Mora ve ny manetry tena?
1. LazaDaddy
(
23/08/2007 00:23)
Araka ny efa niainanao, mora ve ny manetry tena? Inona avy ny mety ho sakana?
répondu par cutie le 07/09/2007 12:12
3. LazaDaddy
(
23/08/2007 00:41)
ikaretsaka> ao ary fa atomboko e :)
Ny hitako sakana @ fanetre-tena amiko manokana dia ireto:
- ny fampitahako ny tenako amin'ny manodidina ahy fa tsy amin'Andriamanitra
- ny mety ho fiheverako fa manetry tena aho
- ny fandokafan'ny hafa ahy mety manosika ahy handoka tena raha adalam-boninahitra
- ny mety tsy fanekeko fa mety ho diso aho
- ny tsy fihankinan-doha tanteraka amin'Andriamanitra
- ny mety ho fiheverako fa manana vola amin-karena aho

4. ikaretsaka
(
23/08/2007 01:01)
manaja an'i Laza
ny ahy tena tsy ataoko blabla intsony fa ataoko @ asa ohatra hoe @ fizarana fanazavana sy ny fanitsiana ireo zavatra sy fiheverana betsaka ato tsy fantatr'ilay olona ... mahatonga azy hiteny hoe hay ve izany ee!
manaja anao tompoko o
ny sakana ato koa manko dia betsaka ny lany @ blabla sy ny famerenana diska efa goka sy mifidy izay fiheverana tiany sy manary sy manohitra sy manao mody fanina @ ireo fiheverana izay tsy dia azoazony fa tsy mampandry ny conscience-ny.
hoy manko ilay Rangahy izay hoe:" Raha momba ny finoana, ka izay tianao sy metimety aminao ihany no tazominao fa izay tsy metimety aminao dia odianao fanina sy arianao, na toherinao, dia lasa tsy Andriamanitra intsony no inoanao amin'izay fa ny tenanao!

5. LazaDaddy
(
23/08/2007 01:20)
ny mety ho sakana amiko koa (tsy haiko ny hafa) dia mety fatra-pijery ny sakana amin'ny hafa
6. ikaretsaka
(
23/08/2007 01:53)
ataoko fa tsy sakana izany fa fanampiana ny hafa hiala amin'ny sakana mahazo azy , sy fanantenana azy hanampy anao amin'ny sakana mahazo anao
7. Jeankely
(
23/08/2007 02:10)
Aiza ny fivavahana sy fanetretenanao amin'ny filazana fa lasa any @ fivavahana ambanin'ny tany ny mpianatra Malagasy lasa any China? Mihevitra mahay nohon'ny Chinese ve ianao sa mahay manetry tena? Firy ny boky amin'ny sehatra rehetra vitan'ny sinoa ary ampiasaina amin'ny University eran'izao tontolo izao ary firy ny boky miresaka toekarena na Math na Sciences nosoratanao ary hiasana izay mihevitra mahay? Mahay manetry tena sa diso mametraka ny tenanao ho avo lenta ianao LazaDaddy? Mifandray ny ary mifameno ny lohahevitra rehetra aminay fa tsy hafa ny tondroin'ny molotra hafa ny tondron'ny tanana. Alohan'ny handray ondana hatory mba nandika fa favy erantany ianao sa ahoana? Izay ezaka ataon'ny Malagasy zero aminao. Koa aiza ny fanetretena? LazaDaddy tapitroatra sa mahay manetry tena?
9. LazaDaddy
(
23/08/2007 03:06)
JeanKely> tena malahelo tokoa aho amin'ny Kristianina voaenjika any China ka any ambanin'ny tany ry zareo no mivavaka.
10. LazaDaddy
(
23/08/2007 03:14)
Ary malahelo aho fa misy fahatezerana ao amin'i Jean Kely
JeanKely:Tsy ilaiko ary tsy ho tafiditra anatin'ny fandaharam-potoanako akory ny fampitahana ny tenako amin'ny hafa :)
Alohan'ny handray ondana hatory mba nandika fa favy erantany ianao sa ahoana?
11. ikaretsaka
(
23/08/2007 03:33)
dia eo koa dia hiady eo dia hidehadehaka fa zao amin'ny zao ny tena fa tsy zaho nefa fanetrena tena no sujet..
manetry tena dia manao tsy mba za tsy mba za! euh fanetren-tena anefa ny sujet aroso! tsy haiko intsony
manetry tena dia manao tsy mba za tsy mba za! euh fanetren-tena anefa ny sujet aroso! tsy haiko intsony
12. LazaDaddy
(
23/08/2007 03:40)
LazaDaddy:
Ny hitako sakana @ fanetre-tena amiko manokana dia ireto:
- ny fampitahako ny tenako amin'ny manodidina ahy fa tsy amin'Andriamanitra
- ny mety ho fiheverako fa manetry tena aho
- ny fandokafan'ny hafa ahy mety manosika ahy handoka tena raha adalam-boninahitra
- ny mety tsy fanekeko fa mety ho diso aho
- ny tsy fihankinan-doha tanteraka amin'Andriamanitra
- ny mety ho fiheverako fa manana vola amin-karena aho
13. ikaretsaka
(
23/08/2007 03:45)
ok.. hay ve sakana iny e..
ao fa manampy anao sy mivavaka ho anao mba ialana amin'izay ary e!
ao fa manampy anao sy mivavaka ho anao mba ialana amin'izay ary e!
14. Jeankely
(
23/08/2007 06:35)
Tsy tezitra aminao aho fa ny hevitrao no resahiko. Ny resaka fivavahana sy ny zavatra hatao dia tokony hifameno. Tsy mety raha atao hanapepoana ny sasany fotsiny io fivavahana io fa ny ataonao jereo voalohany. Izay no atony hanenjehan'ny sasany Christian satria toa mitaiza ny sasany hanaradrenirano ny CHRISTIAN IVELANY fa ny anaty hafa ary MALOTO. Manimba ny fotompisainana Chirstian tokoa ny fisian'ireo MPIATSARA IVELANTSIHY ireo. Hita taratra izany ao Madagasikara fa raha tsy miresaka BAIBOLY tsy olombelona nefa avy eo MAMITAKA SY MANAO RISORISO ARY MANIMBA. Izaho tsy mitsara fa maneho ny zava-misy ka anjaranao ny mitsapa tena raha nanetry tena ianao na avolenta araka ny hevitrao. Izaho miteny olontsotra tsy avolenta.
16. cutie
(
23/08/2007 11:21)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 23-08-2007 02:23:43
Lohateny : Mora ve ny manetry tena?
Araka ny efa niainanao, mora ve ny manetry tena? Inona avy ny mety ho sakana?
tsy mora
zay ihany alou :lol:
17. ikaretsaka
(
23/08/2007 11:27)
fa hono hoa.. fanetren tena sa inona ilay rehefa voa kritika dia tezitezi-poana?
18. cutie
(
23/08/2007 11:29)
za ko aza tsy mahay koa
zay no ilazako we zay ihany alou fa le fandikana an'le fanetre-tena aza tsy hay akory :-D
zay no ilazako we zay ihany alou fa le fandikana an'le fanetre-tena aza tsy hay akory :-D
19. xxx
(
23/08/2007 14:00)
Rehefa misy olana iny ampiarahana amin'bavaka ny famahana ny olana, de rehefa voavaha le olana hadino le vavaka, lasa otran'ny hoe za no tena nahavita azy, lol, bref sarotra le manetri-tena
20. mimich
(
23/08/2007 14:45)
mora ve ny manetri-tena
valiny: tsia , sarotra ny manetri-tena
sakana: bdb satria mila fandeferana sy fandavan-lehibe izy io nefa mazàna voafetran'ny saiko ny fahafahako manatanteraka ilay hoe "mandefitra " indrindra moa fa ilay atao hoe "mandà ny tenà" , satria ny maha ianao anao no voatohitohina sy voakitikitika eo