lasopy sinoa
42. fahamarinana
(
22/08/2007 10:50)
SHOAN:
ireto koa misy Miam Miam :D
http://www.ahaona-madagascar.com/blog.php?lng=fr&pg=895
http://www.gasykamanja.com/evenement_soiree_spectacle_malgache_detail-847.html
http://www.koolsaina.com/agenda/show.php?wc32c5=&f86b19=50
:D
:arrow:Merci aky shoan a,mankasitraka e,tena miray hina tsika akato an(l)
43. diamondra27
(
22/08/2007 13:39)
fahamarinana!: ny entan-jaraina mora zaka
tao-trano tsy efan'irery
TSY MISY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO
ny hendry mody voky ny adala manesika ihany
zay tsy miasa aoka izy tsy hihinana
tao-trano tsy efan'irery
TSY MISY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO
ny hendry mody voky ny adala manesika ihany
zay tsy miasa aoka izy tsy hihinana
44. fahamarinana
(
23/08/2007 09:57)
:arrow:Diam's,aleo zany aloha adala manesika ihany sao tsy mahazo clients ny namantsika any e,sa ahoana?(l)
45. UB40
(
24/08/2007 01:57)
:?::?: TSY MISY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO :?::?:
:-D Na mazoto aza vé hinana!! reva tsisy sôsy inona no atao:-D
:-D Na mazoto aza vé hinana!! reva tsisy sôsy inona no atao:-D
46. diamondra27
(
24/08/2007 06:50)
fahamarinana: :-$
UB40: elah an!
fa nataon'elah aiza doly ny sôsy retra sa novidianana cd doly? Asio red red wine kely aza klou hankafizana azy eo^oo^oo^o
=====> sôsy niok man no misy ao ngamba, :-D:-D=))
UB40: elah an!
fa nataon'elah aiza doly ny sôsy retra sa novidianana cd doly? Asio red red wine kely aza klou hankafizana azy eo^oo^oo^o
=====> sôsy niok man no misy ao ngamba, :-D:-D=))
47. bobone
(
24/08/2007 14:20)
Diams: ka tsy mangata-maso fotsiny ve le tsy miasa e! hihihihi !!!
lasa mitelin-drora!fotsiny hihihi:-D:-D
lasa mitelin-drora!fotsiny hihihi:-D:-D
48. diamondra27
(
24/08/2007 17:07)
bobone: mitelin-drora akia a!
na koa oe: rehefa voky ianao de za no mandrezatra :-D:-D
na koa oe: rehefa voky ianao de za no mandrezatra :-D:-D
49. UB40
(
26/08/2007 06:43)
:miam::miam::miam: marina zany ry diamond à!, nà te hinana aza tsy misy azo atao kou!:miam::miam::miam:
50. Kwasi
(
21/09/2007 13:02)
Milay kosa aloha ao e, tao no fandehanako matetika rehefa avy miasa @ hariva alohan'ny handraisana taxibe mankany Itaosy. Aleoko ao toy izay ilay Venus eo akaiky eo.
51. diamondra27
(
22/09/2007 08:00)
kwasi: hum , otran'ny hitako ery nareo zany.
de misaotra anareo rehetra nandray anjara e
raha ny vaovao heno dia afa-po daholo ny olona nandeha tany fa sady voky hono no afaka adidy moa tena tsara zany lasopy tao zany.
DE aza adino fa hatr@ fin septembre le izy
fasaly: aza adino ny mandalo any e
de mila mividy le billet aloha an!
zay fa de :-*:-*:-* daholo e!
bon WE doly

52. fahamarinana
(
24/09/2007 09:04)
:arrow:zay mihintsy no naika hanontaniako andry ry Diam's,misaotra nampita vaovao e(l)
55. rapala
(
16/03/2008 12:27)
tsy hainay aty dago izany la cantilene izany knou, fa raha misy olona mahalala hoe aiza no toerna tena tsara afahana mihinana lasopy sinoa aty dia tena hisaorana tokoa, misaotra O!
56. Belami
(
21/04/2008 17:15)
Diamondra27 : manao ahoana ny fihinanana lasopy sinoa any dago any zao? :miam: :miam: :miam: