Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!

41. fijo ( 01/11/2007 21:16)
hay,ka za ngaha niteny hoe mamporisika ny tanora hampiasa kpoty izy???????izay no hodianoa tsy ita.

le resaka pretra.za tsy mahayizay fombanareo rehefa miala,fa ny ahy izay nisy sy rembahoaka no henoko sy averiko.
ary raha namaky tsara ianoa tamin'ny fotoan anilazako io resaka io,dia nasiako hoe toa mahagaga ahy ihany le izy.sa io teny io tsy hita fa efa difotry ny fankahalana ny maso?
42. Fody ( 01/11/2007 21:24)
hay,ka za ngaha niteny hoe mamporisika ny tanora hampiasa kpoty izy???????izay no hodianoa tsy ita.

Ka aiza no nilazako fa niteny an'izany ianao e? Avohay raha misy, sa averina eo foana izay dia misy ny farany. Manao bontolo fotsiny.

Dia mba jereo kely azafady ity:

Eto moa dia mbola miala bala ihany ianao hoe: araka ny resaky ny olona... Tsy fantatro fa izaho efa ela no niala tany Mahajanga... Tsy porofo mihitsy ireo hanamarinana izay voalazanao.

Raha tsy fantatra maninona no nolazaina, sy hamafisina fa marina?
Raha zavatra tsy maha sur ny tena ve dia mety ny manao affirmation?

Mba mandinika ihany e!
43. fijo ( 01/11/2007 21:28)
ka ny fomba fiteninao rafody midika ankolaka fa milaza izany an.misy ny takon'ila rehefa miresaka.

ekeko fa tsy porofo ireo,satria za tsy nanao ankety ilay olona.fa resaka wa no tanteriko eto.
44. Fody ( 01/11/2007 22:10)
Io averiko eto izay zavatra nolazain'i pissoa aloha.
Hoy i Fijo:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.ao mada ao be ny pretra mananjanaka ohatra.


Hoy i pissoa: Tsy hoe Pretra manan-janaka ... fa olona misara-bady aman-janaka lasa manao pretra.

I Fijo avy eo miala bala hoe tsy fantatro ny ofisialy, nefa ery ambony milaza fa

Hoy i Fijo:
io somary mahagaga ahy,satria aminareo mpino toa tsy mety ny misaraka velona

Mba omeo moa ny porofo moa fa ny filazana hoe misy lava eto amin'ny forum anie tsisy dikany e, indrindra i Fody efa milaza fa mandainga sy manendrikendrika fotsiny i Fijo.


Dia lasa toy izao indray amin'izao fotoana izao:
ekeko fa tsy porofo ireo,satria za tsy nanao ankety ilay olona.fa resaka wa no tanteriko eto.

Nefa ianao niteny hoe:
tsy fanaratsianaletsy fa zavatra hita an.izay no hanamarihako hoe mahagaga ahy io.sa raha vao za no manoratra dia ratsy be


Ary manamafy avy eo hoe:
any mahajnga misy olona fantako mananjanaka,nefa dia pretra.tsy haiko ny anarany satria za tsy miangona ao aminy.fa ny fantako dia olona avy any bealanana na befandriana le izy
45. Fody ( 01/11/2007 22:15)
ka ny fomba fiteninao rafody midika ankolaka fa milaza izany an.misy ny takon'ila rehefa miresaka.

Mahalala ny takona ianao nefa tsy mahazo izay lazaina akory, mba mahagaga izany!
46. fijo ( 01/11/2007 22:15)
hoadary.raha hiteny aho hoe,any mahajanga misy bandy antsoina hoe dewars milaza fa zanaka amerikanina,de mizesta be miteny angilisy foana,nefa lery antesaka.
za ve hanana porofo an izany.nefa iza tao mahajanga no tsy nahalala an'i dewars?????
47. Fody ( 01/11/2007 22:28)
Io averiko eto izay zavatra nolazain'i pissoa aloha.
Hoy i Fijo:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.ao mada ao be ny pretra mananjanaka ohatra.


Hoy i pissoa: Tsy hoe Pretra manan-janaka ... fa olona misara-bady aman-janaka lasa manao pretra.

I Fijo avy eo miala bala hoe tsy fantatro ny ofisialy, nefa ery ambony milaza fa
Hoy i Fijo:
io somary mahagaga ahy,satria aminareo mpino toa tsy mety ny misaraka velona

Mba omeo moa ny porofo moa fa ny filazana hoe misy lava eto amin'ny forum anie tsisy dikany e, indrindra i Fody efa milaza fa mandainga sy manendrikendrika fotsiny i Fijo.


Dia lasa toy izao indray ny resaka amin'izao fotoana izao:
ekeko fa tsy porofo ireo,satria za tsy nanao ankety ilay olona.fa resaka wa no tanteriko eto.


Nefa ianao niteny hoe:
tsy fanaratsianaletsy fa zavatra hita an.izay no hanamarihako hoe mahagaga ahy io.sa raha vao za no manoratra dia ratsy be

Ary manamafy avy eo hoe:
any mahajnga misy olona fantako mananjanaka,nefa dia pretra.tsy haiko ny anarany satria za tsy miangona ao aminy.fa ny fantako dia olona avy any bealanana na befandriana le izy

48. fijo ( 01/11/2007 22:32)
efa ita io,ry fody an,fa misy zavatramisy tsy ananana porofo.
ohatra porofoy amiko fa tsy mbola nampiasa kapoty ianao.
zavatra mety nnisy izany fa azoano porofoina ve????
49. Fody ( 01/11/2007 22:39)

Ahoana moa no tsy azo porofona? Raha mbola zavatra hitan'ny maso sy lazaina fa fantatra izany dia tokony azo porofona tsara mihitsy. Ianao anefa dia tsy afaka nanome porofo na dia iray aza.
50. fijo ( 01/11/2007 22:43)
porofoy ary fa tsy mbola nampiasa kapoty ianao,fa za tsy mino.
51. Fody ( 01/11/2007 23:05)

Fa angaha moa resaka fampiasana kapoty no resahana eto? Ovanao indray ny resaka!
52. niryna ( 02/11/2007 18:19)
fijo:

porofoy ary fa tsy mbola nampiasa kapoty ianao,fa za tsy mino.

H.S i fijo

53. fijo ( 03/11/2007 01:05)
rehefa miresaka an,azo atao ny manao fampitahana.
ohatra,misy olona manao resaka firaisan,dia misy mampitahy amin'ny kaly.mety io sa tsia?
54. Fody ( 09/11/2007 13:54)
52. Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-11-2007 02:05:18
Lohateny : Re : Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
rehefa miresaka an,azo atao ny manao fampitahana.
ohatra,misy olona manao resaka firaisan,dia misy mampitahy amin'ny kaly.mety io sa tsia?

Tsy misy resaka fampitahana io na kely aza. Aza odina tsy hita fa ho anareo miezaka mampitovy ny olona amin'ny biby, rehefa manao firaisana dia milelaka fivavina sy minono filahina. Mihinana ranon'aina sns... Noho izany tsy misy mahasamihafa azy aminareo ny mihinana sy ny manao firaisana. Izay no nahatonga ilay hoe: maninona no asina kapoty ny filahina rehefa manao firaisana, nefa tsy fonosina selefana ny lela rehefa mihinana le zavatra iny, na minono io na milelaka, na misotro ranon'aina?

Lazaiko fa mampitovy olona amin'ny biby satria zao: ny biby no mifampilelaka fitaovam-pananahana mialohan'ny iraisany satria tsy mba mahalala misasa izy. Ny olona dia tsy toy izany.

Ny biby no baikon'ny filan'ny nofony fa tsy ny olona. Ny olona dia manana saina handinihana, ary manana fanahy handanjalanjany.

Ataoko fa mazava be io!
55. fijo ( 10/11/2007 00:10)
tena ita hoe tsy eto an tany intsony ise.
ise no manao resaka kaly teo fa tsy olon kafa.
miverena wa eto an tany alohafa misavaona be le resak'ise
56. Fody ( 10/11/2007 09:52)
54. Mpandefa : fijo [ Valio ] 10-11-2007 01:10:29
Lohateny : Re : Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
tena ita hoe tsy eto an tany intsony ise.
ise no manao resaka kaly teo fa tsy olon kafa.
miverena wa eto an tany alohafa misavaona be le resak'ise

De mba vakio tsara vao miteny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1062