Ny rozery

1. gasynamana ( 17/09/2007 20:26)
Ny rozery dia fiaraha-mivavaka amin'i Masina Maria. Izany hoe handinihana sy hibanjinana ny misterin'i Kristy miaraka amin'ilay reniny izay tsy nisaraka taminy mihitsy nandritra ny fiainany.

Ireto avy àry no dinihina amin'izany:

1 - Mistery mahafaly: Handinihana ny nahaterahan'i Jesoa sy ny fahazazany.

2 - Mistery fahazavana: handinihana ny asa mahagaga nataon'i Kristy.

3 - Mistery mampalahelo: handinihana ny fijalian'i Kristy.

4 - Mistery be voninahitra: handinihana ny voninahitr' i Kristy sy ny Voninahitra miandry antsika santarin'ilay Reny Malalany.

Toy ny mahazatra ihany: raha misy tsy mazava anontanio fa vonona ny hanome fanazavana izahay, fa aoka kosa ny fitsaratsarana fahatany. Isaorana indrindra ianao feno fanajana ny hafa. Tsy adino koa fa toloram-bavaka sy firarian-tsoa ianao feno fankahalana tanteraka.
répondu par fijo le 21/09/2007 21:12
2. cutie ( 17/09/2007 21:33)
not interested :lol::-D
3. ikaretsaka ( 17/09/2007 23:22)
gasynamana> misaotra... meditations lalina be ny raozery, andramo alohan'ny hijerena aloha ry cutie an..
afaka miaraka manao tsika sy ndry dia experiment it!
4. cutie ( 17/09/2007 23:23)
in no jerena alou :roll:
5. ikaretsaka ( 17/09/2007 23:26)
hijerena decision final! ndao lo hanandrana ko!
6. cutie ( 17/09/2007 23:28)
raha misy labozia de mazoto za :-D
7. ikaretsaka ( 17/09/2007 23:33)
ndao fa misy e, sady tsy dorako ianao an! hianatsimo aho sa ianao no hianavaratra?:wink:
8. cutie ( 17/09/2007 23:46)
labozia 1 ve de handoro ,sa atao firy ny labozia:-D
9. ikaretsaka ( 17/09/2007 23:54)
ze tinao ka.. de mba manandrana aloha alohan'ny hitenenana ny opinion..
hafahafa ihany manko ilay tonga de hiteny hoe ohatran'izao izany miteny izany .. dia tahakan'izany io
10. cutie ( 17/09/2007 23:56)
ka efa we za tsy interested ka in njay:roll:
11. ikaretsaka ( 18/09/2007 00:01)
ko tdy manandrana akory ko
12. cutie ( 18/09/2007 00:04)
tonga de efa mihidy ny saiko @le maria ary ambony ary e :-D
13. ambibao ( 18/09/2007 02:43)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-09-2007 02:04:09
Lohateny : Re : Ny rozery

tonga de efa mihidy ny saiko @le maria ary ambony ary e

Mpandefa : cutie [ Valio ] 17-09-2007 23:33:36
Lohateny : Re : Ny rozery

not interested


ny zvtra dinihako dia i cutie efa resaka tsy hay d tsy maintsy manisy resaka stéril faona. maninona aza raha mangina efa tsy misy hevitra fa indraindray otrany manafotoana ? miala tsiny @ teniko mivantambatana !
14. Fiffi ( 18/09/2007 05:13)
gasynamana:

Ireto avy àry no dinihina amin'izany:

1 - Mistery mahafaly: Handinihana ny nahaterahan'i Jesoa sy ny fahazazany.

2 - Mistery fahazavana: handinihana ny asa mahagaga nataon'i Kristy.

3 - Mistery mampalahelo: handinihana ny fijalian'i Kristy.

4 - Mistery be voninahitra: handinihana ny voninahitr' i Kristy sy ny Voninahitra miandry antsika santarin'ilay Reny Malalany.
Ving mystères

-Les mystères joyeux
L’enfance de Jésus

-L’Annonciation
-La Visitation
-La Nativité
-La Présentation de l’enfant Jésus au Temple
-Le Recouvrement de Jésus

Les mystères lumineux
La vie publique de Jésus

-Le Baptême de Jésus
-Les Noces de Cana
-La prédication du Règne de Dieu
-La Transfiguration
-L’institution de l’Eucharistie

Les mystères douloureux
La douleur terrestre de Jésus

-L’Agonie de Jésus
-La Flagellation
-Le Couronnement d’épines
-Le Portement de Croix
-La mort de Jésus
-La Résurrection
-L’Ascension
-La Pentecôte
-L’assomption de la Vierge Marie
-Le couronnement de la Vierge Marie
http://www.rosaire.org/
http://www.rosaire.org/rosperp/rosperpetlang.php?lang=fr
http://www.santorosario.net/francais/index.htm
http://www.sitedemarie.com/indexros.html

Le Rosaire, ma prière préférée...
http://spiritualite-chretienne.com/marie/priere_3.html


15. tywa68 ( 18/09/2007 05:19)
misaotra an'i gasynamana sy fiffi manao antso avo.

cutie : aza mitsoaka dia aza mihidy saina fa mba jereo aloha :lol:
16. pissoa ( 18/09/2007 07:49)
:-D:-D:-D

tsy azo atao ny mamantatra fa ny manontany lava ihany no mety ka :-P
17. Fiffi ( 18/09/2007 08:48)
pissoa: satria aleo manontanitany foana toy zay manaonao foana ve ? ;-)
18. boubounezy ( 18/09/2007 09:33)
za alou tsy mahay anizany rozery zany mintsy é! dsl @nareo d misôtra any lé fanazavana zay vô aiko ny dikany^:^ mety tsy mpande ampiangonana kou ngamba ny tena ka tena tara b @ rozery:-D
19. niryna ( 18/09/2007 11:20)
1 Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianareo ireo, sy mitandrema mba hankatò azy.

2 Jehovah Andriamanitsika nanao fanekena tamintsika tany Horeba;

3 tsy tamin'ny razantsika no nanaovan'i Jehovah izany fanekena izany, fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.

4 Niteny nifanatrika taminareo Jehovah tao an-tendrombohitra, tao amin'ny afo.

5 Izaho nitsangana teo anelanelan'i Jehovah sy hianareo tamin'izany andro izany, hanambara aminareo ny tenin'i Jehovah, fa natahotra noho ny fahitana ny afo hianareo ka tsy niakatra tao amin'ny tendrombohitra -- ka hoy Izy:

6 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.

7 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

8 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.

9 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy,


10 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.

11 Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao;[Na: Aza manonona ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao ho enti-mandainga.] fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany. Deot 5:2-11
20. niryna ( 18/09/2007 11:23)
1 Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.

2 Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?

3 Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.


4 Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona:

5 Manam-bava izy. fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;

6 Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:

7 Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.

8 Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Sal 115:1-8

Dia io farany io no hafatry ny Tompo ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Hafany io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3745