Traikefa

21. Jeankely ( 24/08/2007 05:56)
Rehefa miresaka hoe revy samy manana dia tsy maninona mihintsy izany. Ny hany teneniko fotsiny hoe aza afangaro mbetsika mitanisa baiboly mbetsika revy samy manana. Resaka mifanohitra izany. Io raha vehivavy hilaharan'ny lehilahy 500 ianao na lehilahy nahita 10.000 tsy mahasakana izany aho akory fa ataovy maro mandrampahavizana raha mety vizana na tohizo ampitomboy ho 30.000 raha mahavita fa mety mahazo Prix Nobel amin'ny fitengenana?=))=))=))
22. wooda ( 24/08/2007 10:43)
Jeankely:

Rehefa miresaka hoe revy samy manana dia tsy maninona mihintsy izany. (...) tsy mahasakana izany aho akory fa ataovy maro mandrampahavizana raha mety vizana (...)fa mety mahazo Prix Nobel amin'ny fitengenana?=))=))=))



:-D:-D , eka ozy!
23. andry08 ( 24/08/2007 19:57)
=))=))=))iny indray no tsy hitako klé!
24. menalamba ( 24/08/2007 21:57)
Guinness fa tsy prix nobel kosa é:^):-D
25. naughtyboy ( 25/08/2007 12:47)
milay zany ho any ze tsara vitana:-D:-D
26. Jeankely ( 27/08/2007 02:47)
Mazava fa misy ny manana vitambody ary izay aleha rehetra ametrahana hafatra sy hanaovana sonia. Na lahy na vavy mahereza saingy aza afangaro ny resaka Jesosy sy ny fivavahana isak' Alahady miampy ny fitanisana Baiboly amin'io vitambody io.
27. naughtyboy ( 27/08/2007 12:26)
tsy ipasoka ny efa malama voalazany zokilahy tatsy aloha oe filma efa taloha no resahina ,akotr'zay tsy aleo v ny oul milaza ze filma mbo tiany talou toy zay ihaino morale avy any @ jeankely (very open minded mo ra tsy diso za..)resaka oulndehib mahalala ze ataony no eto ary tompon'andraikitra:°)
28. Jeankely ( 27/08/2007 12:58)
Hihihi Tena olondehibe marina fa mahereza ary ataovy maromaro fa tsara. Tsy mbola nanakana aho ary tsy mahasakana fa nilaza ny zava-nisy. Tsy ny entako no miasa fa ny anao ka dia tongava nofo amin'ity resa-body. Lasa andafy dia lasa kindynologue.=))=))=)).Olondehibe an?
29. naughtyboy ( 27/08/2007 13:17)
:-Dan3 tsy miditra lalina @ zany specialisation akory za fa oul nofo sy ra fa tsy anjely ka akafiziko nena refa fafinaretana @ fiainana,manaja ny lalany voajanahary anisany andraikitra ka mety amiko le oulndehib tsy olana:D
30. Jeankely ( 27/08/2007 13:31)
Naughtyboy niofana amin'ny Kindynologie. Tsy aleonao ve manangana Centre vaovao=))=))=))
31. naughtyboy ( 27/08/2007 13:48)
inn daoly reto lazainy lety reto 8Oelaela ihany ny manazava resaka @ jeankely fa raisiny botolo b ny resaka efa oe za tsy spesialista fa mpakafy fotsiny
32. Jeankely ( 28/08/2007 02:39)
Fantantro fa tena mpankafy i naughtyboy ary tetezina hatramin'ny cousine sy havana. Ataovy be na 365 vavan'omby isan-taona aza tsy maninona. Ankafizo tsara an=))=))=))naughtyboy mpankafy vavan'omby=))=))
33. naughtyboy ( 28/08/2007 17:57)
1.ra atao oe adala i jeankely de tezitra nefa ndray2 fa manao resaky ny oul tsy te isaina:lol:
2.refa tsy azo ny resak'oul de azo anotaniana fa tsy adika fahatany araky ze tiny saina:wink:
3.de tapitra eto ny fanazavana azoko omena fa tsy te anadala ny adala aho
4.zay ko vao mazava fa olondekely no iresahako ary mibaribary eto zany @ reo voambolana eto mety ko ngamba sehatra tsy atonona an'i J.kely ozy za ipitsiho fa sao mamindra le adalana ADIOS
34. Jeankely ( 29/08/2007 05:49)
Dia tena ADIOS marina.Izaho adala fa ianareo olondehibe mahalala ny tokony hatao. Hatramin'izao Madagasikara manafatra kofehy sy fanjaitra ary ny vary foto-tsakafony koa mendrika raha resaka fankafizana tataka no tokony vohizin'ny tanora. Mahereza ary ADIOS hoy ny adala.
35. Angolaina ( 29/08/2007 08:43)
Jeankely, naughtyboy > aza atao mampiady kosa le resaka e! adihevitra ihany ange no atao eto e! 8)8)8)
36. Jeankely ( 29/08/2007 11:01)
Tsy miady aho ry tonaka fa miteny ny marina. Rehefa mahay be ary misy saina dia resaka filahiana sy fivaviana no tokony hatao betsaka. Samy mahalala isiaka fa very be ny Malagsy nefa mifanome tsiny. Tia hanitatra resaka vetaveta ka aiza no tsy ho samy gisitra. Rehefa mivoy resaka amin'ny internet dia io no tokony hatao maromaro fa mivoatra haingana ny tanana an???=))=))=)).Taranja mety mba hampiavaka ny tanana.
37. naughtyboy ( 31/08/2007 19:37)
tsy te amaly aho fa marihiko fotsiny tranga 1 no teneniko etsy ambony satria internet de tsy mifakahita maso ,fa ra resaka mifakahita zay mitsamy @resaka ty de zao no niseho ,bediny vadiny jeankely fa niala ny nifiny 2 anoloana noho ny vava tafahoatra refa mody any atrano(1=anah,0=jeankely)
eto @ net (1 =za,0=jeankely)satria tsisy azo raisina ny zvt teneniny oh.tataka,vavan'omby,vetaveta sns makarary sofina tsara vitana ela ry jeankely tsy nifanakahita sika:-D
38. Jeankely ( 01/09/2007 02:38)
Ny anao mpankafy ny ary ambany indray ve ny mahafaty baolina. Tsy mifankahita tokoa ary tsy hainao fa ny nifinao no tena miala. Afaka mifanala nify marina isiaka fa tsy sahala ny fankafizanao ny ary akory izy ity. Tsy hainao na iza na iza no manoratra eto.
39. naughtyboy ( 01/09/2007 08:44)
=))talentako daoly reo 2 reo samy ahombiazako ..ny olana fotsiny de zao tsy mahay mitandrina teny avoaka jeankely ka ra tsy za de oul hafa no anala reo nify reo alohako=))=))de mbola le oul hafa ihany no mahafaty bol ary inao tsy mitoko mazava?
40. nolalaina ( 01/09/2007 13:27)
traikefa ry reto no resahina eto fa tsy nify niala na ho alana an!! :lol: sa io efa anatiny kou?? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0957