Traikefa

1. xxx ( 18/08/2007 21:54)
Firy no efa nandalovanareo hatramin'izao?

Izay mahay mamaly.
répondu par Jeankely le 12/09/2007 02:32
2. simplex ( 18/08/2007 21:59)
xxx:
Firy no efa nandalovanareo hatramin'izao?
xxx:@:@
3. menalamba ( 20/08/2007 11:42)
Raha manao lahara-manjohy tokana izy ireo dia mahavita Antananativo kahatrany Ambohimanga rova....:^):^):-D
4. fasaly ( 20/08/2007 11:46)
tsy tadidy tsy votanisa aleo ny taona lasa rehetra no hamantatra azy:-P
5. xxx ( 20/08/2007 12:02)
tamin'ny herintaona nahavita liste aho, fa lava be ilay izy sady tratran-drafotsy dia mody natao oe anaran'ireo sipa niara-nianatra atramin'izay :^) fa kôpy ihany izy koa....
6. Jeankely ( 20/08/2007 12:51)
Manahoana ry Driambo e. Tandremo mitomany rehefa ilaharan-dry zalahy ny zanaka vavy aoriana kely an. Ifandimbiasana io=))=))=))
7. Nickovy ( 20/08/2007 14:01)
Ny nandalovana fotsiny sa ny efa notsidihina ihany koa???????:-w:-w:-w:-w
8. booboo ( 20/08/2007 14:40)
:-D:-D
9. mirambola ( 20/08/2007 14:56)
mahita atao ko nareo ka :wink:raha manao liste atramin'ny fahazazana ka atramizao tsika miteny zao ve dia dadidinareo doly izy retra lol za matadidi o:-P
10. menalamba ( 20/08/2007 21:36)
Tena mba reviko ny ahy izao raha averina eo anoloako daholo izy rehetra :°)Dé tsy maninona raha tsy afaka mandalo ireo ratsy tarehy bé :^):-D
11. Angolaina ( 21/08/2007 12:13)
menalamba > t@ izy nandalo teo ve tsy hita ny naharatsy azy fa efa izy alahatra vao hita oe ratsy ? =)) =)) =))
12. menalamba ( 21/08/2007 16:20)
Ka nisy fotoana nanao miaramila traky nify,tsy nandalo katsa-maina ka..!!:°)Aty aoriana vao manontany tena hoe fa ahoana moa no niarahako t@ iny?:^):-D
13. naughtyboy ( 21/08/2007 17:47)
:-Daleo ihany fidina fa zay no tsy napiditra angano atr@ zao tsy de mety amiko le teknikany traky nify:-D
14. fasaly ( 21/08/2007 17:48)
15. naughtyboy ( 21/08/2007 21:04)
ny olana amiko @ le ihinana ze ita rehetra zao mbola iongotra ko ny nify 1 andro any refa sendra taolana fa tsy katsamaina tanjemo ihany :-D
ny ahy kalo de ny hatsarany fa tsy ny abetsany no ifotorako avy eo tsisy ifanomezantsiny revy samy manana ny azy
16. Jeankely ( 23/08/2007 01:47)
Ianareo anie teneniko hoe Christian mivelatra ara-vetaveta tsy mino e. Milaza mpivavaka ary tezitra rehefa ianareo samy ianareo no mifanabaty @ resaka Maria virijiny sy ny protestanta sns fa mivadika kely ny lohahevitra dia resaka filazana fa marobe tsy hay isaina ny nandalo teo ambany maso. Mba ampifandraiso ihany ny hevitra fa mifandray ary mifameno ny lohahevitra rehetra.
17. menalamba ( 23/08/2007 08:35)
Raha namaky tsara ianao dia nahita fa filma efa t@ taloha no noresahina,fa tsy tantara mitohy ,ary tsy misy tsy diso izay mandia ny tany,hoy ilay hira iray izay:^)
18. ikaretsaka ( 23/08/2007 13:24)
mirambola:

mahita atao ko nareo ka :wink:raha manao liste atramin'ny fahazazana ka atramizao tsika miteny zao ve dia dadidinareo doly izy retra lol za matadidi o:-P



ilay nandalovana vetivety ireny misy tsy tadidy ny sasany fa ilay elaela kosa mba betsaka tadidy ihany e!
fa mba honnette.. ny ahy kosa tsy tonga hatrany ambohimanga izany fa hatrany an-dalantsara le
19. naughtyboy ( 23/08/2007 18:59)
kloom njay zany kozy zany :-P sao mbola tsy enony jeankely ko aza fa na ny nahatonga any jeankely teto antany de toy ny reproductions ny mammifere sasany @ alalany vetaveta fa tsy nilatsaka avy any andanitra akory .tsy azoko de aiza no idirany resaka kristianina eto?sady inona no mahaosaosa ny fiainany jeankely @zany ataovy fotsiny oe revy samy manana ny azy io O.K:lol:
20. xxx ( 24/08/2007 00:09)
:-D:-D

tena lasa lavitra marina ange zany eritreritra zany eh!

Ekenareo ve fa efa tena @ fombantsika lhl ilay manenjika? ilay lazain-dry zareo mpikaroka hoe "instinct de réproduction" , ezahina ny mahita maro @zay ho maromaro koa ilay anjara fa namoaka xxx junior bdb noho ilay iraika itsy??

ary ny mahagaga dia hain'ny vhv "par instinct" ilay lhl hitany fa hiteraka zaza ranjanana sy matanjaka ary "bogoss" na manjakely, noporofoina "scientifiquement" mintsiny zany :roll:,
ito farany ito no nahalasa saina ana ka nametrahako io Lohateny io :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229