Ny rozery

61. tywa68 ( 20/09/2007 04:55)
Ika : rehefa marina sy tsy azo lavina tsy hiteny r'izalahy hoe marina fa modiana tsy hita na totofana wawawa bliblibli :-D:-D tsy mahagaga e.
62. pissoa ( 20/09/2007 12:32)
com d'hab :-D:-D:-D
63. ikaretsaka ( 20/09/2007 14:02)
:wink:
64. fijo ( 20/09/2007 21:17)
ny maharatsy an'ireo dia izao.manely tsaho ny milaza ireo satria tsy ahita.tsy voaporofo fa tena nahavita ireo lery,nefa de toriana sy ampianarina ny olona.
ratsy ny filaana fa sady andriamanitra lery no olombelona,satria
-tsy misyizany
-raha sanatria koa ka nisy dia ambony kokoa ny olombelona satria niteraka azy.
ny misterin'i jesoa raha mivoaka aby ,mety tsy hisy hino azy intsony.
65. ikaretsaka ( 21/09/2007 16:16)
ialahy anie tsy voatery hoe hanana porofo vao mino e..
raha hiteny amiko ialahy hoe nanao an'izao dadan'i laisany ohatra.. misy inoako fa tsy ananako porofo anefa
66. fijo ( 21/09/2007 21:12)
ka izay,tsy voatery hino izay voalaza aby ny olona,ary hafaka mamorona koa ny mpitory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515