Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
1. Fody
(
27/10/2007 13:44)
Tsy vao voalohany izao no tratra tamin'ny lainga sy ny fanendrikendrehana nataony i fijo. Maro moa ny lainga sy endrikendrika nataony teto, saingy ninina tsy jerena ireny.
Ny tena nisongadina tamin'izany dia ilay resaka kardinaly, izay tiana ny mampatsiahy fa tsy fantany akory hoe: iza i Kardinaly Razafindratandra, nefa dia sahy ny nilaza sy nanizingizina fa i Kardinaly razafindratandra mihitsy no niteny taminy.
Tsy ivalaparana moa iny resaka iny fa ity indray misy vaovao:
Hoy izy
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Napetraka taminy ny fanontaniana hoe: iza io olona io, dia aiza no misy azy?
De ity no valiny nomeny, izay ahitana taratra fiarovan-tena sahady. Midika izany fa tsy mari-pototra ny zavatra lazainy
8. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:12:58
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
tsy fanaratsianaletsy fa zavatra hita an.izay no hanamarihako hoe mahagaga ahy io.sa raha vao za no manoratra dia ratsy be
Mitohy ihany ny resaka ka naverina ilay fanontaniana hoe: iza ilay olona, dia aiza no misy azy?
Ny valiny nomeny eto, dia hita fa manova resaka. Midika koa izany fa tsy marina mihitsy ny zavatra noteneny.
10. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:17:19
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
any mahajnga misy olona fantako mananjanaka,nefa dia pretra.tsy haiko ny anarany satria za tsy miangona ao aminy.fa ny fantako dia olona avy any bealanana na befandriana le izy
Mitohy ihany ny resaka: mbola naverina ihany ilay fanontaniana satria tsy misy valiny tena mitombina.
Dia vao maika ahodiny amin'ny zavatra tsy izy mihitsy ilay resaka. Mbola manafy ihany izany fa tsy marina mihitsy io zavatra nambarany io.
13. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:18:46
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
ampiako kely.io zanany io,nianatra tao amin'ny ND tao mahajanga.sekoly katolika ioary tao aho no nianatra
Dia mbola naverina ihany moa ny fanontaniana satria tsy voavaliny mihitsy: Iza ilay olona, dia aiza no misy azy?
Dia valin-teny bontolo toy izao no nomeny.
21. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:24:54
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
fa ngaha tsy hita io valiny lazaiko io,fa toa miverimberina be le resaka?????,sa romotra be?
Hita amin'io valin-teny io fa sorena ny lehilahy satria manatsikafona ny lainga be afafiny ny tena. Teny tsy voahevitra sy tsy voadinika no lazaina. Moa nisy valin-teny nifandraika tamin'ilay fanontaniana ve hatreto ny valin-teniny. Tsy misy na iray aza.
Fa mitohy ihany ny resaka ary dia mbola naverina ihany ilay fanontaniana: Iza ilay olona dia aiza no misy azy?
Eto dia miova ny resaka. Mba araho moa ny laojika raha mitombina ny zavatra lazain'i fijo. Midika io fa lainga be ny zavatra nolazainy.
23. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:28:04
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
ka efa io ny valiny.ny zanany nianatra tao amin'ny ND,kilasimandry tao mahajnga tao.ny maman'i lery io ,mbola nijery azy tany fony izy mpianatra.
sa mila valiny ahoana indray
Mbola napetraka ihany ilay fanontaniana satria tsy voavaliny mihitsy.
Ny valin-teniny nomeny dia vao maika tsy mitombina.
25. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:41:06
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
ka ny dadan'io bandy io no pretra ry akama.izay no hilazako anao hoe le anaran'ny rainy tsy haiko,fa io ankizy io nianatra tao amin'ny sekoly nianarako.aiza ary ity fahazoanareo resaka.??????ny mamany araka io lazaiko io,mbola mitsidika aazy fony izy mpianatra.ary io maro ny mpianatra tao amin'ny ND nahalala io tranga io.
sa hanontanian ako ahoe aiz any adresiny?
Dia naveriko hatrany moa ilay fanontaniana mila valiny saingy tsy voavaly mihitsy.
Ny valin-teniny nomeny eto dia ahitana taratra ny fomba fiady te hanamarin-tena.
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:45:51
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
le hoe vady ofisialy aloha tsy haiko io.any amin'ny tany tsimihety mantsy asa na vita fanambadina any amin'ny mairie aby ny olona na tsia,fa dia hoe manambady na mpivady.ary ny maman'io bandy iosy ilay dadany izay pretra dia efa tsy miray trano intsony,fa le reniny io mbola any amin'ny misy andry zalahy any,fa mandalo mijery azy ao mahanjanga fotsiny.
Naveriny foana tery ambony fa tsy fantany ilay anaran'ilay pretra nefa eto dia ambarany fa iosy no anarany. Nisy ve io olona io? Tsia, tsy nisy pretra avy any Bealalana na Befandriana mitondrana an'io anarana io. Tiana koa ny manamarika fa Pretra iray ihany hatramin'izao no avy any Bealalana, io pretra io dia olom-pantatro tokoa.
Koa satria tsy marina izay nolazainy dia mbola naverina ihany ny fanontaniana ka dia izao no navaliny:
29. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:53:10
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
le rangahy io pretra tao mahajanga tao.valiny ngamba io.ny anarany efa nolazaiko tery ambony tery fa tsy haiko.ny zanany izay nianatra tao amin'y sekoly nianarako no nahalalako ilay resaka.ka valiny ahoan aihany vao mety???
Dia mitohy hatrany moa ny fiarovan-tena, na fanamarinan-tena.
31. Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-10-2007 00:03:39
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
izay no nilazako hoe "ilay fanambadiana ofisialy"le formen'ilay fanambadiana aloha tsy hay io.hoe vita mariazy sivily ve sa dia fiboaha dia vita sa noamasinina sa ahoana io tsy haiko.
fa ny resaka dia hoe mamanay sy babanay.ary aza hadino fa sekoly katolika io nianaranay io
Ary ny nihafarany dia novainy mihitsy ny resaka.
33. Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-10-2007 06:02:33
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
fanontaniana kely oan'i fody.
St pierre moa tsy efa nanambady vao nanaradia an'i ralavavolo?
ary toa nariany ilay vadiaman janany rehefa nnohamasinina izy??tsy ohatra iray koa va io ry zanako?????sa io ohatra vazaha ka tsy mety?
Mbola misy koa ny porofo hafa hahafahana milaza fa lainga be ny zavatra nolazain'i fijo:
1 - Ny olona nirasa-bady na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana dia tsy azo hamasinina ho pretra.
2 - Mialohan'ny hanamasinana pretra dia misy ny fanadihadihana atao, ka raha fantatra fa manana vady aman-janaka ilay olona, ary mbola velona ireo vady aman-janany ireo dia tsy azo atao ny manamasina azy ho pretra.
Farany: Tsy i fijo irery no nianatra tao amin'ny ND, ary tsy i fijo irery no mahalala ny zava-nisy sy zava-nitranga tao Mahajanga. Manana namana maro any aho, ary misy maro koa miara-miasa amiko aty. Ka aoka izay ny fafy lainga.
répondu par Fody le 10/11/2007 09:52
2. Fody
(
27/10/2007 13:49)
Marihana fa tsy misy resaka pretra manan-janaka eto, fa ny resaka tsy marina nolazainy dia ny hoe:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Io no lainga be. Ka raha resaka pretra manan-janaka no holazainao dia tsy izay mihitsy no resaka.

3. Robert
(
27/10/2007 14:02)
Aza omena tsiny izy, fa fomba fiady daholo izany..
rehefa tsy mazava tsara ny zavatra lazaina de aza de manao affirmation be loatra..

4. Papoose
(
27/10/2007 17:01)
Fody a!rehefa mi-forum dia misy ny fahadiasoana rehefa manoratra indraindray zay tsy tandritandry fa raha mahay teny gasy tsara enao dia kobonao!
le resaka "IOSY" no teneniko eto!
Vakio tsara dia vakio indray na indroa na imbetsaka fa mapihomehy be fa manjary lasa hafa ny fahazoanao azy ka eto dia ohatran'ny enao ndray no mamorona, ka rehefa mamorona zvt tsy misy dia mitovy @ mandainga ihany koa! Tsy anaran'olona ilay "IOSY" fa tsy voahisy espace fa "IO SY" donc tokony hoe:
"ary ny maman'io bandy io sy ilay dadany izay pretra dia efa tsy miray trano intsony"
Raha nanao investigation enao dia tena very maina nohon'ny tsy famakiana tsara sy ny tsy fijerena tsara ny tena tian'ilay lahatsoratra ambara fa somary mamaky anjambany!!zah ka mpanao an'io matetika taloha fa efa voa dia fay!
dia vakio miaraka @zay le paragraphe!enga anie ka ho azonao @zay!
:-D:-D Klown!
Analogy io amiko fa tsy mamadika resaka
Farany za koa tompoko nobeazina t@ sekoly katolika h@ terminale ary io hoe
Fa amiko vie privee an'olona zany ka tsy nde hitonontonona ny anarany eto aho satria fantratro fa raha ny anarako sy ny fiainako manokana no tonontonina any ambadika any dia tsy tiako!forum itony ka mety ho hitan'ny adala sy ny hendry tompoko!:wink:

Voalaza teo :
33. Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-10-2007 06:02:33
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
fanontaniana kely oan'i fody.
St pierre moa tsy efa nanambady vao nanaradia an'i ralavavolo?
ary toa nariany ilay vadiaman janany rehefa nnohamasinina izy??tsy ohatra iray koa va io ry zanako?????sa io ohatra vazaha ka tsy mety?
Analogy io amiko fa tsy mamadika resaka
Farany za koa tompoko nobeazina t@ sekoly katolika h@ terminale ary io hoe
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy edia dia nahita mihitsy aho t@zay pretra fantatro teo @fiainako!
Fa amiko vie privee an'olona zany ka tsy nde hitonontonona ny anarany eto aho satria fantratro fa raha ny anarako sy ny fiainako manokana no tonontonina any ambadika any dia tsy tiako!forum itony ka mety ho hitan'ny adala sy ny hendry tompoko!:wink:
5. Fody
(
27/10/2007 17:29)
Ekena fa diso ilay hoe: iosy.
Fa averiko fa raha io zavatra lazain'i fijo dia tena tsy misy.
Papoose: raha hoe pretra manan-janaka, izany hoe niteraka tao aorinan'ny naha pretra azy dia ekeko fa misy. Fa raha io zavatra lazaini fijo io kosa dia tena tsy misy mihitsy.

6. pissoa
(
27/10/2007 17:35)
Marina ny tenin'i Papoose amin'ilay hoe "Iosy" :-D
Ilay resaka Md Piera kosa dia tsy dia mitombina ny teninao. Ny zavatra notadiavin'i Fody, raha ny zavatra voatatitra eto, dia hoe Iza no anaran'ilay mopera izany, aiza no misy azy ... ka raha lasa hoe i Md Piera bli ble blo ny resaka dia hafahafa ihany. Analogy amin'ny inona ... Toy ny fiarovan-tena sahady ny fahitako an'io hoe efa nisy izany taloha donk marina ny teniko na tsy omeko aza ny anarana. :-D:-D:-D
Ny hoe olona manam-bady dia nohamasinina mopera ... dia mila hamarininao angamba hoe vita Mariazy araka ny fiangonana Katolika ve izy sa tsia ! Tsy izay rehetra tian'ny olona antsoina hoe mariazy mantsy no atao hoe Mariazy araka ny fiangonana Katolika, ary tsy mampiova na inona na inona amin'izany ny maha-mpianatry ny sekoly Katolika hatramin'ny Terminale an'i Papoose :-D:-D:-D
Ankoatra izay, misy fanadihadiana atao izay vao hamasinina ho pretra ireny pretra ireny. Misy fanadihadiana atao koa izay vao atao mariazy Katolika ireny olona atao mariazy ireny. Ka hamarino ny teninareo mba hahafahan'ny tompon'andraikitra Katolika manao izay tokony ataony raha nisy fanadihadiana diso na nodisoina tany aloha tany :wink::-D:-D:-D

7. ratonga
(
27/10/2007 19:16)
tsy misy tokony amoahan'i fijo ny anaran'izany pretra izany na fantany na tsia, ka na marina na lainga izay lazainy dé azy ny azy, fa ra mitady fanazavana mioatra ireo zay nolazainy ireo i fody dé tokony anjarany ny manao ny anketiny dé zay izy vo tokony hilaza na lainga na tsia ny volazan'i fijo fa tsy wé vô tsy mitovy heviny dé tondé lazainy fa lainga
8. Fody
(
27/10/2007 19:29)
ratonga: Matoa aho miteny hoe lainga dia fantatro fa diso, satria aho tsy olona ivelan'ny Fiangonana fa ao anatiny, mahalala mihoatra noho izy.
Tsy vahiny amin'ny fiainam-piangonana ao Mahajanga ny tenako ry namana.
9. tywa68
(
27/10/2007 20:27)
marina ny anao ry Fody : ilay manendrikendrika ty tena mora loatra, ary tena mandreraka : lasa mahazàtra aza ny farany ny mahita azy eto !
Papoose : ny fahadisoana samy manondrana dhl eto, fa ilay mamorona mba hampatavy resaka no tsy lasa indrindra miresaka olona tsy eo hiaro ny tenany.
Ratonga : marina koa ilay hoe tsy voatery ho tononona eto ny anaran'ireo olona tsy eo ireo, hoe vao marina :wink:
Zany akory tsy midika hoe mpandainga foana i fijo ry Fody fa mitady membres izy a :lol:

10. Papoose
(
27/10/2007 22:26)
analogy @hoe
Tsy miaro tena ka! fa privacyn'olona zany, dia manaja an'izay fotsiny za!
Ekany de ekany fa tsy fantatro ny mikasika an'io satria za tsy nanatrika ny mariazy ary tsy fantatro raha vita mariazy fa ny fantatro dia niaraka mipetraka toy ny mpivady zareo miaraka @zanany ary fantatry ny olona manodidina.
Tsy tanjoko rahateo koa le hampiova inona na inona fa tao anatin'ilay environment nianarako t@ karazana sekoly katolika no nahitako an'ilay tranga io zay no tiko ambara!nifanandrify t@ zvt hitako ilay hoe misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e dia mba nozaraiko fa tsy dia inona akory!
Manaja ny hvtrao za ry Fody fa za nahita dia mba gaga koa aza, ary tsy haiko ny nahatonga an'ilay izy fa mahafantatra olona za, afaka mijanona @hvtrao ianao fa ny handresy lahatra anao dia ny mety hitonanako anaran'olona anefa tsy afaka hanao an'izay aho!
Marihiko kely fotsiny fa efa t@enintaona lasa io no nanomboka fantatro!
Iza le mamorona sy le miresaka olona tsy eo hiaro ny tenany fa tsy azoko?
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Tsy miaro tena ka! fa privacyn'olona zany, dia manaja an'izay fotsiny za!
dia mila hamarininao angamba hoe vita Mariazy araka ny fiangonana Katolika ve izy sa tsia ! Tsy izay rehetra tian'ny olona antsoina hoe mariazy mantsy no atao hoe Mariazy araka ny fiangonana Katolika,
Ekany de ekany fa tsy fantatro ny mikasika an'io satria za tsy nanatrika ny mariazy ary tsy fantatro raha vita mariazy fa ny fantatro dia niaraka mipetraka toy ny mpivady zareo miaraka @zanany ary fantatry ny olona manodidina.
ary tsy mampiova na inona na inona amin'izany ny maha-mpianatry ny sekoly Katolika hatramin'ny Terminale an'i Papoose
Tsy tanjoko rahateo koa le hampiova inona na inona fa tao anatin'ilay environment nianarako t@ karazana sekoly katolika no nahitako an'ilay tranga io zay no tiko ambara!nifanandrify t@ zvt hitako ilay hoe misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e dia mba nozaraiko fa tsy dia inona akory!
Fa raha io zavatra lazaini fijo io kosa dia tena tsy misy mihitsy
Manaja ny hvtrao za ry Fody fa za nahita dia mba gaga koa aza, ary tsy haiko ny nahatonga an'ilay izy fa mahafantatra olona za, afaka mijanona @hvtrao ianao fa ny handresy lahatra anao dia ny mety hitonanako anaran'olona anefa tsy afaka hanao an'izay aho!
Marihiko kely fotsiny fa efa t@enintaona lasa io no nanomboka fantatro!
Papoose : ny fahadisoana samy manondrana dhl eto, fa ilay mamorona mba hampatavy resaka no tsy lasa indrindra miresaka olona tsy eo hiaro ny tenany.
Iza le mamorona sy le miresaka olona tsy eo hiaro ny tenany fa tsy azoko?
11. pissoa
(
27/10/2007 22:35)
Ekany de ekany fa tsy fantatro ny mikasika an'io satria za tsy nanatrika ny mariazy ary tsy fantatro raha vita mariazy fa ny fantatro dia niaraka mipetraka toy ny mpivady zareo miaraka @zanany ary fantatry ny olona manodidina.
Hay ve mety tsy manambady akory izy izany (amin'ny mahaKatolika azy) fa nilafika ohatran'ny mopera sasany mampalahelo fotsiny no hitanao e ! Zavatra samihafa be izany, ary araka ny efa nolazain'i Fody dia raha zavatra hoe mopera manan-janaka (dia ampiak hoe na manao sipa) no resahinao dia tsy izay no resahiny :-D:-D:-D
Fanamarihana lehibe fa sao misy mandika vilana indray koa ny teniko dia holazaina fa notenein'i Pissoa avy eo ary nataon'i Md Piera . :-D:-D:-D Izaho tsy miteny mihitsy hoe mety ny mopera manan-janaka sns Hoy fotsiny aho hoe toa efa voalaza tery ambony fa tsy izay ilay resaka. :wink:
12. Papoose
(
27/10/2007 22:48)
Zavatra samihafa be izany
Eka ozy dia okay ary fa za zany no nanafangaro fa andraso mba hanontaniko marina ny tena marina aminy rehefa hitako ihany ity sizze ty!:wink: Misaotra!

13. soanja
(
28/10/2007 01:39)
Amiko aloha dia tsy tokony hisy fanononana anaran'olona ka nanoso-potaka azy ny eto amin'ny forum e.
Fa kosa raha tsy mitombina ny hevitra nentin'olona iray dia ny antony tsy mampitombina azy na porofo koa no entina manala izany zavatra tsy mitombina izany.
Fa aza manonona anaran'olona eto mihitsy re fa tsy mety izany indrindra ka zava-dratsy no iresahana momba azy. Misaotra o!

15. patrick2002
(
28/10/2007 03:34)
fa inona ny resaka eh tsy mazava ,mompera manambady sa manantsipa ,indray izany ,sa miteraka ,iza no mpandainga ary iza no hendrikendrehana. :roll::roll:
16. niryna
(
28/10/2007 06:07)
Fody:
Marihana fa tsy misy resaka pretra manan-janaka eto, fa ny resaka tsy marina nolazainy dia ny hoe:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Io no lainga be. Ka raha resaka pretra manan-janaka no holazainao dia tsy izay mihitsy no resaka.
mila fandriam-pahalemana isika amin'ny fiainana.Tsy tokony hiady fa mila mandefitra na inona lazain'ny olona.Indraindray manaratsy,manome tsiny,mandainga,mamely teny maharary.Mila mianatra ny mandefitra izany fa tsy ahitana vokatsoa ilay izy.
We have to be peace-maker :D
MPITORITENY 10
4 Raha tezeran'ny mpanapaka hianao aza miala amin'ny fitoeranao; fa ny fahatsindriam-po mahasakana ny fahadisoana lehibe.
5 Misy ratsy efa hitako aty ambanin'ny masoandro, ka toa fahadisoana ataon'ny mpanapaka izany;:-*
17. Fody
(
28/10/2007 13:46)
Fa inona no atao hoe: fandeferana ho an'i nyrina? Tsy mba nandefitra ve izany i Jesoa raha nilaza ny hadalan'ny fariseo sy ny mpanora-dalana? Tsy mba nandefitra koa izy raha nandroaka ny mpivarotra tao an-telimpoly?
Tsy voafetra ny fandeferana, manaiky izany aho. Fa ny hoe mandefitra dia tsy midika ho fanekena fotsiny ny tsy mety ataon'ny hafa.
Tsy misy koa ny tena Filaminana (fandriam-pahalemana hoy ianao) raha tsy misy ny famelan-keloka. Nefa fantaro fa tsy misy famelan-keloka tena izy raha tsy misy ny fiekena ho diso, ataonao ahoana ny hamela ny hadisoan'ny hafa milaza fa marina izay voalazainy? Raha tsy meloka izy, tsy misy dikany ny famelan-keloka. Ianao mamela azy indray aza no mety lazainy ho mpanendrikendrika, sns...

18. bosista
(
28/10/2007 17:52)
voalazan'i fody tery ambony: raha pretra manan-janaka izany hoe niteraka taorian'ny naha-pretra azy dia ekeko fa misy..ka hoy izaho hoe tsy izany ve no tena loza! sanatria efa nanao voady ve vao miteraka? fa hatraiza ary ny fanajana ny hasin'ny voady ataon'ireny pretra ireny?
19. niryna
(
29/10/2007 03:30)
Fody:
Fa inona no atao hoe: fandeferana ho an'i nyrina? Tsy mba nandefitra ve izany i Jesoa raha nilaza ny hadalan'ny fariseo sy ny mpanora-dalana? Tsy mba nandefitra koa izy raha nandroaka ny mpivarotra tao an-telimpoly?
Tsy voafetra ny fandeferana, manaiky izany aho. Fa ny hoe mandefitra dia tsy midika ho fanekena fotsiny ny tsy mety ataon'ny hafa.
Tsy misy koa ny tena Filaminana (fandriam-pahalemana hoy ianao) raha tsy misy ny famelan-keloka. Nefa fantaro fa tsy misy famelan-keloka tena izy raha tsy misy ny fiekena ho diso, ataonao ahoana ny hamela ny hadisoan'ny hafa milaza fa marina izay voalazainy? Raha tsy meloka izy, tsy misy dikany ny famelan-keloka. Ianao mamela azy indray aza no mety lazainy ho mpanendrikendrika, sns...
Koa raha olona tsy mino an'Atra izy inona no famelankeloka omeny anao eo.:D na izy aza mety tsy mahalala hoe tsy mety ny ataony kou na mahalala fa tsy miaiky na tsy mino an'izany hoe famelankeloka izany.Ataoko inona ? Izaho angaha andeha ho aiza fa eto an-tany ihany no farany amiko ! Dia inona no azo ataonao amin'izany ? :D ohatrohatra ny ahy io an.:roll:
20. fleurdedago
(
29/10/2007 06:36)
Misy ny mopera niala izy fa nahatsapa fa diso ny lalany, amiko tsy olana izany. Fa kosa ny hoe mbola mijanona izy kanefa manao sipa dia miteraka any, hitako hoe tsy mety.
Tsy mankasitra izany aho satria efa nanao voady izy, fa kosa izy anie tsy anjely fa olombelona e ! firy firy ny mopera pédophile tratra zay ! Ireny aza ny ahy no tena tsy laitrako kanefa d RAD ara-panahy ametrahan'ny fianakaviana antoka tsara zao !:evil: