Traikefa

41. naughtyboy ( 01/09/2007 16:37)
marina zany ry nolalaina vita iny resaka iny,misy ny atao oe fifanajana nefa refa adikany ny oul zv hafa izy io de mivaona foana ny fanakalozankevitra:wink:
42. menalamba ( 01/09/2007 17:26)
Aoka ary izay é ,hevitra no ampiadiantsika eto fa tsy olona ..samy olon-kendry daholo isika fa ny hevitra no tsy mitovy é;..:):)
43. Jeankely ( 02/09/2007 06:46)
I naughtyboy efa zatra ny makafy tsisy nify dia mihevitra ny ahafaka ny nifin'ny sasany. Ny anao no tapitra voalohany eo amin'ny fankafizana mianika tendrombohitra=))=))=)).Tsy fantatrao angaha fa ny kinga ambany votsa saina sady fisaka mampihomehy zakan'ny rivotra=))=))=)).
44. naughtyboy ( 05/09/2007 19:25)
fa tsy azoko 8-)8-)maintsiny oe ty internet ty ihany v no sehatra manokana azony zankely ampisehoana adalana sa efa tsy fidiny le adalana mahazo anao?8O
inona no olany zankely manokana amiko na ny hafa @ ze ataony sy eritreriny sa tsisy atao @ fiainana afatsy ny manevateva sy mitsikera oul rehetra zao ??
sa zay no mahamety sy mapivoatra koko ny fiainana=))=))de mazoto fa tsy manapotona iresahana @zay tsy te ampiasa loha za=))
45. Jeankely ( 06/09/2007 04:55)
Izay tsy mahatanty mitsmbikina hihihi=))=))=))
46. nirinkosoa ( 06/09/2007 07:11)
:roll:zao ry reto a! mbola hiteraka nareo any aoriana any koa tadidio ity teniko ity fa mbola hakan-dry zalahy traikefa fotsiny koa ny anareo.:roll:
47. xxx ( 06/09/2007 07:51)
ataovy iany ry zalah , zany no maha be ny :!:SIDA
48. Jeankely ( 06/09/2007 13:38)
Izaho tsy manana traikefa fa i naughtyboy. Mety mamaly faty koa fa nakandry zalahy traikefa angamba ny anabaviny =))=))=))amin'ny manaraka ny zanany vavy=))=))=))
49. naughtyboy ( 07/09/2007 19:48)
aza mampme letsy ry zankely ka ela ty nge no tsy mataty mirediredy @ fiainany hafa e=))=))=))=))=))=))=))ampy ahy zay fa sao ko no mime @ fahavoazany adala eto:b
50. Jeankely ( 08/09/2007 04:13)
Samy ampy izay ary mampamangy dia ampitomboy hatrany ny TRAIKEFA an!=))=))=))
51. ikaretsaka ( 08/09/2007 04:26)
ze ataonareo ataonareo..
fa rehefa moto tsy an'ny tena na tsy mbola an'ny tena no taingenana, dia moramora ihany sao manao kisdant!
52. fasaly ( 08/09/2007 06:32)
ika: na moto à kaktpat aza ve:wink: kat roues mantsy e!:-P:-D toa tsy mora mivadika ireny kodiarana efatra ireny mantsy:-D
53. menalamba ( 08/09/2007 19:48)
fasaly:

ika: na moto à kaktpat aza ve:wink: kat roues mantsy e!:-P:-D toa tsy mora mivadika ireny kodiarana efatra ireny mantsy:-D



Tsy môtôan'ny kilemaina ve reny ry fasaly?:^):-D
54. fasaly ( 08/09/2007 19:51)
menalamba: n y an'i kilemaina toa 2 roues ngodabe fa ny 4 roues otranlay quad irony ohatra....:^)
55. Samoana ( 08/09/2007 19:59)
xxx:

Firy no efa nandalovanareo hatramin'izao?

Izay mahay mamaly.


Tsara raha ampiana hoe ny fanontaniana: " Dia ohatrinona no efa laninareo ? "


56. menalamba ( 08/09/2007 21:16)
Samoana>misy fitenenana manao hoe;rehefa tia tsy manisa izany(dika malalaka @teny frantsay io).Ny kahihitra no manisa izany.Dia hanao kariné kely ve ianao hoe hoatrinona izay no laniko t@ ikala anona iny ohatra? Dia tanisaina ao daholo ny vola lany t@ vivezivezena,gilasy,maskita,sinema fanomezana ets ets..ny farany ianao tsy hilaza hoe be mason-karena be izy izany ,fa aleo lé rabôfy koka sponsôro irony no alaina dia anao izany ny tombom-barotra! Anao ny safidy é:^)
57. fasaly ( 08/09/2007 21:22)
tandemo fa misy karazana lehilahy manao kalkil be de refa lmiady de avoakany eo dool sady alainy baraka am oul eraky vodimoototra rehetra hoe izao no laniko tamin'iny kala iny....:x
58. menalamba ( 08/09/2007 21:42)
Dé ireny izany ry fasaly no mitaingina môtô ôkasiô sy manambatra piesy détasé fa tsy mahatakatra vaovaobé mifono sasé...:^)
59. Jeankely ( 10/09/2007 04:30)
Itony traikefa itony no sady tsy mahamonamonaina no fahendrena ry menalamba an?
60. menalamba ( 10/09/2007 08:18)
Tsy ny toa anao mihintsy no ho ataoko filamatra ry zankely an...:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985