-Ny sakafo anio
1. mangabe
(
09/10/2007 10:19)
Inona ary ny sakafon'areo anio? Ny anay dia ravintsoanjo sy akoho atao saosy! tonga manko ity ny ririnina ka dia tsy maintsy ohanina ny ravina rehetra soa dia tratra ny atsika dia simba
répondu par fahamarinana le 14/11/2007 20:09
4. fahamarinana
(
09/10/2007 13:22)
:arrow:any tamatave izy varotan'ny karana atao beignets dia misy fangarony hena sa inona moa,tsara be kah,asa raha misy efa nihinana an'io...i Diam's angambany,eo bazar be e (taloha fa mety tsy eo ntsony koa satria efa elabe zany lazaiko zany).Ravitsaonjo hoy ny olona fa asa raha izy tokoa,fa matsiro kah!!(l)
5. ftma
(
09/10/2007 14:56)
pannini no mba sakafonay androany
ravitsaonjo asiana voanjo tena tsara an fa rehefa manafangaro azy dia sotro hazo no ampiasaina @ izay tsy manaiki-tenda
ravitsaonjo asiana voanjo tena tsara an fa rehefa manafangaro azy dia sotro hazo no ampiasaina @ izay tsy manaiki-tenda
6. fahamarinana
(
09/10/2007 15:43)
ftma:
pannini no mba sakafonay androany
ravitsaonjo asiana voanjo tena tsara an fa rehefa manafangaro azy dia sotro hazo no ampiasaina @ izay tsy manaiki-tenda
:arrow:manana re7 ve ftma omena any fa mba tiako andramana zany lazainao zany.(l)
8. ikaretsaka
(
09/10/2007 17:01)
ny anahy ato sofikisoa sy ravitoto tsy lany omaly..
nahita sofinkisoa tany @ sinoa, moa ny anay ny mangahazo maniry ao an-jaridaina fangalana raviny
nahita sofinkisoa tany @ sinoa, moa ny anay ny mangahazo maniry ao an-jaridaina fangalana raviny
9. Mitah
(
09/10/2007 17:25)
Namboly mangahazo ve i Karetsaka? Fa angaha ireny maniry any ivelany?
Ny ato an-trano mihinana ravin-tsaonjo miaraka @ hena matavy daholo fa izaho tsy mety tia. Mangagaka foana ny tendako.
Petit pois sy saosisy misy tongolo gasy atao saosy matsiro be.
Ny ato an-trano mihinana ravin-tsaonjo miaraka @ hena matavy daholo fa izaho tsy mety tia. Mangagaka foana ny tendako.
Petit pois sy saosisy misy tongolo gasy atao saosy matsiro be.
10. boubounezy
(
09/10/2007 18:50)
ny anah ny zareo alou d ravimbomanga sy crevettes b reny ny anjoany a! tsy nasina menaka efa tsy 1 sotso anendasana tongolo MIAAAAAAAAAAAAAAM tena midina tsara ery! zay alou ny anjoany.
fa in kia ry ftma lé panini fa tena otrany tsy arako?=D=D^:^ bravô dôly fa tena manomé idée bdb lé resaka sakafo eto an!:miam::miam::miam:
fa in kia ry ftma lé panini fa tena otrany tsy arako?=D=D^:^ bravô dôly fa tena manomé idée bdb lé resaka sakafo eto an!:miam::miam::miam:
11. booboo
(
09/10/2007 19:33)
sakafon'akoho (Salady sy legioma manta isa-karazany afangaro² zany sakafon'akoho zany)
12. kallie
(
10/10/2007 09:03)
Panini ky lé mofo fotsifotsy be reny a, d misy jambon sy fromage ao anatiny
Ny anay androany riz cantonnai sy crevette...
Ny anay androany riz cantonnai sy crevette...
13. ftma
(
10/10/2007 13:07)
fahamarinana boubounezy: mofo nasiana fromage sy voatabia sy jambon dia hafanaina fa tsy tsara an ohatry ny sandwich fa izy mafana fontsiny
boubounezy: eny @ mpivarotra tsakitsaky italiana ireny feno panini
Ny anay androany toufou sy anana
boubounezy: eny @ mpivarotra tsakitsaky italiana ireny feno panini
Ny anay androany toufou sy anana
14. xxx
(
10/10/2007 13:46)
menalamba:
Tsy maka-tenda be ve ny ravin-tsainjo?
Kosehana @ tanana alohan'ny handrahoina azy dia tsy maka tenda izany.
15. fahamarinana
(
11/10/2007 10:20)
kallie:
:roll: kay , zay a vô naheno ol ihinana ravi-tsonjo zany, tsara ve?
:arrow:Kallie,ity misy re7 ravintsaonjo omeko andry,sure aho fa ho tiandry kosa e:
BEIGNETS DE BREDES SONGE (saonjo io an ):
ingrédients: 1botte de brèdes songe,5cl d'huile,sel poivre,10g de gingembre,persil,1 botte d'oignon verts,piment selon gout,125g de farine,2oeufs,10g de levure chimique.
PRÉPARER LES BRÈDES SONGE
Eplucher les tiges des brèdes : enlever à l'aide d'un petit couteau, la fine pellicule qui recouvre les tiges. Laver les feuilles en les déroulant sous l'eau froide. Cuire les brèdes songe à l'eau bouillante et salée (jusqu'à ce qu'elles s'écrasent facilement). Egoutter.
PRÉPARER LA PÂTE À FRIRE
Réunir dans une calotte la farine, le sel et la levure chimique.
Mélanger et creuser un puits.
Mettre au centre les œufs et l'huile.
Mélanger sans toucher à la farine, puis verser de l'eau froide en ramenant la farine au fur et à mesure.
La pâte doit faire le ruban (ni trop épaisse, ni trop liquide).
Mélanger cette pâte à la purée de brèdes songe et rajouter les herbes ciselées finement, ainsi que le gingembre et le piment hachés.
FRIRE
Prélever une cuillère à soupe du mélange, l'amener au-dessus du bain de friture et pousser celui-ci à l'aide d'une autre cuillère. Faire frire à 170°C jusqu'à obtenir une belle couleur.
Egoutter sur du papier absorbant avant de servir chaud.
N.B. : Si l'on veut donner plus de goût à ces beignets, on peut "roussir" la purée de brède songe avec de l'ail, du piment et du gingembre, au préalable.
Dia mahereza mihinana e,ohatran'ny mofo sakay ireny ihany ny paoziny fa ny tsirony hafa kely fa tsara an.Efa nataoko io re7 io,any am sinoa ny mivarotra ravio-tsaonjo.(l)
16. ikaretsaka
(
12/10/2007 01:53)
Mitah:
Namboly mangahazo ve i Karetsaka? Fa angaha ireny maniry any ivelany?
Ny ato an-trano mihinana ravin-tsaonjo miaraka @ hena matavy daholo fa izaho tsy mety tia. Mangagaka foana ny tendako.
Petit pois sy saosisy misy tongolo gasy atao saosy matsiro be.
ie.. mamboly mangahazo zahako
manafatra tahony (vomanga, mangahazo) avy any madagasikara dia ambolena ao an-jaridaina rehefa printemps dia esorina rehefa automne sady mihinana mangahazo sy vomanga ihany ihany!
ny fitotoana ny raviny dia amin'ireny fitotoankena elektrika ireny ihany!
ny fandrahoana azy dia nahandro gasy
raha tsy tiana hamody ilay taho mangahazo/vomanga dia azo atao ao anaty vazy ngezangeza fotsiny.. fa misy raviny koa na izany aza..., ny vomanga no omena zavatra handadizany..
fa malazo ihany izy ireo rehefa tonga ny ririnina dia tsy maintsy ongotana
misy fakany ihany koa fa madinika kely ohatran'ny tain'ondry! dia miandry raha misy olona tonga indray @ printemps dia afarana tahony indray
17. gasytsara501
(
12/10/2007 09:25)
Zah nanafatra vônin'anana avy mada, tsy haiko hoe été ilay izy afafy sa printemps , tapa-kevitra hanao jardin manko satria tsy mahita anana mihintsy aty aminay eny fa na dia miakatra 100 km anandrano foana no hita de zay.
Omeo hevitra ry karetsaka,ny anana aloha no nafarako, te anohatra amboly gros pois (kabaro), vôntsirôko (tsy haiko raha misy anarana hafa) koa zah satria nanafatra anio koa de mba te hanararaotra tsy haiko raha aniry ihany na ahoana fa dia ho hita eo, miandry amin'ny taona ho avy koa manko vao mamboly eh!!!!.Zah tsy ary nanao jardin fa amin'izao nanofa tany zahay de anararaotra eh.

20. soanja
(
14/10/2007 14:05)
mangabe:
Inona ary ny sakafon'areo anio? Ny anay dia ravintsoanjo sy akoho atao saosy! tonga manko ity ny ririnina ka dia tsy maintsy ohanina ny ravina rehetra soa dia tratra ny atsika dia simba
Ny sakafo anio moa izany dia roasted baranjely sy yellow squash afangaro amin'ny pasta zitti.
Ho hanina amin'ny garlic bread. Fanalana hetaheta Pomegranate juice mitampoka rano. Desera paoma , ary paoma hatrany. :-*:-*:-*:-*