lasopy sinoa

21. Fiffi ( 17/08/2007 05:43)
ny ahy de miandry ny operation vary amin'anana...:miam::miam::miam:
22. diamondra27 ( 17/08/2007 07:02)
fiffi: de tokony ohatrinona no zakandry aloha raha hanao op° vary @ anana e!
le izy ange akia ry fiffi de zao e! efa misy mpanao vary @anana zany ve? de à toute heure ve?
satria zay no maha opération azy, tokony azo aroso à n'importe kel heure @ fotoana ze ahafahan'ilay client le lasopy na vary @ anana fa tsy hoe: tonga any le olona de hoe: mbola tsy masaka fa miverena @ zao heure, deizay koa no antony hamerana ilay opération hoe: hatra@zao daty sy à telle heure ka hatr@zao lera deandro inona no isokafany.
De zay npo antony hividianana le billet ihany koa alohan'ny handehanana any @ le resto

de le izy ange akia ry fiffi tsy lasopy ihany fa misy au choix e!

kalou dinihina tsara le resaka vary @ anana vao atao.
23. fahamarinana ( 17/08/2007 07:43)
Fa tena hanao opération marina ve ndry ry Diam's dia iza no association arovantsika amin'izany? Ny ahy manko rehefa misy but ilay zvtr atao dia mahafinaritra ahy e sady mahavita soa no voky e.Fa na eo aza zany dia ho anareo any Dago dia mba atreho ny namana mano opération lasopy e
Averiko eto ny adresse nomen'ny Diam's tery ambony:
Resto LA CANTILENE ?67 ha sud
Contact: mr Rosin : 0324057266
mme Laingo :0324050637
Mividy billets zany dia avy eo homana daholo,bon appetit dia mandrezatra tsara avy eo an sao voan'ny aérophagie ndray!!!
24. Fiffi ( 17/08/2007 08:00)
diamondra27:

diamondra: heu.....andraso njay kalou resahana à part io fa....raha ohatra ka misy fika ndry de....partante zah ..fa le ohatrinona ny vola zakako ? heu....raha atao maromaro no miaraka manao azy de ahoana ? nga akia olona 2 fotsiny na 3 ?:roll:

25. diamondra27 ( 17/08/2007 08:10)
fahamarinana:

Fa tena hanao opération marina ve ndry ry Diam's dia iza no association arovantsika amin'izany? Ny ahy manko rehefa misy but ilay zvtr atao dia mahafinaritra ahy e sady mahavita soa no voky e.Fa na eo aza zany dia ho anareo any Dago dia mba atreho ny namana mano opération lasopy e
Averiko eto ny adresse nomen'ny Diam's tery ambony:
Resto LA CANTILENE ?67 ha sud
Contact: mr Rosin : 0324057266
mme Laingo :0324050637
Mividy billets zany dia avy eo homana daholo,bon appetit dia mandrezatra tsara avy eo an sao voan'ny aérophagie ndray!!!

_________________________________

aiza ny signature tsy hitako? le :arrow:(l)refa manomboka sy mamarana frazy toi;:-D

ny asso arovana @izany dia ny Association Anciens Elèves Stella Maris (Ecole missionnaire ao Tamatave)

Ny vola azo mazava ho azy fa entina hanokafana ny kaonty sy hikarakarana io sekoly io:exemple réparation bâtiment , fanatsarana ny terrain de sport le fihazakazahanay taloha sy fanaovana foot-ball etc etc...

de tongava maro fa ny adidy ho vita ny tena voky:miam::miam:.

Misaotra ny mpandray anjara rehetra :-*:-*

26. fasaly ( 17/08/2007 12:38)
diamondra27:

azafady fa misy diso akia le anarana ry fasaly sao de tsy tonga any ndry fa Resto "La CANTILENE" 67HA sud no tena izy a!

de entinjy any ve akia i mamz sy ari.malala sy sasa sy tsiafo1 sns? (mila mividy billet aloha an! fa opération lasopy izy ity manko, de efa io ambony io ny contact ividianana billet)

ka raha ho tratrako ve vao maika tsy ho tsara be izany ry diam fa hatram ovina io operation io klou sao de efa maka aina eny ambony fandrina lay nanao operation vao tonga zay:-D:-D:-D
hatram ovina tokou alou izy io...
hiaraka hitakosina eny zany zahay sy ry mamz sasa ary ari.malala ....iza aky zany tsiafoi1 zany lou tsy mbola hitako mitsy io ps io:roll::?::°)

27. mariah ( 17/08/2007 15:54)
raha eto paris ndray dia ilay ao @ resto sinoa miaraka @ paristore no manao ilay soupe mitovy any Dago ireny. Andramo anie e
28. diamondra27 ( 18/08/2007 16:27)
fasaly:

diamondra27:

azafady fa misy diso akia le anarana ry fasaly sao de tsy tonga any ndry fa Resto "La CANTILENE" 67HA sud no tena izy a!

de entinjy any ve akia i mamz sy ari.malala sy sasa sy tsiafo1 sns? (mila mividy billet aloha an! fa opération lasopy izy ity manko, de efa io ambony io ny contact ividianana billet)

ka raha ho tratrako ve vao maika tsy ho tsara be izany ry diam fa hatram ovina io operation io klou sao de efa maka aina eny ambony fandrina lay nanao operation vao tonga zay:-D:-D:-D
hatram ovina tokou alou izy io...
hiaraka hitakosina eny zany zahay sy ry mamz sasa ary ari.malala ....iza aky zany tsiafoi1 zany lou tsy mbola hitako mitsy io ps io:roll::?::°)

_______________________________

:-D:-D:-D

fasaly: hatr@ 30 septembre 2007 akia le faran'ny opération lasopy a!
tratran-dry ve?
asaiko manao operation gâteau ndray ry zareo refa tsy tratran-dry io e!
Mbola fiandohana fotsiny io manko, manetsa be mbola ho avy.

Zany hoe: Collège nianarako taloha akia ny mikarakara azy io a! izay nahatsapa nahita soa tao @ le collège sy te-hanampy azy de nanagana sy niditra membre , de zao mitady vola izao e!

tsiafo1 ve akia? : namako cherie be a! za zao malahelo azy fa lasa vacances izy de tsy afaka mi connecte aminy.
Jereo sary fihaonana dadie , de i mamz sy ari.malala no mafantatra azy fa nandeha t@ fihaonana dadie izy
De jereo manao veste rouge.
Miverimberina ao ny sariny sinon tadiavo ny ps-ny de jereo ny sariny

tsiafo1: de bizoroka be ndry zany au passage e! de aza adino mandefa sarin'i Plage Manambato refa tafaverina ndry( de ny sarinjy koa ra tsy maha-diso)
Milay wa gasikara e!

Ary SHOAN ngah fatandry ry fasaly ?
Le lazaina fa metisy sinoa fa gasy petaka hono:lol:
jereo ny sariny de + koms :wink:
Top bizoroka mois d'Août 2007 akia izy a! :-*:-*:-*:*:*:*(l)

29. fasaly ( 18/08/2007 16:59)
diam: ié tratra:-P defa hiarak aany zany ny ekipa solida:-P
30. diamondra27 ( 18/08/2007 17:03)
mariah:

raha eto paris ndray dia ilay ao @ resto sinoa miaraka @ paristore no manao ilay soupe mitovy any Dago ireny. Andramo anie e

__________________________

kiss akia a mariah a! elabe ndry an , tonga soa e
nahazo rivotra tsara zany zao an!

misaotra akia fa de hojerena io e!

31. diamondra27 ( 18/08/2007 17:07)
fasaly: wééééé de bon ap de bon voyage de bon tsaty sy mahità namana soa e!
mampamangy ny namana any e! aza adino koa akia i ravatoranto sy naritsimba a!

sao de mba miodina kely any tamatave any akia ndry?
De mandalova any@ longo miaraha @ "sarobidy sy UB40 sy etc..."
bizz e!

:miam::miam::miam::miam::miam:
:miam::miam::miam::miam::miam:

32. fasaly ( 18/08/2007 17:57)
weshhhh ireny tsy adino kah! akama dool reny...atokisana ny namana any kan! ho tantaraina mendalana eny ihany ny fizotran'ny operation:°):-D:-D:-D
33. fasaly ( 18/08/2007 17:59)
possible miodina any raha ohatsa ka! fa hafa mitsy ny destination kalou fa akaiky an'io ihany....defa tsy hadino zany ry sarobidy sy ry ub40 betraka namana ihany any ka!:-P
34. fasaly ( 19/08/2007 07:29)
ok diam merci d'avance!:wink:
andefasako hafatra.....:°)

:-*
35. diamondra27 ( 20/08/2007 06:56)
dia efa miala any aza ny flyer raha toa ka ilaina izany fa toa tsy mazava @ sasany ilay izy

http://www.gasykamanja.com/evenement_soiree_spectacle_malgache.html

http://www.ahaona-madagascar.com/

http://www.koolsaina.com/agenda.htm

36. ftma ( 20/08/2007 07:23)
ato koa jereo http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n46c74ee80258c
37. diamondra27 ( 20/08/2007 07:49)
ftma: misaotra e!^:^^:^:miam::miam:

mazava kosa @izay angamba zao le izy an!
we oviana vao vita ny opération

kelly13: ahoana azonjy @zay ve le opération sa mbola mila bistouri njy?:-D:-D
38. fahamarinana ( 20/08/2007 09:31)
:arrow:Merci Diam's,zay vao tena mazava tsara aminay kah,dia zahay moa zany miandry lay opération ho ataondry ao paris ou ailleurs e.(l)
39. diamondra27 ( 20/08/2007 10:14)
fahamarinana: tsisy fisaorana e

sady voky no afaka adidy no fafinaretana azo
40. SHOAN ( 21/08/2007 19:14)
ireto koa misy Miam Miam :D
http://www.ahaona-madagascar.com/blog.php?lng=fr&pg=895
http://www.gasykamanja.com/evenement_soiree_spectacle_malgache_detail-847.html
http://www.koolsaina.com/agenda/show.php?wc32c5=&f86b19=50

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482