Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
21. Kwasi
(
29/10/2007 16:05)
Marina aloha ilay hoe aoka izay ny lainga sy endrikendrika e. Fa raha eto @ ity cas ity indray aloha dia tsy voaporofo mihitsy hoe nandainga i fijo. Karazana indice kely ihany no nomeny satria tsy fanao ny manonona anaran'olona @ itony forum itony.
22. Fody
(
29/10/2007 18:02)
Tsy fanao ny manonona anaran'olona, hoy ny hafa eto.
Fa angaha moa i fijo tsy nanonona anaran'olona fony nilaza fa ny Kardinaly Razafindratandra mihitsy no nilaza taminy hoe:... Ary mbola nohamafisiny tamin'ny hoe: angamba fantatrao tsara i Kardinaly Razafindratandra. sns...
Fa angaha koa moa izy tsy nilaza anaran'olona fony niteny hoe: hoy i Frera Paoly...?
Fa angaha tsy anaran'olona ireo nolzainy ireo?
Ireto misy azo ilazana fa mpandainga izy:
Avy amin'ny zavatra nosoratany:
1 - Nolazainy fa fantany ilay pretra, nefa avy eo dia lazainy fa tsy fantany indray ny anarany. Tranga mety hiseho io, nefa raha zavatra malaza sahala amin'izany, ary fantatry ny maro dia tsy maintsy re eny ho eny foana ny anarany.
2 - Avy any Bealalana na Befandrina, hoy izy. Eto koa dia efa ahitana taratra fa mamorona izy. Tsy sahy manome zavatra tena mitombina tanteraka. Tiana koa ny manamarika fa: Ny pretra avy any Bealalana, dia iray ihany hatramin'izao. Ny avy any Befandrina indray dia tsy misy na dia iray aza hoe efa nanam-bady sy nanan-janaka izany vao nanao pretra.
nyrina: raha tsy mpino izy ka tsy mahalala ny atao hoe: famelan-keloka, dia ataoko kosa fa mahalala ny atao hoe: ny heloka ibabona mody rariny.
23. fijo
(
30/10/2007 22:01)
misaotra nanenjika tao rafody fa rah atsy izany tsy itako io resaka "iosy"io an,ilaina ihany le misy mpanaraka ahitana le diso.
le resaka "forme"momba le fanambadiana,dia efa noazavaiko an'i laza,fa tsy haiko le izy na vady ofisialy vita soratra na fiboaha de izay,fa any mahajanga io dia vady ary mpivady no hiantsoana azy.raha milaza fa mahay an'ny mahajanga i fody dia tokony ahalala io zavatra io.
za tsy nanadihady hoe rain'ialahy sy renin'ialahy ve vita soratra???fa aminay dia mpivady ireo.ary ny fantatray koa dia hoe efa nisaraka.
ka io mety tranga vitsy ka tsy hinoan'ny sasany,fa mino aho fa tsy irery io tranga io.saingy mbola azo takomana de lavina mafy aloha.

24. fijo
(
30/10/2007 22:05)
ny filazako hoe avy any bealanan na befandriana dia tsoriko,fa tsy tsaroako tsara.tamin'ny 85 aho no niala tany mahajanga ary tsy N°1 tamin'ny fiainako ny fivavahana ka tsy tsaroako tsara izany.fa avy any amin'iny faritra iny le olona.ka any manao fanadihadiana fa tanana kely ny any mora anaovana
izany.
ô ry fody manampahaizanabe an,ny olona fantatra ve hay anarana daholy?????????samy hafa ny haiko io sy ny fantako iny.
fantako fa misy USA na tsy mbola tany aza aho,
ary haiko mahajanga .samy hafa ireo.

25. fijo
(
30/10/2007 22:10)
fody an,manenjika ihany ise,ka havoay kely eto amin'izay aloha le nilazako hoe "namporisika ny tanora hampiasa pakoty le pretra nolazaiko"ise moa nilaza fa nilaza aho fa nanao resaka famporisihana izy.
26. Fody
(
31/10/2007 10:20)
Mba ilazana fa mahalala ny zava-nisy aho, ary mpandainga sy mpanendrikendrika ianao dia izao:
Tantara efa reko tokoa raha ny resaka momba ilay zaza zanaka pretra nianatra tao amin'ny ND. Iray ihany io ary tsy misy hafa. Ny pretra rain'io zaza io dia i Père J. (manomboka amin'io ny anarany). Avy any Mandritsara izy io, fa tsy avy any Bealalana na Befandriana araka izay voalazanao. Tsy olona nisara-bady (na vady ara-pomba na ara-panjakana) no sady tsy nanan-janaka izy io talohan'ny naha pretra azy, fa tamin'ny fotoana efa nahapretra azy no nananany an'io zaza io. Efa nangata-pialana moa izy noho ny fahitany sy ny fahatsapany fa tsy mendrika ny ho pretra intsony ka efa tsy pretra intsony ankehitriny.
Afaka manontany izay rehetra any an-tanana ianao ny fahamarinan'izany.
Izay no nanamarihako ery ambony ery hoe: raha pretra manan-janaka dia manaiky aho fa misy, fa ny zavatra nolazainao kosa dia tena lainga sy endrikendrika fotsiny. Sa mitovy amin'izay voalazanao ihany izay nolazaiko eto?

27. Fody
(
31/10/2007 10:23)
24. Mpandefa : fijo [ Valio ] 30-10-2007 23:10:15
Lohateny : Re : Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
fody an,manenjika ihany ise,ka havoay kely eto amin'izay aloha le nilazako hoe "namporisika ny tanora hampiasa pakoty le pretra nolazaiko"ise moa nilaza fa nilaza aho fa nanao resaka famporisihana izy.
Taiza ary ovina aho no nilaza an'izany? Eto dia mbola mitohy ihany ny fanendrikendrehana. Raha misy teny nilazako an'izany da avohay eto ho hita.
28. Fody
(
31/10/2007 14:47)
za tsy nanadihady hoe rain'ialahy sy renin'ialahy ve vita soratra???fa aminay dia mpivady ireo.ary ny fantatray koa dia hoe efa nisaraka.
Izao no atao hoe: Bontolo na totn'omby bory, raha tianao ho fantatra, terena fotsiny hoe izao nefa tsy izay mihitsy no izy. Ary tsy misy hevitra hahafahanao manohana an'io zavatra lazainao io na kely aza.
Toro hevitra am-pitiavana: mba diniho sy lanjalanjao ihany izay lazaina fa aza dia miteniteny fahatany re!
Salamà!
30. fijo
(
31/10/2007 22:17)
hay nisy izany aloha ilay zaza,efa tsara raha manaiky izany.
izay fifandraisan'ny ray sy reniny tsy idirako fa za tsy nanontany hoe rain'ialahy renin'ialahy ve izao sa izao.ny nalaza be tao amin'io fianarana io dia hoe,efa nisaraka ny dadany sy ny mamany,de nanao pretra ny dadany.izay no nalaza tao.ary dia izay no nandraisan'ny rehetra azy.ny katolika raha nanoa fanadihadian atany azy iny.fa ny anay mpianatra dia izay no hainay.ary izay no notanteriko teto.
andraso fa avoakako ilay teninnao.

31. fijo
(
31/10/2007 22:20)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 23-10-2007 23:06:57
Lohateny : Re : mitsara tsara,fa aza mananejika olona
Saint Pierre tokoa no ohatra nalainy. I Saint Pierre izay olona efa nanambady talohan'ny naha apostoly azy. Fa tsy hoe efa apostoly vao nanambady. Rehefa nanara-dia an'i Jesoa izy dia nilaozany ny vady aman-janany. Iz
io aloha le resaka ST pierre an;io izoa tsy itovizanareo sy ika hevitra.andraso fa hojereko indray ny iray

32. fijo
(
31/10/2007 22:32)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 26-10-2007 10:59:21
Lohateny : Re : mitsara tsara,fa aza mananejika olona
Porofo hafa toy ny inona moa no tadiavinao mihoatra noho ireo nomen'i xxx ireo ry fijo amin'ny hadisoan'ny zavatra nolazainao?
Mitovy izany aminao ny hoe: "avela manam-bady ny pretra" sy ny hoe: "Olona manam-bady na efa nanam-bady no hamasinina ho pretra"?
Raha mitovy ireo inona no mbola nanamafisany fa raha ho azy manokana, izay efa pretra, dia tsy ilaina ny manam-bady?
Ny zavatra tsy mbola fantatrao angamba dia ny hoe: na dia teboka iray aza dia efa manova ny hevitry ny teny lazaina. Eny fa na dia mifamadika fotsiny ny toeran'ny voambolana dia efa miova koa ny heviny.
Eto dia novanao tanteraka ny resaka ka nahitsin'i xxx amin'ny tena izy. Ianao moa miezaka manamarina ny teninao hatrany amin'ny resaka hafa, izay tsy misy ifandraisany intsony amin'ny lohahevitra, nefa hita sy tsapa ihany fa na ianao aza dia efa mandiso tsikelikely izay nambaranao teo aloha (natombokao tamin'ny anaran'ilay pretra moa io), fa miezaka ny midohika fotsiny.
Voalaza teo :
le hoe manaiky 100% ny fampiasana kapoty ve izy.izay tsy haiko
Tsy hainao satria manohana ny hevitr'i fiangonana izy, dia ny fandavana tanteraka ny fampiasana kapoty. Ny hany hitanao dia ny fanomezany tsiny ireo hafa mandrara be fahatany fotsiny. Ny fitanisany ny loza ateraky ny sida, ny mbola tsy nahitana fanafana ny amin'io aretina io,... Tsy hitanao kosa ny ezaka ataony manampy ny tanora amin'ny fanabeazana azy ireo tsy ho voagejan'ny filan'ny nofo fotsiny.
Milaza izy fa ny kapoty dia isany fiarovana amin'ny sida. Manaiky izany aho. Fa ny tsy azonao kosa dia zao: Ho azy ny tena fiarovana tsara indrindra dia ny fahaizana mifehy tena ho an'ny olona tokana ihany. Io ny hevitry ny Fiangonana ka tohanany 100 isan-jato.
Tsy mampirisika ny tanora mihitsy izy hampiasa ny kapoty, na dia manaiky aza fa io no fiarovana mba azo antoka ho an'izay tsy
jereo io voalazanao farany io.de iza no mandainga eto??????sa izay nolazaina omaly lavina aniO????

33. fijo
(
31/10/2007 22:34)
jereo ireo fehezan teny farany ireo,de lazao fa tsy ianoa indray no nandefa an'io.
mitsara wa ,fa aza manenjika olona.izay ihany,mianara mizaka ny hevitry ny hafa fa tsy hoe za no izao de marina foana.

34. fijo
(
31/10/2007 22:38)
Tsy mampirisika ny tanora mihitsy izy hampiasa ny kapoty
ity navahako ity le teninao izay lavinao mafy ery ambony ka aiz any tena izy ry fody kely???

35. fijo
(
31/10/2007 22:46)
izao ,adinoko kely.
mino i fody aloha fa nisy ilay zaza.ary avy any amin'ny faritra tsimihety iny le izy.
ny zavatra hafangaron'ny fody dia hoe,ny zavatra henon'ny olona,sy ny zavatra hain'ny eglizy.
raha nanaraka ny filazako ianareo dia hoy aho hoe "nalaza be tao amin'ny sekoly nianaranay".fa tsy hoe araka ny fanadihadiako dia nisy an'izao.ny fisian'io ankizy io tao moa dia nalaza tokoa ,ka izay no nahalalanay ny resaka.
za moa efa ela no niala tany ka io izy izao nilaza fa toa niala ilay dadany fa tsy nijanona pretra.

36. Fody
(
01/11/2007 12:52)
Aleo ampitaha izay nolazaiko sy izay voalazanao ny hafa dia ho hita eo na ianao no mandainga sy manendrikendrika na izaho no manenjika:
Hoy ianao
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Dia hoy aho:
Marihana fa tsy misy resaka pretra manan-janaka eto, fa ny resaka tsy marina nolazainy dia ny hoe:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e
Io no lainga be. Ka raha resaka pretra manan-janaka no holazainao dia tsy izay mihitsy no resaka.
Nefa ity no zava-nisy marina
Tantara efa reko tokoa raha ny resaka momba ilay zaza zanaka pretra nianatra tao amin'ny ND. Iray ihany io ary tsy misy hafa. Ny pretra rain'io zaza io dia i Père J. (manomboka amin'io ny anarany). Avy any Mandritsara izy io, fa tsy avy any Bealalana na Befandriana araka izay voalazanao. Tsy olona nisara-bady (na vady ara-pomba na ara-panjakana) no sady tsy nanan-janaka izy io talohan'ny naha pretra azy, fa tamin'ny fotoana efa nahapretra azy no nananany an'io zaza io. Efa nangata-pialana moa izy noho ny fahitany sy ny fahatsapany fa tsy mendrika ny ho pretra intsony ka efa tsy pretra intsony ankehitriny.
Afaka manontany izay rehetra any an-tanana ianao ny fahamarinan'izany.
Izay no nanamarihako ery ambony ery hoe: raha pretra manan-janaka dia manaiky aho fa misy, fa ny zavatra nolazainao kosa dia tena lainga sy endrikendrika fotsiny. Sa mitovy amin'izay voalazanao ihany izay nolazaiko eto?
Io no tantara marina.
Nefa ianao dia manizingizina fa nisara-bady, ary efa nanan-janaka talohan'ny naha pretra azy izy. Tsy misy na dia porofo iray aza eo an-tananao hahafahanao manamarina izay voalazanao izay fa manao bontolo fotsiny hoe: izay no fantatray. (ilay hoe izahay koa tsy hay hoe iza aby). Ny taonan'io zaza io fotsiny dia efa ampy nanaporofo fa zanany taorinan'ny nanamasinana azy ho pretra io zaza io.
Eto moa dia mbola miala bala ihany ianao hoe: araka ny resaky ny olona... Tsy fantatro fa izaho efa ela no niala tany Mahajanga... Tsy porofo mihitsy ireo hanamarinana izay voalazanao.
Raha tsy fantatra maninona no nolazaina, sy hamafisina fa marina?
Raha zavatra tsy maha sur ny tena ve dia mety ny manao affirmation?
Mba mandinika ihany e!
37. Fody
(
01/11/2007 12:59)
Tsy hainao satria manohana ny hevitr'i fiangonana izy, dia ny fandavana tanteraka ny fampiasana kapoty. Ny hany hitanao dia ny fanomezany tsiny ireo hafa mandrara be fahatany fotsiny. Ny fitanisany ny loza ateraky ny sida, ny mbola tsy nahitana fanafana ny amin'io aretina io,... Tsy hitanao kosa ny ezaka ataony manampy ny tanora amin'ny fanabeazana azy ireo tsy ho voagejan'ny filan'ny nofo fotsiny.
Milaza izy fa ny kapoty dia isany fiarovana amin'ny sida. Manaiky izany aho. Fa ny tsy azonao kosa dia zao: Ho azy ny tena fiarovana tsara indrindra dia ny fahaizana mifehy tena ho an'ny olona tokana ihany. Io ny hevitry ny Fiangonana ka tohanany 100 isan-jato.
Tsy mampirisika ny tanora mihitsy izy hampiasa ny kapoty, na dia manaiky aza fa io no fiarovana mba azo antoka ho an'izay tsy
Mba vakio tsara izay voasoratra e! Moa misy milaza ve eo hoe: i fijo dia niteny fa nampirisika ny tanora hampiasa kapoty ilay pretra?
Izay no nilazana fa mba mahaiza mandinika tsara aloha vao manoratra fa manendrikendrika fotsiny.
38. fijo
(
01/11/2007 20:53)
ilay zaza aloha raha ny taonany no lazainao,dia izao.
tamin'ny 1985 ity resaka lazaiko ity.kilasy famaranana aho tamin'izany ary io ankizy io kilasy de 2 nd.
raha olona iray ity resahantsika dia efa zaza lehibe ihany izy tamin'izany.ny taonany tsy haiko,fa io ny kilasiny.
le resaka hoe efa nisaraka,dia io ankizy io no niteny izany.izy io tsy be namana,fa misy vitsy izay mpiaraka aminy,no ahalalana izany.
raha acte de mariage aloha no tadiavinao dia tsy ananako fa hialana tsiny.fa matoa mandeha ny resaka dia misy ilay zavatra.

39. fijo
(
01/11/2007 20:56)
Tsy mampirisika ny tanora mihitsy ""izy" hampiasa ny kapoty, na dia manaiky aza fa io no fiarovana mba azo antoka ho an'izay tsy
tsy miteny mivantana ny psko ianao,fa mba alaivo tsara io teninao io.iza no resahanao eto?????
aza manao fialabala maivana toa io fa tsy mety.
iza le "izy"resahana?

40. Fody
(
01/11/2007 21:11)
Miezaka mafy manamarin-tena ianao rafijo fa tsy afa-miala!
Izao koa no tsy fantatrao angamba: Tsy noekena avy hatrany ny fangatahan'io pretra io hiala raha tsy taona vitsivitsy taty aorina, midika izany fa:
1 - Tsy nanana vady izy, ary tsy nanana zanaka talohan'ny naha pretra azy. Raha nisy ireo dia avy hatrany dia noekena ny fangatahany hiala.
2 - Olona nanana ny maha izy azy izy matoa mbola notazonina fotoana elaela toy izany. Mbola velona moa izy amin'izao fotoana izao saingy efa lehibe tokoa, ary mbola manampy azy ny diosezy.
Manaraka dia ny tsy fahaizanao mandinika: Mba vakio tsara izay voasoratra.
Hoy aho: "Ho azy ny tena fiarovana tsara indrindra dia ny fahaizana mifehy tena ho an'ny olona tokana ihany. Io ny hevitry ny Fiangonana ka tohanany 100 isan-jato. Tsy mampirisika ny tanora mihitsy izy hampiasa ny kapoty, na dia manaiky aza fa io no fiarovana mba azo antoka ho an'izay tsy..."
Raha ohatra ka tsy azonao izay voalaza tamin'io dia izao: ny tsy fampirisihany ny tanora hampiasa ny kapoty dia midika fa tsy tena d'accord amin'io izy, na dia manaiky aza fa maharo amin'ny sida io.
De inona amin'io ny fialana bala? Ianao no tsy mandinika loatra ka miteniteny fahatany.