apokalipsy

61. fijo ( 07/11/2007 00:35)
fa de maheno an'io aby anie ny olona fa di amanarak ale izy nefa e????
62. Mandefitra ( 07/11/2007 11:37)
ikaretsaka:
Raha in 1 izy anie izany dia afaka manota foana isika mandra pa e, natao batemy isika de mino azy dia dioviny ny otantsika na inona na inona ataontsika, izay izany de ampy fa andao @ izay hirevy,... lojikan'i fijo

Hoy Jesosy:
Jaona 14:21 Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
Mazava ho azy fa raha mino an'i Kristy isika, tsy maintsy ho tia Azy, ka hitandrina ny didiny.
Saingy noho ny mahaolombelona de mety manota ihany, na de efa zanak'Andriamanitra aza, ka dia mila mibebaka, mangatam-pamelana noho ny fitiavan'Andriamanitra sy ny famindrampony, sy noho ny fanavotana nataon'i Kristy.
Raisina ny famonjena. :)
63. ikaretsaka ( 07/11/2007 17:06)
Hoy i jesosy: Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny Rako no hanana ny fiainana mandrakizao ary izao ao aminy ary izy ato amiko (Joany 6: 55,56)

Dia ianao ihany anie dia mampifamatotra ny tenanao eto ry mandefitra e
64. fijo ( 07/11/2007 22:16)
mandefitra,ka rah aizany ndao hanota de mibebaka avy eo e,milamina io.
65. LazaDaddy ( 07/11/2007 23:18)
fijo:
mandefitra,ka rah aizany ndao hanota de mibebaka avy eo e,milamina io.
Hevero anie raha ianao eo am-panotana iny no tonga i Jesosy...tsy misy fotoana hibebahana intsony fa veloma lava...raha tsy hoe angaha ianao miandrandra ny doctrine purgatory an'Ikaretsaka.

fijo> aza milalao afo fa mandoro io!


66. fijo ( 07/11/2007 23:32)
ka lery toa tsy hoavy fa mampiresaka fotsiny ko
67. LazaDaddy ( 07/11/2007 23:39)
izaho aloha mino fa ho avy Izy ary mirary ny fiaviany tsy ho ela :)
68. ikaretsaka ( 08/11/2007 03:36)
rehefa ho avy Izy de vonona foana na ho ela na ho haingana e... izay maharitra vadin'i Jesoa.. ohatran'ny Fiangonana
69. Mandefitra ( 08/11/2007 04:56)
fijo:
ka lery toa tsy hoavy fa mampiresaka fotsiny ko

Mbola miandry andra-fijo hibebaka Izy ka ... Henoy fa mibitsika @ tovolahy foana Izy hoe miverena f'efa zanak'Andriamanitra enao.
70. fijo ( 08/11/2007 22:00)
ary tsy hoavy mihintsy izy izany raha hiandry ahy.
71. Mandefitra ( 13/11/2007 08:58)
Mbola miala nenina Izy Ra fijo a, zay no maha be indrafo sy maharipo Azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077