eritreritra mandalo
61. Herimiafina
(
02/08/2007 23:11)
lancia:
Slt daholo, ty misy eritreritra mandalo,raha samy asiana maso fanintelony ny ol rehetra, ny tsi1-1 no misafidy ny tiany hasiany ny fanintelony de aiza no tianao hasiana ny masonao??? hihihi
Mazotoa mamaly e
Zah retsy efa manana maso fanitelony fa tsy maintsy manao meditaka vao mihiratra ilay izy klé. :-D:@
64. imalala
(
03/08/2007 23:17)
ny ahy aloha aleoko ny loha no atao roa toy izay ny maso no atao telo, amizay tonga dia maso efatra miaraka amin'ny loha roa:-D:-D:-D
66. bilakarenjy
(
05/08/2007 19:02)
raha ho asiana maso fanitelony ihany de aleo eo akaikin'ny mokon-doha no asiana azy .
67. menalamba
(
05/08/2007 19:38)
Mieritrereta ihany ilay té nahana maso eo @ fanondro ankavanana fa ohatry ny aorera ihany rehefa mifitra an! Indrindra re raha sendra rovitra ilay taratasy fa tonga dia tafatsoboka ary ilay maso no ditsoka feno tay...maso !!!:°):^)
68. mangataka
(
05/08/2007 21:35)
menalamba:
Mieritrereta ihany ilay té nahana maso eo @ fanondro ankavanana fa ohatry ny aorera ihany rehefa mifitra an! Indrindra re raha sendra rovitra ilay taratasy fa tonga dia tafatsoboka ary ilay maso no ditsoka feno tay...maso !!!:°):^)
ary rah vehivavy zany de ahoana raha misasa, mikipy ny maso ve:?::D:D:-D:-D:D
