Mora ve ny manetry tena?
41. cutie
(
24/08/2007 03:14)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-08-2007 05:13:04
Lohateny : Re : Mora ve ny manetry tena?
ie.. fa asa ny fony sy ny sainy raha "hanetry tena" koa ka handray izany fanazavako izany sy ny fitombonany..
moa raha manana hevitra izy... aoka "hanetry tena" hiteny
hanetry tena njay zany no teny filamatra @ zao fotoana zao :-D:-D:-D:-D
42. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:16)
ka rehefa tsy mety "handinin-tena" izy fa ny tiany dia "hanetry tena" indray izany ko:roll: dia hatao anie ny sitrapony!
44. LazaDaddy
(
24/08/2007 03:18)
cutie> aleo lavitra tokoa mandinika ilay tena nomen'Andriamanitra fofon'aina toy izay sampy-le :)
46. cutie
(
24/08/2007 03:19)
tsy misy fantatro alou ny momba ny sapile :lol:
sampy -le hono :-D:-D:-D:-D
sampy -le hono :-D:-D:-D:-D
47. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:37)
ka tsy hainao akory ny dikan'ny sampile na efa nazavaina aminao in 1000 ko, dia sady tsy "mandinika" ianao no tsy "manetry" tena dia lasa miteniteny foana
fa mba gaga hoa zaho!
Mila "manetry tena" mba "handinika" ve anao ...
sa mila "mandinika " mba "hanetry tena"?8)
Mba atsipiko anao izany teny izany hatao "aide memoire" :wink:dia anjaranao no "mitsakotsako" na "mi... tsikitsiky"!!

52. cutie
(
24/08/2007 03:43)
mba manetry tena kely i IKa manazava azy @ andalana 1 fotsiny na 2 :lol:
53. LazaDaddy
(
24/08/2007 03:45)
cutie:ny "fiteni'olona" fahenoko matetika dia hoe "manoko sampy-le".
tsy misy fantatro alou ny momba ny sapile :lol:
55. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:46)
tena aleo aho hiady varotra kely madama marina a...
maty be le ratsantanako hamerina ilay izy indray fa aleo i laza no hanetry tena fa izaho hanao fandavan tena handinin-tena dia hatory!
maty be le ratsantanako hamerina ilay izy indray fa aleo i laza no hanetry tena fa izaho hanao fandavan tena handinin-tena dia hatory!
56. cutie
(
24/08/2007 03:47)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-08-2007 05:46:19
Lohateny : Re : Mora ve ny manetry tena?
tena aleo aho hiady varotra kely madama marina a...
maty be le ratsantanako hamerina ilay izy indray fa aleo i laza no hanetry tena fa izaho hanao fandavan tena handinin-tena dia hatory!
:-w:-w:-w:-w:-w
refa tsy hilaza tsy mitsotra manetry tena
57. niryna
(
24/08/2007 04:15)
Jeankely:
Aiza ny fivavahana sy fanetretenanao amin'ny filazana fa lasa any @ fivavahana ambanin'ny tany ny mpianatra Malagasy lasa any China? Mihevitra mahay nohon'ny Chinese ve ianao sa mahay manetry tena? Firy ny boky amin'ny sehatra rehetra vitan'ny sinoa ary ampiasaina amin'ny University eran'izao tontolo izao ary firy ny boky miresaka toekarena na Math na Sciences nosoratanao ary hiasana izay mihevitra mahay? Mahay manetry tena sa diso mametraka ny tenanao ho avo lenta ianao LazaDaddy? Mifandray ny ary mifameno ny lohahevitra rehetra aminay fa tsy hafa ny tondroin'ny molotra hafa ny tondron'ny tanana. Alohan'ny handray ondana hatory mba nandika fa favy erantany ianao sa ahoana? Izay ezaka ataon'ny Malagasy zero aminao. Koa aiza ny fanetretena? LazaDaddy tapitroatra sa mahay manetry tena?
:roll::roll:
58. niryna
(
24/08/2007 04:16)
LazaDaddy:
Ary malahelo aho fa misy fahatezerana ao amin'i Jean KelyJeanKely:Tsy ilaiko ary tsy ho tafiditra anatin'ny fandaharam-potoanako akory ny fampitahana ny tenako amin'ny hafa :)
Alohan'ny handray ondana hatory mba nandika fa favy erantany ianao sa ahoana?
=D=D
59. niryna
(
24/08/2007 04:56)
cutie:
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-08-2007 01:30:50
Lohateny : Re : Mora ve ny manetry tena?
cutie> inona ny maha sarotra azy?
sarotra satria le dikan'le fanetre-tena aza tsy haiko akory :oops:
Humble yourselves amin'ny teny anglisy.:D
1 Pet 5:6 "Humble yourselves ,therefore,under God's mighty hand,that he may lift you up in the due time."
Satan says ,I am going up,up but God let him go to down to hell.
Christ says,I am going down,down but God lifted Him up.
Satan wants to be like God.He wants to destroy every family's life, the church . I am going up to the congregation be false prophet,give wrong information. ..but God said ,no you are not,you are going down to the buttom of hell.:cry:
Jesus says,humble yourselves.He was up on the cross but he went down,down and He ended up to Heaven.:D
Every knees shall bow and every tongues confess that He is Lord.:D
" Koa amin'izany manetre tena ambanin'ny tana-maherin'Atra ,mba hanandratany anareo amin'ny fotoan'andro." 1 Pet 5:6
Manetry tena eto mifanohitra ny manandra-tena.
Satana dia tia naka ny toeran'Atra ary dia nitady hiakatra hatrany no nataony,saingy tsy navelan'Atra izy fa nalefany any amin'ny afobe.
Kristy indray dia nampahafantatra antsika ny fanetre-tena.Eny teo ambon'ny hazofijaliana Izy kanefa nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita ary dia niakatra ho any an-danitra.
Amin'ny fiteny izany dia tsy tsara ny mieboebo na mizahozaho amin'ny fiainana.Ny fahalalana ny tenin'Atra no hery iray lehibe tsy hangalatahaka izay ataon'ny olona,mila mandefitra ,tsy voatery hamaly lava rehefa misy manome fahasorenana antsika,fampianarana antsika ny handefitra amin'ny zavatra rehetra izany.
60. niryna
(
24/08/2007 05:11)
Fanoharana maro no nataon'i Kristy an'io koa araka ny handraisana azy no maha mora azy.Tsy vitan'ny hoe mora fotsiny amin'izao kosa anefa fa mila ampiharina amin'ny fiainana mihitsy ny tenin'Atra dia ho hitantsika izany.
* Izay manetry tena hoy izy no hasandratra.
* Izay voalohany amintsika no ho lasa farany
"Atra manohitra ny mpiavonavona fa manome fahasoavana ho an'ny manetry tena." Jak 4:6
Mila mandefitra isika ary manampy ny hafa araka izay azo atao,izany dia mitaky finiavana,raha havonavona na tsy fitiavana no misesika ao amintsika dia tsy afaka ny hanome na hizara fitiavana ny hafa isika.
Fa raha manetritena isika,manantona an'Atra amin'ny fo torotoro dia omeny fitiavana sy fahasoavana mitafotafo isika ary ampiany amin'izay olana misy eo amin'ny fiainantsika.( Phil 2:3, Heb 4:16):D
Manaova fanandramana izay ilay pratique atao amin'ny fivavahana fa tsy resaka fotsiny.:*