apokalipsy

1. imaitsoanala ( 29/10/2007 21:19)
aona no faitanareo an i maiol e
toa manisy mafy ny FFKM mitsy ledala ankehitriny
akaton' i ra8 eo njay io d lasa resaka b eo
nareo v mino oe ataony fitadiavam bola ftsn ny fivavahana
za ry zareo maita fa tsika koa mbola mora rebirebena an
sa aona?
répondu par Mandefitra le 13/11/2007 08:58
2. ikaretsaka ( 29/10/2007 22:13)
aleo ny tantara no ahitana azy e
3. LazaDaddy ( 29/10/2007 22:52)
imaitsoanala> izaho koa aloha dia betsaka ny tsy ekeko ao @ FFKM, miantomboka @ fiangonana nahalehibe ahy...kanefa tsy aleo ny maso atopy @ i Jesosy Kristy toy izay @ olombelona toa an'i Mailhol sa?
4. ikaretsaka ( 29/10/2007 23:24)
mahaliana!
ilay fomba "fanopazana" maso lazain'i LD... Inona ny naha "samihafa" azy @ ilay "nahalehibe" dia inona no nahatonga anao hoe "iny" no nosafidianao? inona no "samihafa" tany ka nahatonga anao "nankahala" ilay izy sy nanakona ilay nosafidianao tamin'ny hoe "samy Kristianina ihany" vetsovetsoina fantatra?
Tsy nahay nanao "lavage" ve ny tao sa tsy nahay "nanery ny sainao" sa tsy nahay nandresy lahatra ny sainao amin'ilay fisainana hoe :"nidiran'ny Fanahy Masina sy iasany amin'olona tsy misokam-po" sy "be safidy" sy "makamaka izay tiatiana " momba an'i JK ihany?

(azafady fa qualifications nilazanao ny tenanao sy.na nanaovan'olona remarques mba hojerenao akaiky ireo "mpamari toetra" nampiasaiko ireo)!

Velabelaro hoe!
5. LazaDaddy ( 29/10/2007 23:32)
ikaretsaka:
Inona ny naha "samihafa" azy @ ilay "nahalehibe"
ny anarany, ny iray hoe Apokalipsy, ny iray kosa EKAR
ikaretsaka:
inona no nahatonga anao hoe "iny" no nosafidianao?
tsy nisafidy an'io aho, izay no antony nialako tao nony lehibe aho.
ikaretsaka:
inona no "samihafa" tany
mifanohitra @ Tenin'Andriamanitra voarakitra an-tsoratra ilay fampianarana nasesika tao an-dohako, ilay nampianatra izany anefa tsy niaina izany fampianarany izany akory fa nilaozany nijery video porno teny Isotry
ikaretsaka:
Tsy nahay nanao "lavage" ve ny tao sa tsy nahay "nanery ny sainao"
tena nahay "lavage de cerveau" mihitsy izy ka. misy karazam-bavaka averimberina toy ny @ "hinduism" sns... fa rehefa i Kristy no manafaka dia afaka ianareo hoy ny Soratra Masina.
6. ikaretsaka ( 30/10/2007 00:09)
LazaDaddy:
inona no nahatonga anao hoe "iny" no nosafidianao?

tsy nisafidy an'io aho, izay no antony nialako tao nony lehibe aho.

eto dia mivilana sahady: "iny" tiako lazaina @ ilay hoe misy anao amin'izao ka!naninona ianoa no nandeha "tany" fa tsy hafa rehefa niala tary?

misy karazam-bavaka averimberina toy ny @ "hinduism" sns... fa rehefa i Kristy no manafaka dia afaka ianareo hoy ny Soratra Masina.

Eo indray ianoa dia manao ny Soratra Masina araka izay dikany metimety aminao! {integral hoa!
-Mba fantatrao hoe maninona no nasiana "toko sy andininy" ny "soratra masina" "(Hi calculena.. sa tsy izay? hahalalana hoe eto aho izao... eto vakina:wink:)
-Naninona no 12 ny apostoly? maninona no 40 andro i Jesoa no tany @ desert?
-maninona no isaky ny salamo sasany dia misy passage miverina foana?:-D
-maninona ny Tompo sy i Paoly nilaza hoe Persevere,
-naninona izy no hoe nandondona ilay namana nataony fanoharana ao @ Lioka ary nandondona foana fa tsy nisioka na norotahany vato ny tafontrano ohatra?
-maninona i Jesoa nanontany in 3 an'i Piera hoe "moa tia ahy ve ianao"
Maninona?

Dia naninona no tsy azo atao ny vavaka niverimberina? nisy teny angaha tao @ "Bokinay nindraminao" hoe tsy azo atao ny mamerina vavaka 1 imbetsaka? raha eny.. aiza ho aiza?

hmm?





7. LazaDaddy ( 30/10/2007 00:14)
-maninona i Jesoa nanontany in 3 an'i Piera hoe "moa tia ahy ve ianao"
Fanontaniana samihafa ireo fa tsy mitovy (AGAPE PHILEO). Ary fanontaniana fa tsy tsianjery :)
8. ikaretsaka ( 30/10/2007 00:29)
eny e.. fa naninona no in-3e? eo ange isika e
9. kiranil ( 30/10/2007 00:41)
Diniho ito::

http://catholicundertow.com/Contents.shtml

Voalaza ao @ "Mind control" izao:

According to The Catholic Encyclopedia, a person’s religious beliefs should not be determined by his or her “free private judgment.” Rather, they should be determined by the Catholic Church.


The same attitude is shown in the teachings of Saint Ignatius Loyola, who founded the Jesuits in 1540. He wrote Spiritual Exercises, which are rules for the Jesuits. They include rules about how to think. The first rule about thinking says that Jesuits should set their private judgment aside. The thirteenth rule says that it is a virtue to see things the way that the hierarchy of the Catholic Church sees them, even if they are not true. It gives the example of seeing something that is obviously white, but believing that it is really black if the Catholic hierarchy says that it is black.


Fehiny: Manaja ny tenin'i Jesosy Kristy fa tsy tenin'olona sy fiangonana na dia milaza azy fa zezoita sns aza izy.

Dia hoy Jesosy tamin'ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin'ny teniko hianareo, dia ho mpianatro tokoa;

ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. jaona 8:31-32


10. ikaretsaka ( 30/10/2007 02:46)
ooooo Lasa manao Spiritual exercises i Kiranil! :-*
anisan'ny maha whole azy tanteraka izany:
dia miverina @ ilay hoe "raha izay tianao sy metimety aminao ihany no inoanao, fa izay tsy tiatianao sy hafahafa aminao dia lavinao sy odianao fanina, dia tsy i Jesoa intsony no inoanao fa ny tenanao"

Ratsambatan'i Kristy eto an-tany ny fiangonana. Raha vatan'i Kristy izy dia mi act ohatran'i kristy, raha miteny ny Tompo hoe ahetsika ary ny tongotro dia mihetsika any aby, raha manondro ny ratsatanana

"izay tsy zakan'ny fiangonana ombako tsy mahazaka!"
11. LazaDaddy ( 30/10/2007 03:02)
mba mandalina koa ianareo izany ry Kiranil!
Jesuits should set their private judgment aside
12. LazaDaddy ( 30/10/2007 03:11)
Ignatius Loyola:
Jesuits should set their private judgment aside
Kiranil> vao nahita an'io fitanisanao io aho dia nitamberina tato an-tsaiko tampoka sy nampanontany tena ahy ilay fanontanian'ikaretsaka etsy ambony
ikaretsaka:
Tsy nahay nanao "lavage" ve ny tao sa tsy nahay "nanery ny sainao"
sy ilay valiny nomeko
LazaDaddy:
tena nahay "lavage de cerveau" mihitsy izy ka. misy karazam-bavaka averimberina toy ny @ "hinduism" sns... fa rehefa i Kristy no manafaka dia afaka ianareo hoy ny Soratra Masina.
13. ikaretsaka ( 30/10/2007 03:22)
LazaDaddy:
:
tena nahay "lavage de cerveau" mihitsy izy ka. misy karazam-bavaka averimberina toy ny @ "hinduism" sns... fa rehefa i Kristy no manafaka dia afaka ianareo hoy ny Soratra Masina
.le tao amin'ilay nalehanao izao no anontaniako ry laza fa tsy tany @ ilay nialanao an..

io indray> raha vao mi remarque ny olona sy miteny mahitsy dia hoe "mitsara":-D
14. LazaDaddy ( 30/10/2007 03:55)
tsy azo resahina angaha ny lavage de cerveau tao @ ilay nialako? :)
15. majesty ( 30/10/2007 04:40)
Moramora ihany ry zalahy a!:D
Imaitsoanala:raha fantatrao ny antony nahatonga azy hamorona io fikambanana Apokalipsy io dia ianao ihany dia afaka hamaly ireo fanontaniana napetrakao ireo.:D
16. kiranil ( 30/10/2007 04:47)
Ikaretsaka-
ny voalaza dia izao: @ fivavahana katolika dia izay doctrine sy dogme apetraky ry papa sy mopera isany dia tsy maintsy arahina sy hekena fa marina. na dia mazava be aza fa mifanohitra amin\'ny fampianaran\'i Jesosy Kristy sy ny sitrapon\'Andriamanitra.

ohatra maro no azo lazaina fa ireto zao anisany:
- ny vavaka tsianjery. (raozery, arahaba ry maria...sns)
Jesosy nampianatra mazava tsara hoe :
\"raha mivavaka ianareo, dia aza manao teny maro foana tahaka ny jentilisa, fa ataony ho ny hamaroan\'ny teniny no hiainoana azy\" Matio 6:7
-Jesosy koa nampiantra mazava tsara izao ny hoe: \"Aza milaza olona ety an-tany ho rainareo; fa iray no Rainareo dia izay any an-danitra\" Matio 23:9
kanefa diniho ny zavamisy ao @ io fivavahana io.
...

Diniho ny tantara fa noararan\'ny fiangonana katolika ny famakiana ny Soratra Masina ary voaenjika, novonoina sy nodorana mihintsy izay manana sy mamaky ny Soratra Masina satria mahita ny zavatra mifanohitra @ fampianarana azo avy @ dry mopera zezoita... sns..

William Tyndale ohatra izay nandiaka ny Soratra Masina ho amin\'ny fiteny anglisy mba ahazoan\'ny maro ny tena sitrapon\'Andrimanitra, dia anisan\'ireo nosamborina sy nodoran\'ny fiangonana.

http://catholicundertow.com/Chapter-08.shtml
17. niryna ( 30/10/2007 05:55)
LazaDaddy:

tsy azo resahina angaha ny lavage de cerveau tao @ ilay nialako? :)



=))=))
18. ikaretsaka ( 30/10/2007 11:33)
LazaDaddy:

tsy azo resahina angaha ny lavage de cerveau tao @ ilay nialako? :)


ka ohatran'ny manjono io ry LD an.. ny rano tsy asiana resaka loatra na ranon'anosy na ranon'i masay, na dobo, fa ny lelam-pitana sy ny arato no matter

19. ikaretsaka ( 30/10/2007 12:09)
Tsy haiko na tsy fandalinana lasa lalindalina kokoa na fiti a te hamahan-dalitra ny olona!
alefako tsirairay aza ny famaliana azy:
kiranil:

Ikaretsaka-
ny voalaza dia izao: @ fivavahana katolika dia izay doctrine sy dogme apetraky ry papa sy mopera isany dia tsy maintsy arahina sy hekena fa marina. na dia mazava be aza fa mifanohitra amin\\\'ny fampianaran\\\'i Jesosy Kristy sy ny sitrapon\\\'Andriamanitra. {/quote}
Ny Papa dia dimbin\'i Piera
Tsy mifanohitra amin\'ny Fampianaran\'i Jesosy mihitsy ka!
Jerentsika ny \"bokinay nindraminareo\"

Mt 10:1-4; Mk 3:16-19; Lk 6:14-16; Asa 1:13; Lk 9:32 ... Piera foana no voalaza voalohany

Mt 18:21; Mk 8:29; Lk 12:41; Jn 6:69 ... Piera foana no nisolo tena ny apostoly

Asa 2:14-40 ... Pantekoty: i Piera no Niteny voalohany t@ Apostoly
Asa 3:6-7 ... Piera no nanasitrana voalohany
Asa 10:46-48 ... Ireo Jentilisy hatao batemy dia nampiseho an\'i Piera
Jn 1:42 ... Simona no Cephas (Aramaic: Kepha =vatolampy).
Mt 16:18-19 ... \"Eo ambony vatolampy...Fanalahidin\'ny fanjakan\'ny lanitra.. izay tazominao ety an-tany dia... izay avelanao ety an-tany dia \"
Is 22:22; Apok 1:18 ... \"ny fanalahidy dia manambara fahefana.
Jn 21:17 ... \"Fahano ny ondriko\"
Lk 22:31-32 ... \"Ry Simona ..Herezo ireo namanao\".
Lk 10:1-2, 16; Jn 13:20; 2 kor 5:20; Gal 4:14; Asa 5:1-5 ... \"vicars\" (=solontena, subsituten_\'i Kristy.

Mk 6:20; Lk 1:70,2:23; Rom 12:1; Asa 3:21, 1 Cor 7:14; Efez 3:5; Col 1:22 ... Azo antsoina hoe olomasina ny olona (\"call no one holy\").
---> Voasoratra tsara ao amin\'ny \"bokinay nindraminareo\" tsara mihitsy ny momba mny dogma sy ny fahafahana mahatonga hoe ekena izany!

ohatra maro no azo lazaina fa ireto zao anisany:
- ny vavaka tsianjery. (raozery, arahaba ry maria...sns)

Iza no manao vavaka lava? 12 segondra tompoko ny lany rehefa miteny \"Arahaba ry Maria\" anankiray!(Tanisao raha tsy mino ary Teny ao anaty \"Bokinay nindraminareo\" aby no ampiasaina, ohatranareo mitsimpona sy mamerina ireny andalana tsimponinareo ireny ihany,
ny Mistery hanaovana meditation @ Raozery dia voalaza ao anaty \"Bokinay nindraminareo aby\"

Jesosy nampianatra mazava tsara hoe :
\\\"raha mivavaka ianareo, dia aza manao teny maro foana tahaka ny jentilisa, fa ataony ho ny hamaroan\\\'ny teniny no hiainoana azy\\\" Matio 6:7[/quote]
Ka teny Maro ve ny 12 segondra ry Kiranil? Raha miohatra amin\'ny amin\'ny 8 ka hatramin\'ny 1(mahery aza) lazain\'i pasitera? dia iza no manao fomban\'ny Jentilisa izany?
Raha Messe Basse anankiray dia voalaza sy voateny ao anatin\'ny adiny 1 latsaka aby ny resaka , ary vita hatrany @ Komonio (fandraisana)!
Iza no manao fombana Jentilisa @ izany?:-D

-Jesosy koa nampiantra mazava tsara izao ny hoe: \\\"Aza milaza olona ety an-tany ho rainareo; fa iray no Rainareo dia izay any an-danitra\\\" Matio 23:9
kanefa diniho ny zavamisy ao @ io fivavahana io.
...
Nga Ray ny resaka eto fa tsy Reny? pooop!:-D

Diniho ny tantara fa noararan\\\'ny fiangonana katolika ny famakiana ny Soratra Masina ary voaenjika, novonoina sy nodorana mihintsy izay manana sy mamaky ny Soratra Masina satria mahita ny zavatra mifanohitra @ fampianarana azo avy @ dry mopera zezoita... sns..

Tsy maninona fa andao dinihina tsara ary e!
1) tsy nahay namaky teny ny ankabetsahan\'ny olona t@ izany fotoana izany
2) Nisy naka ireo manuscripts (baiboly nosoratana tanana ) no nisy naka tsy ankiteniteny mba handikana izany @ language vernacular. betsaka ny tsy hita t@ ireo boky ireo
3) Tsy ny Jesuite, na malaza ho counter reformation no nandotro fa ny anglikanina (jereo ny tantara)

William Tyndale ohatra izay nandiaka ny Soratra Masina ho amin\\\'ny fiteny anglisy mba ahazoan\\\'ny maro ny tena sitrapon\\\'Andrimanitra, dia anisan\\\'ireo nosamborina sy nodoran\\\'ny fiangonana.

ny teny Farany nolazain\'i Tyndall talohan\'ny nandorana azy dia hoe
:\"Oh Lord, open the King of England\'s eyes\". :°)
20. ikaretsaka ( 30/10/2007 12:20)
Miala tsiny fa mikorotana be ny nilazako azy teo... mba fafao ilay ao ambony io ravato azafady an

Tsy haiko na tsy fandalinana lasa lalindalina kokoa na fiti a te hamahan-dalitra ny olona!
alefako tsirairay aza ny famaliana azy:

kiranil:

Ikaretsaka-
ny voalaza dia izao: @ fivavahana katolika dia izay doctrine sy dogme apetraky ry papa sy mopera isany dia tsy maintsy arahina sy hekena fa marina. na dia mazava be aza fa mifanohitra amin'ny fampianaran'i Jesosy Kristy sy ny sitrapon'Andriamanitra.

Ny Papa dia dimbin'i Piera
Tsy mifanohitra amin'ny Fampianaran'i Jesosy mihitsy ka!
Jerentsika ny "bokinay nindraminareo"

Mt 10:1-4; Mk 3:16-19; Lk 6:14-16; Asa 1:13; Lk 9:32 ... Piera foana no voalaza voalohany

Mt 18:21; Mk 8:29; Lk 12:41; Jn 6:69 ... Piera foana no nisolo tena ny apostoly

Asa 2:14-40 ... Pantekoty: i Piera no Niteny voalohany t@ Apostoly
Asa 3:6-7 ... Piera no nanasitrana voalohany
Asa 10:46-48 ... Ireo Jentilisy hatao batemy dia nampiseho an'i Piera
Jn 1:42 ... Simona no Cephas (Aramaic: Kepha =vatolampy).
Mt 16:18-19 ... "Eo ambony vatolampy...Fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra.. izay tazominao ety an-tany dia... izay avelanao ety an-tany dia "
Is 22:22; Apok 1:18 ... "ny fanalahidy dia manambara fahefana.
Jn 21:17 ... "Fahano ny ondriko"
Lk 22:31-32 ... "Ry Simona ..Herezo ireo namanao".
Lk 10:1-2, 16; Jn 13:20; 2 kor 5:20; Gal 4:14; Asa 5:1-5 ... "vicars" (=solontena, subsituten_'i Kristy.

Mk 6:20; Lk 1:70,2:23; Rom 12:1; Asa 3:21, 1 Cor 7:14; Efez 3:5; Col 1:22 ... Azo antsoina hoe olomasina ny olona ("call no one holy".
---> Voasoratra tsara ao amin'ny "bokinay nindraminareo" tsara mihitsy ny momba mny dogma sy ny fahafahana mahatonga hoe ekena izany!


ohatra maro no azo lazaina fa ireto zao anisany:
- ny vavaka tsianjery. (raozery, arahaba ry maria...sns)

Iza no manao vavaka lava? 12 segondra tompoko ny lany rehefa miteny "Arahaba ry Maria" anankiray!(Tanisao raha tsy mino ary Teny ao anaty "Bokinay nindraminareo" aby no ampiasaina, ohatranareo mitsimpona sy mamerina ireny andalana tsimponinareo ireny ihany,
ny Mistery hanaovana meditation @ Raozery dia voalaza ao anaty "Bokinay nindraminareo aby"

Jesosy nampianatra mazava tsara hoe :
"raha mivavaka ianareo, dia aza manao teny maro foana tahaka ny jentilisa, fa ataony ho ny hamaroan'ny teniny no hiainoana azy" Matio 6:7
Ka teny Maro ve ny 12 segondra ry Kiranil? Raha miohatra amin'ny amin'ny 8 ka hatramin'ny 1(mahery aza) lazain'i pasitera? dia iza no manao fomban'ny Jentilisa izany?
Raha Messe Basse anankiray dia voalaza sy voateny ao anatin'ny adiny 1 latsaka aby ny resaka , ary vita hatrany @ Komonio (fandraisana)!
Iza no manao fombana Jentilisa @ izany?


-Jesosy koa nampiantra mazava tsara izao ny hoe: "Aza milaza olona ety an-tany ho rainareo; fa iray no Rainareo dia izay any an-danitra" Matio 23:9
kanefa diniho ny zavamisy ao @ io fivavahana io.

...
Nga Ray ny resaka eto fa tsy Reny? pooop!


Diniho ny tantara fa noararan'ny fiangonana katolika ny famakiana ny Soratra Masina ary voaenjika, novonoina sy nodorana mihintsy izay manana sy mamaky ny Soratra Masina satria mahita ny zavatra mifanohitra @ fampianarana azo avy @ dry mopera zezoita... sns..


Tsy maninona fa andao dinihina tsara ary e!
1) tsy nahay namaky teny ny ankabetsahan'ny olona t@ izany fotoana izany
2) Nisy naka ireo manuscripts (baiboly nosoratana tanana ) no nisy naka tsy ankiteniteny mba handikana izany @ language vernacular. betsaka ny tsy hita t@ ireo boky ireo
3) Tsy ny Jesuite, na malaza ho counter reformation no nandotro fa ny anglikanina (jereo ny tantara)

William Tyndale ohatra izay nandiaka ny Soratra Masina ho amin'ny fiteny anglisy mba ahazoan'ny maro ny tena sitrapon'Andrimanitra, dia anisan'ireo nosamborina sy nodoran'ny fiangonana.


Ary ny notenenin'ny katolika fotsiny dia hoe incoherent ny zavatra nadikany satria misy teny sasany tsy ao mihitsyfa mivoana , anisany io Jehova Jehova nareo io!
ny teny Farany nolazain'i Tyndall talohan'ny nandorana azy dia hoe
:"Oh Lord, open the King of England's eyes".








© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0181