody olo-masina anefa :{:{:{:{:{ aleo mifanena am mpangalatra toy izay paandaiga ô!:-P:wink:
28. tatamo40 ( 21/01/2008 16:53)
peugeot:

mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?



Tsy tsara ny mampirafy satria raha mariage no nataonao dia hajao! Raha vady etsy anelakelan-trano dia tsy misy olana! Raha tsy izay dia aza mivadin-katidoha fa ho fanina eo! INDRNDRA FA NY MITERAKA FA MATETIKA NY TSY MITERAKA NO BE VAVA HOE NDEHA HATAOVY ITSY SY IROA!!!
Miteraha hahita e!:P
29. tess ( 21/01/2008 16:59)
refa mamoirafy dia mitovy dool na vady na sipa na vandy
anagalarina na in! fa io ,ny filazàna ny marina ihany fa ty mandainga hoe izaho tsy izao anefa manao:-P
30. olomboavonjy ( 21/01/2008 17:58)
tess marina izany :wink:
31. fanantenana2003 ( 22/01/2008 21:01)
ny aza tratra ihany , za aloha miteny fotsiny aho hoe mandehana fa ny aza fantatro fotsiny, de ohatr'izay kony ankilany! za tsy hiteny mihitsy hoe ratsy ny manao izany na tsara, anjarany tsirairay io, satria raha eto no miteny hoe izaho manao izany tonga dia juger-nolona avy hatrany ianao! misy fitsiriritana aloha d ia teneniko etoana fa misy izany ary tsy mahamenatra ahy mihtsy ny miteny
32. diamondra27 ( 22/01/2008 21:04)
fanantenana2003:

zao no lazaiko anareo aza mba mitantara ny momba n y tokatrano ny vie anareo mihitsy raha tsy namana tena azo itokisana fa raha mbola vo hoe namanamana fotsiny de fadio, tsy hitany masony aza tantarainy ko vo maika hitany masony,tsy mitovy ny namana rehetra!


---------------------

za koa d accord zato isanjato
33. diamondra27 ( 22/01/2008 21:14)
tatamo40:

peugeot:

mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?



Tsy tsara ny mampirafy satria raha mariage no nataonao dia hajao! Raha vady etsy anelakelan-trano dia tsy misy olana! Raha tsy izay dia aza mivadin-katidoha fa ho fanina eo! INDRNDRA FA NY MITERAKA FA MATETIKA NY TSY MITERAKA NO BE VAVA HOE NDEHA HATAOVY ITSY SY IROA!!!
Miteraha hahita e!:P

----------------

inon no idiran ny we miteraha mba hahita am zany

34. tess ( 22/01/2008 21:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zà kou mba gaga ry diam! tena miasa saina mity nafangaro aby ity resaka niodikodina tanaty saina ity:-D:-D:-D:-D:-D:-D
dia ilay hoe vadi akelakelatrano ve dia hoe vadin'oul no ezahina alaina:{:{:{:{:{:{:{:{
35. olomboavonjy ( 22/01/2008 21:35)
8O8O
36. fasaly ( 22/01/2008 22:02)
fa olomboavonjy ihany koa ve no tatamo 40 no gaga gaga
waz eo e! :-D:-D:-D
fa ita fa izany no tiny lazaina hoe vady ankelakelantrano kou in ndray, refa mampirafy dia mampirafy na vady aiza na aiza;-)
37. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:10)
fasaly:-D:-D gaga aho @ ilay vady ankelakelatrano
38. fasaly ( 22/01/2008 22:19)
kou aiza no hahalalako fa io no nampivandravandra ani voavonjy????ao aorianako fotsiny no mivandravandra???? mila soritana ilay tiana ho valiana am sary kely fa manjary mifanjevo eto:-P:{
39. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:25)
fasaly ka za wa vaovao mbola tsy zatra ady de kitihina doly zay azo kitihina :-D:-D=))
40. fanantenana2003 ( 23/01/2008 09:31)
mody fanina ny olomboavonjy koa, izy aza miteny fa manambady fa miaraka aminy lehilahy dia mi-joeur vehivavy :evil:
tatamo40, indry koa de mahita teny tsy voahevitra foana azia koa no hisy hoe raha vady anelakela-trano dia tsy misy olana, inona aloha io vady anelakela-trano io eh! le tokatranomaso ve?
de tsy azoko koa hoe inona ny hidiran'ilay hoe miteraha mba ahita!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062