Ny rozery

41. cutie ( 18/09/2007 21:41)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-09-2007 19:48:03
Lohateny : Re : Ny rozery
booboo :


Hoy i cutie:

za mbola busy e
tsy handany andro @ ze rozery



sady milaza tsy interessee sy busy no mamaly eto foana ihany

Niryna :
Jereo eto

refa misy malalaka kely za de mijery dinika koa
ho feran-jy nga ny fotoanako :lol::lol::lol::lol:
42. cutie ( 18/09/2007 21:42)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 18-09-2007 22:24:48
Lohateny : Re : Ny rozery
cutie : tsy misy mandany andro fa mila fotoana aloha e

mila fotoana alou zay vo lany andro a :-D
43. cutie ( 18/09/2007 21:43)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-09-2007 22:30:03
Lohateny : Re : Ny rozery
ndao cutie fa miaraka amiko an.aza miala izany fa dinika io.

raha misy dite de mandeha za :lol:
44. fijo ( 18/09/2007 21:45)
ndao fa hivatsiako dite ka
45. cutie ( 18/09/2007 21:50)
ndao :lol::}
46. pissoa ( 18/09/2007 22:02)
refa misy malalaka kely za de mijery dinika koa
ho feran-jy nga ny fotoanako

tsy za nge le niteny hoe busy njy teo ampanoratana e :-D:-D:-D
47. fijo ( 18/09/2007 22:11)
pisoa an,"don't disturb"aloha eeeee
48. pissoa ( 18/09/2007 22:15)
manao rozery nga toi ?
:-D:-D:-D:-D:-D
49. fijo ( 18/09/2007 22:16)
zay
50. fijo ( 18/09/2007 22:17)
izahay mantsy e
51. pissoa ( 18/09/2007 22:17)
vita sahady ? :-P
52. fijo ( 18/09/2007 22:27)
mbola ka,don't hoa ko ndry ko
53. cutie ( 19/09/2007 01:02)
ndao any ivelany tsika ry fijo fa mandreraka i pissoa :-D
54. ikaretsaka ( 19/09/2007 01:04)
gasynamana:

Inona no ifandraisan'ireo zavatra lavabe sady natao matavy be nataon'i nyrina ireo amin'ny resaka eto? Moa misy fanazavana azonao omena ve?

Raha misy maharatsy ny fandinihana ny misterin'ny fiainan'i Jesoa dia lazao?

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana fa i Jesoa dia Andriamanitra sady olombelona, dia ambarao!

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana ny hoe: voninahitra ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina anio ary mandrakizay dia tsikerao

Raha ohatra ka misy maharatsy ny fiekem-pinoana anombohana an'io fomba fivavaka io dia aza misalasala fa teneno

Raha ohatra ka tsy mety aminao ilay vavaka, tsy manery anao hanao azy aho fa aza mitsaratsara be fahatany ny hafa kosa.

Ny tsy fanana devotion dia tsy fahotana velively fa ny famingavingana ny hafa kosa... anjaranao ny mamaritra azy na mety aminao na tsia!

dia ampiko kely.. ilay mamingavinga ny hafa ve fahotana sa tsia?


55. fijo ( 19/09/2007 20:01)
iny letsy mila fandinihan tena manokana an.avela eo aloha.
ndao cutie fa tsssss,ary aza manaraka anay ry pissoa an
56. pissoa ( 19/09/2007 20:06)
ndana koa fa tsisy anaovana rozery nareo ... :-D:-D:-D
57. fijo ( 19/09/2007 20:08)
izahay hanao raoziraozy ka
58. pissoa ( 19/09/2007 20:13)
k'efa oe ndana :-D:-D:-D
59. fijo ( 19/09/2007 20:16)
hoentinay ny arozoara de eo ndry tsy hafaka manao rozery eo.
60. ikaretsaka ( 19/09/2007 22:18)
pissoa.. efa nanao nga ndroky? sady mistery be voninahitra androany!:wink:

fa ireto an'i gasynamana ireto hoa sady tsy nisy namaly na mody niodinkodinana tao e... mety tsy hitan'ny mpamdalo fa nototofan'i niryna wawawa bliblibli (nenazy ihany) tao angamba mba tsy tiany hohita

gasynamana:
Raha misy maharatsy ny fandinihana ny misterin'ny fiainan'i Jesoa dia lazao?

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana fa i Jesoa dia Andriamanitra sady olombelona, dia ambarao!

Raha ohatra ka misy maharatsy ny famerimberenana ny hoe: voninahitra ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina anio ary mandrakizay dia tsikerao

Raha ohatra ka misy maharatsy ny fiekem-pinoana anombohana an'io fomba fivavaka io dia aza misalasala fa teneno

Raha ohatra ka tsy mety aminao ilay vavaka, tsy manery anao hanao azy aho fa aza mitsaratsara be fahatany ny hafa kosa.


Ny tsy fanana devotion dia tsy fahotana velively fa ny famingavingana ny hafa kosa... anjaranao ny mamaritra azy na mety aminao na tsia!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3309