lasopy sinoa

1. diamondra27 ( 16/08/2007 10:57)
asa nareo na tia lasopy aloha fa de tongava mihinana lasopy sinoa ao @ resto la catalène e!
wan tan mine et compagnie, afaka mifidy
isanandro afa-tsy ny alarobia ihany

mba manao asa soa @zay no sady voky e

ento any namana serasera de sady voky no afaka adidy

tsy lafo ny vidiny

bon ap daholoô!
:-*:-*
répondu par Belami le 21/04/2008 17:15
2. diamondra27 ( 16/08/2007 10:58)
resto la catalène ao 67HA Sud io an
3. SHOAN ( 16/08/2007 12:33)
ié , tena matsiro izy zany hihihi
alefaso ny billets d'avion @ ny anaran'i shoan dia mandéha any isank'hariva i shoan =))=))=))=))=))=))=))fa nadraso kosa mba ho lazaiko ny havako any mada fa tena tsara ho jerena izy zany fa tena mapilendalenda bé =((
4. fasaly ( 16/08/2007 14:06)
diamondra27:

resto la catalène ao 67HA Sud io an



hay ve any am 67ha e! ka zany ve ho tonganay????:-P
5. diamondra27 ( 16/08/2007 14:26)
shoan: mila mividy billet aloha vao mihinana kosany e
tel: 0324057266 Mr Rosin na 0324050637 Mme Laingo

fasaly: hihihi tongava fotsiny akia , tongandry foana io ,de bon voyage sy bon ap e!:miam::miam:

6. diamondra27 ( 16/08/2007 14:27)
fasaly : inona no arosoko ho andry wan tan mine sa misao sa lasopy sinoa
7. diamondra27 ( 16/08/2007 14:33)
azafady fa misy diso akia le anarana ry fasaly sao de tsy tonga any ndry fa Resto "La CANTILENE" 67HA sud no tena izy a!

de entinjy any ve akia i mamz sy ari.malala sy sasa sy tsiafo1 sns? (mila mividy billet aloha an! fa opération lasopy izy ity manko, de efa io ambony io ny contact ividianana billet)
8. Fiffi ( 16/08/2007 15:09)
:miam::miam: anyLille zao misy resto gasy vao nisokatra...manao lasopy sinoa koh...:miam::miam:
diamondra: heu...nga ny resto gasy rehetra any dago tsy manao lasopy sinoa ?:roll:
9. diamondra27 ( 16/08/2007 17:09)
Fiffi ngah tsy mahay ny dikan'ny hoe: opération lasopy?

10. kelly13 ( 16/08/2007 17:15)
za tsy mahay ry diamondrakely27 fa azavao inn lé operation lasopy a, ampidirina hopital sy bloc v le lasopy d atao anesthesie locale sa générale? :°):°):°)
11. ftma ( 16/08/2007 18:10)
diams: dia ahoana no hahatongava any :)
misy resto tsara lasopy sinoa koa ao @ 67ha ao, pacifique no anarany, fihinanan'ny namana serasera lasopy ao :-D
12. kelly13 ( 16/08/2007 18:41)
efa oe mampanôna
13. fahamarinana ( 16/08/2007 19:27)
:arrow:Sady manao asa soa ho an'ny association zany no voky sakafo e,zay lay opération lasopy raha tsy diso ny fahazoako azy angamba Diam's o? Dommage lavitra fa sinon mba nandeha koa e,ohatran'ny hitako sahady lay tsirony marina moa!!!(l)
14. diamondra27 ( 16/08/2007 19:53)
:arrow:voalazanao
soa fa manana mpisolovava ny tenako ^:^^:^
kelly13: io zany le fanazavana akia a!

de mbola ho avy ndray ny opération gâteaux @ manaraka fa iza no ho vonona?

fahamarinana: azontsika atao ange ny mande minana lasopy e!tsy voatery any dago
tsika2 rery :-$:wink:

15. fahamarinana ( 16/08/2007 20:03)
diamondra27:

:arrow:voalazanao
soa fa manana mpisolovava ny tenako ^:^^:^
kelly13: io zany le fanazavana akia a!

de mbola ho avy ndray ny opération gâteaux @ manaraka fa iza no ho vonona?

fahamarinana: azontsika atao ange ny mande minana lasopy e!tsy voatery any dago
tsika2 rery :-$:wink:



Ny ahy zao any tamatave no tiako,any amin'ny longo sady efa misy vaovao lehibe eo akaikin'ny port eo.:lol:


16. sipagasy ( 16/08/2007 20:25)
Fiffi:

:miam::miam: anyLille zao misy resto gasy vao nisokatra...manao lasopy sinoa koh...:miam::miam:
diamondra: heu...nga ny resto gasy rehetra any dago tsy manao lasopy sinoa ?:roll:



Ehhhh Fiffi tsy misy lasopy akia ao annn;-)
17. diamondra27 ( 16/08/2007 20:29)
fahamarinana : aleo any @ longo marina refa any tamatave fa ty opération lasopy 'ty kosa ange mba asa fanasoavana ho an'ilay asso e!sady ao tanà

koboko @zay toi an!:D
de aona ny niafaran'ilay film? za tsy mety mijery an'iny wa fa gidragidra be iny.

tssss nareo kosany d'efa manao mistery be an!
8)8)8)8)
18. fahamarinana ( 16/08/2007 20:42)
:arrow:Sao dia olona mitovy aloha,film inona aloha zany fa tsy haiko anie e.:?::?:
Marina tokoa fa pour la bonne cause ity indray mitoraka ity e dia manentana antsika any an-toerana rehetra mba hanohana ireo namana mpikarakara e,sady voky no mahavita adidy be !sa ahoana Diam's?:-D:-D
19. diamondra27 ( 16/08/2007 20:49)
:arrow:Ary calme mihintsy nge ndry ty e!
sss aleo le film hijanona any aloha e!
tandremo aza refa tonga ny fotoana hanaovana opération lasopy aty france de mandosindositra doly an!

mba omeo sopapa we tokony atao ohatrinona zao le izy raha aty france no hanaovana an'io?
20. fahamarinana ( 16/08/2007 21:23)
:arrow:Tena mba tsy fantatro raha aty france aloha,mbola tsy nandeha tamin'ireny aho fa aza matahotra fa ho eo kah,raha tsy any amin'ny toerana lavitra be angaha no ho ataondry ilay izy? satria ny billet amin'ny lasopy ho voavidy fa ilay billet train ndray no ho olana be,:-D:-D:-D
Tsy mitsoaka adidy e,tsy misy mafy tsy laitry ny zoto e:idea::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181