eritreritra mandalo
22. Samoana
(
31/07/2007 14:47)
Ny ahy eo @ kiho @ izay tsy mila manao maso vilana fa mitehin-kiho fotsiny. Raha te hanao:roll: de atao "souplessy" ampekarina any aoriana. Raha very fanjaitra moa de efa solon'ny lakdepôsy mijery ambany :D
25. ikaretsaka
(
31/07/2007 15:56)
samoana... fa nanandrana lety aho fa tsy mahita ny ao an-katoka raha ny kiho no asiana maso an!
andramo anie e!
andramo anie e!
26. ikaretsaka
(
31/07/2007 15:59)
ohatra heo misy volofotsy na misy maratra ny hatok'ialahy sy ny lamodina .. ka jeren'ialahy @ ilay "maso"
Tena tsy hita le
Tena tsy hita le
27. lancia
(
31/07/2007 16:05)
ny ahy ndray mety hataoko eo amin'ny fanondro angamba. Fa zany hoe mety ho lenan'ny rano matetika ndray de lasa mikipy foana le maso:-D:-D:-D
28. ipiso
(
31/07/2007 16:29)
tena eo @ fanondro adala no apetako ny ahy.@zay refa le mijery fety ohatra de tsy mila miady place any aloha fa atsangako ambony be fotsiny ny tanako de mahita.Za tsinona fohi2 iany!!!:-D:-D:-D
29. kiadi
(
31/07/2007 16:29)
ataovy tsara pirina aza ireny oe manana maso "amovible" reny fa angalariko de avy eo apetrako ao @ douche-n'i lancia de @zay hitako doly zay hataony ao! :-D:-D:-D
30. kiadi
(
31/07/2007 16:30)
de refa leo ny douchen'i lancia zah de afindrako ao @ douche-n'i karinah indray :-D:-D:-D
31. fleurdedago
(
31/07/2007 16:57)
hum !!! @ tanana dia efa misy zvtra kitiana d tsy misahirana lotra, ah ah ah, tsy mila miondrika intsony fa zay fanarahan'ny tanana sy ilay maso eo !
33. Samoana
(
31/07/2007 18:39)
ikaretsaka:
ohatra heo misy volofotsy na misy maratra ny hatok'ialahy sy ny lamodina .. ka jeren'ialahy @ ilay "maso"
Tena tsy hita le
Ika/ tsotra ny fanafodiny fa aza manao souplesse mety hamola-tanana eo:-D: asio fitaratra ao aorianan'elà:wink:.
34. lanto
(
31/07/2007 18:47)
any am tongotra de takonana bakiraro sao misy mahita eo ka mahamenatra, sady tsy dia ilaiko loatra :-p
36. lancia
(
31/07/2007 19:25)
kiadi:
ataovy tsara pirina aza ireny oe manana maso "amovible" reny fa angalariko de avy eo apetrako ao @ douche-n'i lancia de @zay hitako doly zay hataony ao! :-D:-D:-D
andray kosa,:-D:-D:-D
40. ikalamako
(
31/07/2007 22:20)
ny ahy tiako maso iray fahatelo kanefa afaka mihodidina ny tratrako sady afaka manao 360° koa an, amin\'izay aho tsy fanina intsony rehefa mila mijery ny ankavanako na ny ankaviako na rehefa miherika aoriana na mila mitraka mijery ambony, na miondrika mijery tany :roll:Dia mba tsy mety marary mila solomaso koa izy io fa efa ampy ilay efatra amin\'izao fotoana:-/
