eritreritra mandalo

1. lancia ( 31/07/2007 09:08)
Slt daholo, ty misy eritreritra mandalo,raha samy asiana maso fanintelony ny ol rehetra, ny tsi1-1 no misafidy ny tiany hasiany ny fanintelony de aiza no tianao hasiana ny masonao??? hihihi
Mazotoa mamaly e
répondu par mangataka le 05/08/2007 21:35
2. hery ( 31/07/2007 09:19)
:-)

Ao amin'ny hatoka aoriana. Amin'izay tratrako daholo le mpifosafosa ireny
3. princesseN ( 31/07/2007 09:21)
:lol:eo @tanako an-kavanana no tiako asiana maso fanintelony ra zà alou e!:wink:@zay alefako fotsiny ny tanako de hitako zay tiako jerena!
4. sakaizakely ( 31/07/2007 09:26)

mahita resahina koa lancia
:-D:-D:-D:-D:-D

nena ataoko maso sady sofina miniature amovible & radiocommandé de alefa am ze tiako handehanany ohatra ary italy ary ;-)
5. fasaly ( 31/07/2007 09:36)
sakaizakely:-D:-D:-D

ny ahy any andamosina amzay sady mahit aloha no mahita afara:-P
6. lancia ( 31/07/2007 10:09)
ny ahy aiza re e[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG]
7. mim ( 31/07/2007 10:45)
eo @ tanako felatanana io a!refa mandé d hita ny zavatra miseo ao andamosina ao lol!
8. booboo ( 31/07/2007 10:55)
ao @ hatokako kounkou ny ahy ny tiako raha misy an'izany. Hita tsara @ zay lé mitady hananatsatoka antsy ivoho ireny
9. lancia ( 31/07/2007 11:04)
za klou mbola hieritreritra tsara,:-D:-D
10. miou ( 31/07/2007 11:28)
ôtrany mety tsara kosa lay roa fa lasa mahita loatra de tsy mety ko, fa ra tsy maintsy de aleo ao aoriana sa ahoana hoy ndry ?
11. sechat ( 31/07/2007 11:44)
mmmmm ao anaty valizy ??? Atao jokera de rehefa misy simba zay vao avoaka :°)
12. lancia ( 31/07/2007 11:51)
sechat:

mmmmm ao anaty valizy ??? Atao jokera de rehefa misy simba zay vao avoaka :°)



hihihi, tsy ratsy a, tena marina

miou, ka raha ny ol hanampy daholo de ny anao rery no roa eo,
13. lovelynow ( 31/07/2007 11:53)
Slt Lancia!
Le izy zavatra tsy hisy de sarotra be ny mamaly azy ka, aleo zà atao hoe tsy mahita tenenina:?:?:?.



14. menalamba ( 31/07/2007 12:12)
Dia mba ahoana moa izany ny pôzipôzin'ny solomaso @ izany maso an-katoka izany é? sady @ izay tsisy orona akory hitaingenany..:-/ lasa saina mafy aho eto:^):^)
15. tynah ( 31/07/2007 12:54)
njy ty ry Lancia tena mahita hatao mintsy an! tena bodaka ny tsinaiko namaky ny fanontaniana sy ny valiny.
Ny ahy akia hapetrako eo amin'ny fotran'ny vadiko d am zay hitako doly zay hataony ah! lol :twisted:
16. karinah ( 31/07/2007 12:55)
ny aho indray tsy iray ftsn no tiko ampina fa bedebee, amzay afa-po tsara izay tia ahita ny masoko!, any aloha sy any aoriana ihany koa indrindra indrindra!(l):^):^):^)
17. kelly13 ( 31/07/2007 13:29)
lancia>hahaha, ny anahako ra ampina maso 1 d aleoko atao amovible
18. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:04)
hery:

:-)

Ao amin'ny hatoka aoriana. Amin'izay tratrako daholo le mpifosafosa ireny


sofina izany fa tsy maso le
19. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:07)
ny anahy tena maso anakiray afaka afindrafindra no ohatran'ny tiako le..
afaka atao miainga be ohatran'ny periscope rehefa ao anaty rano ohatra.

afaka midina ery @ akibentongotra raha misy vehivavy manao mini zipo na mopera manao rebareba mitsangana ao anaty bus sy metro ohatra

interessant ihany ka!
20. simplex ( 31/07/2007 14:08)

nena ampanofaiko hoan'ze mila :°)
ngozangoza ihany le tsena an, ny gila, ny jamba, ny mitady maso 4,...

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493