Mora ve ny manetry tena?

21. fijo ( 23/08/2007 20:46)
le izy koa anie letsy ry laza ,raha vao manoro na milaza hevitra hafa ialahy dia lazain'ny sasany fa manambony tena e.eo no olana be.
raha milaza izao ohatra ika hoe za nianatra an'izao taty us.avy dia msy hihevita hoe miseo milay koa lery izany.nefa ani edia izay no marina e.aiza le fanamboniantena eo????
raha milaza izy hoe ianareo tsy nianatra taty us tsy mahay noho izahay,izay vao misy le fanambonianten.ka io raiso aminao fa aza mijery le tsikeran'ny sasany.raha naneho hevitra enao,inona no tao an tsainao taminio fotoana o??izay le ezaka ngamba
22. ikaretsaka ( 23/08/2007 22:50)
ary fijo ity tena hmmm.
23. LazaDaddy ( 23/08/2007 23:30)
cutie> inona ny maha sarotra azy?

xxx> dia ahoana izany ny torohevitrao ho anay amin'io tranga io?

mimich:
tsia...satria ny maha ianao anao no voatohitohina sy voakitikitika eo
inona ary ny azo atao ahafahantsika mitodika @ Andriamanitra mialohan'ny "maha isika antsika ary" i mimich? :)
24. ikaretsaka ( 24/08/2007 00:17)
Laza:
xxx> dia ahoana izany ny torohevitrao ho anay amin'io tranga io?

Andramo ampiasaina ny sary hanaovanao karazana aide memoire hahatsiarovanao azy foana. Amiko dia izany no anton'izy ireny!

ohatra izao hoe ianao variana miasa sy miondrika iny no milatsaka tampoka mankaty aloha ny medaille na ny saple iambozonanao, dia tsaroanao.
na nahita lakroa eny ambozonan'ilay olona mifanatrika aminao, dia mahatsiaro

25. LazaDaddy ( 24/08/2007 00:23)
ikaretsaka:
Andramo ampiasaina ny sary hanaovanao karazana aide memoire hahatsiarovanao azy foana.
Raha "aide memoire" ve ry ikaretsaka hisy lanjany mihoatra noho ny fofon'aina omeny anstika isan'andro; fa mba resaka angaha ny anao ka atao :)
26. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:01)
ka ny fofon'aina rehefa ela ny ela mora adino ka.
misy tenin'i Masera teresa izay manao hoe "indraindray tsy tsaroanao akory hoe manana nify ianao raha tsy rehefa marary ilay nify, indraindray tsy tsaroanao akory hoe miaina (breathe) ianao raha tsy efa manana olana amin'ny taovam-pisefoana)
27. LazaDaddy ( 24/08/2007 01:07)
ikaretsaka:
ka ny fofon'aina rehefa ela ny ela mora adino ka
ny sampile asa-tanan'olombelona izany manan-danja kokoa noho ilay fofon'aina nomen'Andriamanitra? :)
28. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:13)
tsy izany no tiako ambara, fa aza avadika indray. diniho tsara io lazaiko ao ambony io!
29. LazaDaddy ( 24/08/2007 01:36)
ikaretsaka> ao ary fa iverenako dinihina :)
ikaretsaka:
ohatra izao hoe ianao variana miasa sy miondrika iny no milatsaka tampoka mankaty aloha ny medaille na ny saple iambozonanao, dia tsaroanao.
LazaDaddy:
Raha "aide memoire" ve ry ikaretsaka hisy lanjany mihoatra noho ny fofon'aina omeny anstika isan'andro; fa mba resaka angaha ny anao ka atao
ikaretsaka:
ka ny fofon'aina rehefa ela ny ela mora adino ka
ilay sampile (asa-tanan'olombelona) izany manan-kery kokoa sy manan-danja kokoa noho ilay fofon'aina nomen'Andriamanitra. :)

Sa manana fanazavana hafa ikaretsaka?
30. ikaretsaka ( 24/08/2007 02:28)
ka ny resaka aide memoire anie no resaka fa tsy ny maha saple ny saple na ny maha fofon'aina ny fofon'aina e

8O duh!
31. cutie ( 24/08/2007 02:42)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-08-2007 01:30:50
Lohateny : Re : Mora ve ny manetry tena?
cutie> inona ny maha sarotra azy?

sarotra satria le dikan'le fanetre-tena aza tsy haiko akory :oops:
32. LazaDaddy ( 24/08/2007 02:45)
ikaretsaka> tsy mety atao "aide memoire" indray ary ve izany ilay sampile? Io mantsy ny ohatra noraisinao dia nampilahariko t@ fofon'aina :)
33. LazaDaddy ( 24/08/2007 02:47)
cutie> fa ahoana ary ny fieritreretan-dry an'izany "manetry tena" izany aloha sao dia mahasoa?
34. cutie ( 24/08/2007 02:56)
mandinika ze lazain'ny hafa
De mampitaha azy @ fieritreretanao
De eo @ zay ny olana :-D
35. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:01)
Eo amin'ilay aide memoire izao no resaka an! aza avoana aloha !

Marina fa tsara ilay fofon'aina.. fa tsy mitombina kosa @ ilay hoe maha aide memoire azy loatra eto : tsy hoe rehefa isaky ny miaina kosa ianao dia hahatsiaro foana..manko... lainga izany
hanao hoe tompo ooo... pffffff tompo ooo pffffffff. mandainga sy tsy manetry tena kosa angamba raha milaza ho manao izany foana eee :roll::lol:

Fa raha sendra mitsipalotra kosa ny maso ka iny fa mahita lakroa na saple niserana tampoka... raha ohatra hoe mitsotsorika teo alohan'ny masoko ny zavatra iambozonako na voatsapako na hitako ny peratra disainier taty an tanako teo am-pitoerana teo , na nifanena t@ olona niambozona lakroa, tonga aho dia mahatsiaro! na ianao tsy za aza!

diniho tsara fotsiny ity:

misy tenin'i Masera Teresa izay manao hoe "indraindray tsy tsaroanao akory hoe manana nify ianao raha tsy rehefa marary ilay nify, indraindray tsy tsaroanao akory hoe miaina (breathe) ianao raha tsy efa manana olana amin'ny taovam-pisefoana)

dia eritrereto ny fahamarinany!
AMDG
36. cutie ( 24/08/2007 03:02)
in ndray aza ty resaka aide memoire ty :roll:
37. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:04)
ka misy olona te "hanetrena tena" mba hampazava aminy ny dikan'izay "aide memoire" izay ko
38. cutie ( 24/08/2007 03:05)
zany an :)
39. LazaDaddy ( 24/08/2007 03:12)
ikaretsaka> raha tsy ampy ahatsiarovanao Azy ny fofon'aina nomen'Andriamanitra anao dia aza heverina akory izany sampile sampyle izany fa izany vao maika tena mihatsaravelatsihy.

Sahala amin'ny miteny sanatria hoe "tsy piesy miady amiko io fofon'aina nomenao io fa aleo anaovako sampyle"
40. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:13)
ie.. fa asa ny fony sy ny sainy raha "hanetry tena" koa ka handray izany fanazavako izany sy ny fitombonany..
moa raha manana hevitra izy... aoka "hanetry tena" hiteny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1314