Traikefa
61. Jeankely
(
11/09/2007 01:28)
Mazava fa isiaka aza tsy mifankahita fa ny teniko hoe itony resaka traikefa itony ve izany no lazainao resaka matotra sy feno fahendrena? Sady mahay baiboly no mahay sy manana traikefa amin'ny maro. Tsy fijangajangana io fa tena ara-dalana. Sady ekena fa hainao tsara ny manazava azy avy ao amin'ny baiboly an????=))=))=))Olonkendry
62. menalamba
(
11/09/2007 07:34)
Aleoko lavitra miresaka @ olona eto toy izay mitafa @ olona toa anao miseho ho filamatra manakiana sy manompa olona ary ambadika ary, raha vao tsy mitovy hevitra aminao.Rehefa zohina anefa ny resakao rehetra dia tsisy varany fa mirefarefa be.Mba jereo izay dinika hidiranao fa avy dia mijanona eo tsisy mpanoy intsony,fa tonga dia laovy ny olona...:^):^)
63. Jeankely
(
11/09/2007 13:31)
Raha tsy takatrao dia tapenana hijanona ny resaka tsy mampandroso. Mamdroso mankaiza ny Malagasy rehefa manana traikefa amin'ny filalaovana firaisana ry sady be fahendrena no mahay baiboly? Sa izay no antony hiresahan'ny sasany hoe manao makorel ny vehivavy sasany satria izany no specialisation haingana sy voizin'ireto manampahaizana ireto. Omeo ny mahasoa ny olona fa tsy ny resaka vetaveta no atao betsaka. Porofoy fa mampandroso haingana ity traikefa ity. Menalamba taloha angaha traikefa amin'ny filalaovana ny ary an? Inona no ompa ary inona no tsy ompa? Ary inona no miantraika amin'ny tanora haingana? Asaivo maka traikefa maro izy fa izay no mampandroso haingana ny tanana ry menalamba. Na faly na tezitra samy manana ny heviny sahala an'ereo miresaka baiboly sy Jesosy io.
64. menalamba
(
11/09/2007 15:24)
Takatro tsara raha izay izany ry zankely a! Fa ny tsy fantatrao dia tsy izay revinao akory no terenao hataon'ny olona ,ka rehefa tsy mifanitsy @ sain'ingahy filamatra dia tsimaintsy tapahina ,raha tsy izany dia manokafa bilaogy anao manokana ianao razankely ,ka izay tsy mifanaraka @revinao ao dia kantsakantsano daholo sy ompaompao aza ananana antra!!!Dia antsoy daholo ny tanora fa hoe ao @ nao no tena misy ny hevitra mampandroso ka hojerenay avy eo hoe firy no hamaly anao ao...:^):^)Fa raha mbola eto ianao dia dia aza midingin-drambo fa tsy fahafirin'ny omby nenjehina...mazava?:^)
65. Jeankely
(
12/09/2007 02:32)
Izaho tsy mahay managana vaovao ary vao haingana aho no nandray anjara teto. Tsy ny hanimba ny serasera no antondiako fa mba mamoaka izay hevitro sahala ny rehetra aho. Samy mandray izay tandrify azy fa tsy misy milaza hoe araho ity. Saingy ny resahiko dia ny fisian'ny resaka mifanohitra. Ohatra milaza ny sasany fa mahamenatra ny vehivavy Malagasy rehefa mivoaka andafy satria manao makorel. Eo akaiky eo ihany ry zareo milaza hoe firy ny vehivavy nolalovanareo ary dia mihambo fa tsy hita isa. Ao ny mampiseho fa mila zarazaraina etsy sy aroa ny rehetra. Koa rehefa avy lalaovinao sy atsipitsipinao ny vehivavy Malagsy inona indray no hitenenanao fa manao makorel izy nefa ianao aza tsy manaja azy? Ohatra iray io fa raha raisina daholo ny zavatra soratan'ny mpanoratra sasany dia atsy ambadika miresaka andinin'ny baiboly atsy ambadika miresaka revy hafa ary resaka tsy mifameno daholo. Izany tokoa ve no Malagasy lasa andafy sy tena filamatra. Fa tsongolohana fotsiny ve izay mitranga nefa ny tenanao aza mifanohitra ny ataona?