Mora ve ny manetry tena?

61. Jeankely ( 24/08/2007 06:26)
Misaotra amin'ny fampiharana ary tohizo fa tsara ho an'ny mpiara-belona manontolo.
62. niryna ( 24/08/2007 06:33)
Jeankely:

Misaotra amin'ny fampiharana ary tohizo fa tsara ho an'ny mpiara-belona manontolo.

Tsy misy fisaorana :D
63. Kwasi ( 24/08/2007 10:52)
Tsy azoko fa maninona nareo no romotra @ i Laza. Satria na izy aza ange dia mahita fa sarotra ilay izy, ary mitanisa ny antony sy ny sakana mahasarotra an\'ilay izy izy.

Dia lasa mivadika any @ aide memoire tampoka indray.:-D:-D

Mazava aloha io lazain\'i Niryna io.=D
Izany hoe raha te hisandratra izany dia mila manetry tena.
Fa ity indray rehefa tafasandratra ve mora ilay manetry tena? na rehefa tafasandratra ve mbola ilaina ilay manetry tena?
64. cutie ( 24/08/2007 11:31)
Amin'ny fiteny izany dia tsy tsara ny mieboebo na mizahozaho amin'ny fiainana

merci niryna:lol:
65. cutie ( 24/08/2007 11:33)
Izany hoe raha te hisandratra izany dia mila manetry tena.

rehefa tafasandratra ve mbola ilaina ilay manetry tena?
66. ikaretsaka ( 24/08/2007 11:56)
kwasi> za tsy romotra amin'i Laza fa izay notadiaviny dia nomeko azy ka. nanontany izy hoe ahoana ny fomba tsy hanadinoana ny fanetrena tena dia nomeko sopapa izy.. dia tsy azoazony angamba ilay sopapa nomeko dia nila nazavaina ka
67. niryna ( 24/08/2007 18:27)
Kwasi:

Tsy azoko fa maninona nareo no romotra @ i Laza. Satria na izy aza ange dia mahita fa sarotra ilay izy, ary mitanisa ny antony sy ny sakana mahasarotra an'ilay izy izy.

Dia lasa mivadika any @ aide memoire tampoka indray.:-D:-D

Mazava aloha io lazain'i Niryna io.=D
Izany hoe raha te hisandratra izany dia mila manetry tena.
Fa ity indray rehefa tafasandratra ve mora ilay manetry tena? na rehefa tafasandratra ve mbola ilaina ilay manetry tena?

Ka izay indrindra no mahatonga antsika mampihatra azy amin'ny fiainana.
Ilay fanetre-tena anie efa lasa ao anaty e,ary dia mora ho azy rehefa lasa manana azy ianao.
Tafiditra amin'izany ny fifampaherezana ny hafa,fifanampiana @ rehetra ka tsy ho voatery ho materials ihany fa na dia manana andro mihaino ny namana izay manana olana @ fiainana izany.:cry::D:D

68. fijo ( 24/08/2007 21:12)
niova teny an dalana le resaka,fa eo amin'ilay manetry tena ihany.io miankina amin'ny tsirairay sy ny toetrany.ary io dia tena sarotra araka y voalazan'i laza,satria amin'izao fotoana misy antsika izao,izay tsy mahay manambony ny tenany dia very eo amin'ny fiarahamonina.
raha hitady asa enao,ka misy bany roa eo,ny iray mailaka vava sy mahay manatsara tena sy maneho ny fahaizany,ny iray mahay kokoa fa tsy sahy maneho loatra izay,dia very eo izy.
ny fanontanian adi ahoe mbola ilaina amin'ny fiainana rehetra ve ny fanetre tena????
69. Mitah ( 25/08/2007 04:31)
fijo:

Ny toetra ety ivelany indray no tianao ho resahina raha izany.Ny miova ho kristiana dia miova ny ao anaty ary avy eo manampy ny hafa aty ivelany.Fomban'olona no mijery tavan'olona ka tsy ahatao ahagaga.Arakaraky ny amboninao ny tenanao no mahatonga anao lasa ambany.:wink:

70. fijo ( 28/08/2007 23:24)
marina aoha fa fahitan aivelany tokoa io resahiko io,saingy iny anie ahitana taratra ny any anaty koa e
71. ikaretsaka ( 28/08/2007 23:44)
misy mahamarina izay koa
72. prime ( 04/09/2007 12:47)
Sarotra tokoa ny manetry tena...

Hoy ny apostoly Paoly izay :

"Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an'i Kristy;" Filipiana 3:8

"Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony." Filipiana 1:21

"Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin'i Kristy." Filipiana 3:7
73. LazaDaddy ( 05/09/2007 05:42)
prime> dia hoy ny fihirana fanampiny hoe:

Tsy misy reharehako afa-tsy ianao Jesosy o!
Anao ny dera, anao ny laza sy voninahitra
74. prime ( 05/09/2007 11:46)
Izaho manokana mahatsapa fa tena sarotra ny manetry tena satria efa izao tontolo izao sy ny fanaony sy ny filàny no mitondra ny fiainan\'ny daholobe amin\'ny ankapobeny...
75. ikaretsaka ( 05/09/2007 15:08)
Fa ity fanetren-tenasy fanekena ity1 ity no tena mazana indrindra ho an'ny sasany:

ravakamalala:
"marina fa samy mahafaka hetaheta daholo ny rano rehetra, fa raha tena mangetaheta.. aleo ery an-doharano"
76. cutie ( 06/09/2007 00:10)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-09-2007 13:46:57
Lohateny : Re : Mora ve ny manetry tena?
Izaho manokana mahatsapa fa tena sarotra ny manetry tena satria efa izao tontolo izao sy ny fanaony sy ny filàny no mitondra ny fiainan'ny daholobe amin'ny ankapobeny

tafiditra ao anatin'ny le izao tontolo zao ve i prime :lol:
77. prime ( 06/09/2007 11:57)
ika> d aiza ilay loharano???hihihihi...
cutie> efa novaliako ianao momba io indray maka izay...hihihihi
78. cutie ( 06/09/2007 12:39)
cutie> efa novaliako ianao momba io indray maka izay...hihihihi

avereno kely fa efa ela be koa :-D:-D:-D
79. prime ( 07/09/2007 11:09)
Efa fantatrao hoa io...:lol: mody tsy mahatadidy indray an...:-D
80. cutie ( 07/09/2007 12:12)
Izaho manokana mahatsapa fa tena sarotra ny manetry tena satria efa izao tontolo izao sy ny fanaony sy ny filàny no mitondra ny fiainan'ny daholobe amin'ny ankapobeny

ny tadidiko i prime tsy @ zao tontolo zao
koa manin no miteny we sarotra ny fanetre-tena refa tsy tafiditra ao anatin'le zao tontolo zao i prime
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053