Ny rozery

21. piste ( 18/09/2007 11:25)
Efa novakian'i Niryna ve ireo fahazavana nomem'olona ery ambony ireo vao mba manoratra an'io ianao. Sa araky ny mahazatra dia ny anao ihany no asesika.

Tsy manery anao hi-pratiquer an'io methode de Prière io aho fa farafaharatsiny mahaiza mihaino na dia tsy hanadray aza.
22. cutie ( 18/09/2007 12:21)
za mbola busy e
tsy handany andro @ ze rozery:-D
23. booboo ( 18/09/2007 12:35)
Rozery izany ve vavaka lava beeeeeeeeeeeeeeeeee tsy miova mihitsy sahala @ litania ireny ? efa mazava klou ny tanjona hanaovana azy fa lay fomba no mbola tsy azo tsy araka tsy mazava...
24. Fiffi ( 18/09/2007 12:58)
piste:

Efa novakian'i Niryna ve ireo fahazavana nomem'olona ery ambony ireo vao mba manoratra an'io ianao. Sa araky ny mahazatra dia ny anao ihany no asesika.

Tsy manery anao hi-pratiquer an'io methode de Prière io aho fa farafaharatsiny mahaiza mihaino na dia tsy hanadray aza.
marina ny anao....
niryna: tsy hitako mintss zay hidiran'ireo zavatra nolazainao rehetra ireo am fanazavana rehetra momba ny rozery......

heu...asa..azonao vakiana ve kalou ny voalaza rehetra eo ambony ireo ? indrindra fa ireo "lien" mikasika ny rozery ireo ? :roll:


25. gasynamana ( 18/09/2007 13:07)
Inona no ifandraisan'ireo zavatra lavabe sady natao matavy be nataon'i nyrina ireo amin'ny resaka eto? Moa misy fanazavana azonao omena ve?

Raha misy maharatsy ny fandinihana ny misterin'ny fiainan'i Jesoa dia lazao?

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana fa i Jesoa dia Andriamanitra sady olombelona, dia ambarao!

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana ny hoe: voninahitra ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina anio ary mandrakizay dia tsikerao

Raha ohatra ka misy maharatsy ny fiekem-pinoana anombohana an'io fomba fivavaka io dia aza misalasala fa teneno

Raha ohatra ka tsy mety aminao ilay vavaka, tsy manery anao hanao azy aho fa aza mitsaratsara be fahatany ny hafa kosa.

Ny tsy fanana devotion dia tsy fahotana velively fa ny famingavingana ny hafa kosa... anjaranao ny mamaritra azy na mety aminao na tsia!
26. Fiffi ( 18/09/2007 13:11)
de raha contre am rozery enao de tsy olana fa mba farafaharatsiny vakio kalou ny zavatra nolazain'rehetra ireo....
27. aloalo ( 18/09/2007 13:21)
ny pb n'i Niryna dia manao toram-po b dia tsy mamaly ny dinika, ny azy ihany no asesiny kanefa misy lien matotra maro nomen'i Fiffi reo.

raha tsy tia ny rosaire dia tokony tsy manao valy toa io ambany io fa manohy ny dia. par respect ho anay "zay mino".

Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-09-2007 14:21:43
Lohateny : Re : Ny rozery
za mbola busy e
tsy handany andro @ ze rozery


Misaotra tompoko
28. booboo ( 18/09/2007 13:25)
ie ie fa lé fanontaniako kounkou mba asio valiny ihany e :°)
29. cutie ( 18/09/2007 13:26)
azafady @ ze tafintohina aza e :)
Ny tokony lazaiko zany de we mazotoa nareo ze te handalina momba ny rozery fa za tsy afaka fa mbola busy :lol:
30. Fiffi ( 18/09/2007 13:31)
cutie:

Ny tokony lazaiko zany de we mazotoa nareo ze te handalina momba ny rozery fa za tsy afaka fa mbola busy :lol:
tsy misy maharatsy an'zany kah ! raha misy namana milaza hoe "mazotoa aza nareo handalina ny rozery" vao maika hampitombo ny sasany hazoto....(zay mazoto)


31. ikaretsaka ( 18/09/2007 14:23)
nen'i niryna ny azy ihany no asesiny..
niryna.. tsara miresaka isika dahy... en personne indray andro any
32. tywa68 ( 18/09/2007 15:40)
booboo : vavaka be de be ilay rosaire (misy credo, Notre Père, Je vous salue Marie, Gloire au Père, sy Prière de Fatima koa aza). Tsy terena ny olona manao an'io, fa mila mifidy fotoana kosa angambany vao mahavita e :wink:
33. pissoa ( 18/09/2007 15:52)
booboo:

Rozery izany ve vavaka lava beeeeeeeeeeeeeeeeee tsy miova mihitsy sahala @ litania ireny ? efa mazava klou ny tanjona hanaovana azy fa lay fomba no mbola tsy azo tsy araka tsy mazava...


Ie lava beeeeeee ny rozery :°)

Natao koa hampatsiaro sy handinihana zavatra maromaro amin'ny lalam-pamonjena izy io. Efa voalaza ery ambony moa ilay karazana mistery. Angamba tonga dia hazavaiko amin'ilay "Les mystères joyeux" ... efa nomen'i Fiffi ireo ambony ireo ny fijanonana isaky ny "Mistery".

# Manao famantarana ny hazo fijaliana + Simbolin'ny Apostoly (Fieke-pinoana, disons hoe version fohy io :-P ).
# Vavaka nampianarin'ny Tompo (Rainay any an-danitra etc).
# Fiarahaban'ny Anjely (Arahaba ry Maria etc) (3).
# Manao Voninahitra ( Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina etc).
# Lazaina, tsarovana, dinihana (araka izay atao eo) ny mistery voalohany ao amin'ilay "Les mystères joyeux" : L'annoniciation. Dia manao Rainay any an-danitra + Fiarahaban'ny Anjely (1o) + Voninahitra.
# Dia lazaina, tsarovana etc indray ny mistery faharoa dia manao Rainay any an-danita etc.
# dia toy izany hatrany mandra-pahavitany.

Ny ilana an'ilay saple
http://www.oswc.org/RosaryTutorial/rosary.gif kloo le sary saple :-D:-D:-D

Ilay hazofijaliana kely no fanombohany : manao ilay au Nom du Pere sns + Simbolin'ny Apostoly

Ny manga rehetra dia mifanaraka amin'ny Arahaba ry Maria. Ny mena mifanaraka amin'ny Rainay any an-danitra sy ny fijanonana isan-karazany.

Eeuu, enga anie mba tsy diso sy mba nazavazava kely :°)
34. booboo ( 18/09/2007 16:08)
Misaotra fa mazava beeeee fa tsy kely kah hihihi.

Soa fa nasiana lé jereo eto kloo ny sary saple fa zay vao hitako akaiky :°):°):°). Efa nahita oul manodikodina an'ilay vakana kely ireny aho, haiko hoe sady mivavaka izy fa zay vao fantatro hoe misy sapôritra beeee tahaka izany kay ilay raha ...

(lava beeeeeeeeeeeeeeeeeeee tokoa ilay rozery :°))

35. pissoa ( 18/09/2007 17:48)
booboo : :-D:-D:-D

cutie:

za mbola busy e
tsy handany andro @ ze rozery:-D


sady milaza tsy interessee sy busy no mamaly eto foana ihany ^^:-D:-D:-D

Niryna :
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46ebf4d7bde24 :wink:
36. tywa68 ( 18/09/2007 20:24)
cutie : tsy misy mandany andro fa mila fotoana aloha e :lol:
37. fijo ( 18/09/2007 20:30)
ndao cutie fa miaraka amiko an.aza miala izany fa dinika io.

raha vavaka lavabe fotsiny kosa klo ry tywa de tsy hoavy aho ,fa raha hidinika momba ny misitery de hoavy aho ka.

tsy mety mantsy raha ianareo efa samy mino sy resilahatra irery no ao,fa manjary resaky ny croix manga.
ndao ary alefa re dinika momba ny nahaterahan'i lery io.
iza marina no rainy????satria tsy misy izany beveohokan'ny fanahy izany.
38. pissoa ( 18/09/2007 20:37)
miady mafy mitsy fijo - :-D:-D:-D

Ny rainy ? Sady resaka HS izany no tsy takatry ny natiora trois-dimensionnelle izay hitako fa mamehy mafy an'i Fijo ! Ny siansa aza nefa miezaka/misy efa mananika ny dimension infini :°)
39. tywa68 ( 18/09/2007 20:39)
inona ihany ary ty resaka miodikodina ty ry fijo :lol: sujet vaovao indray zany no tohizana eto ? lasa HS :lol:
40. fijo ( 18/09/2007 20:49)
ka le resaka ery amboalohany ani emisy hoe "handinihana ny nahaterahany sy ny fahazazany e" - Mistery mahafaly: Handinihana ny nahaterahan'i Jesoa sy ny fahazazany.

ka io nahaterahany io,de tafiditra ny resaka rainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.753