eritreritra mandalo
42. niryna
(
01/08/2007 04:41)
hery:
:-)
Ao amin'ny hatoka aoriana. Amin'izay tratrako daholo le mpifosafosa ireny
=))=))=D=D
43. Angolaina
(
01/08/2007 06:41)
tynah:
njy ty ry Lancia tena mahita hatao mintsy an! tena bodaka ny tsinaiko namaky ny fanontaniana sy ny valiny.
Ny ahy akia hapetrako eo amin'ny fotran'ny vadiko d am zay hitako doly zay hataony ah! lol :twisted:
tsy ratsy kosa aloha iny toerana iny e! :-D:-D:-D
44. miou
(
01/08/2007 07:44)
lancia:
sechat:
mmmmm ao anaty valizy ??? Atao jokera de rehefa misy simba zay vao avoaka :°)
hihihi, tsy ratsy a, tena marina
miou, ka raha ny ol hanampy daholo de ny anao rery no roa eo,
ka ny ahy zavatra afa no ampiako fa tsy maso
45. lancia
(
01/08/2007 09:08)
fa ny an'i miou in ndray no hampiana e, ny maso nge no tena fijerijery e,hihihi
46. Angolaina
(
01/08/2007 09:58)
miou:
lancia:
sechat:
mmmmm ao anaty valizy ??? Atao jokera de rehefa misy simba zay vao avoaka :°)
hihihi, tsy ratsy a, tena marina
miou, ka raha ny ol hanampy daholo de ny anao rery no roa eo,
ka ny ahy zavatra afa no ampiako fa tsy maso
in re zany zavatra fanampiny zany e ! :?::?::?::-D
47. lancia
(
01/08/2007 10:10)
ny ahy ndray mety hataoko famakiana dinika eto le maso ray fanampiny. Amzay refa al ny andro de matory ny maso roa de avoaka njay le maso ray de mahita eto foana, nefa ampy torimaso tsara:-D:-D:-D:-D
48. ramorafr
(
01/08/2007 10:17)
Ny ahy zany ny fahatelony masoko de efa nisy hatrizay,ery ambony lanitra ery le izy dia efa mahatazana ny zavatra rehetra izay miseho ety amboniny tany.:P:P
49. mangataka
(
01/08/2007 10:19)
ny ahy ndray ra za no misafidy de tonga de ataoko ary anaty zvtr ary kou, amizay izy mba mahita
50. ari.malala
(
01/08/2007 12:13)
:-D:-D:-Dfa nareo manao anzany fa tena nisy toko anie indray taona izay, faran'ny taona tsara tamzay ts tsaroako taona firy fa nisy coiffeuse nanana cliente d tena nisy maso 2 tao arina tao! naseho tele mitns tamzay, la tarehan'le vhv nanana "maso ivoho" ts naseho, fa le coiffeuse ts nahateny fa mbola sous le choc no niseho teo, fa tonga d nakatony ny salon any!!!
fa ra za no afaka mamampy maso 1 d aleoko amovible fa ny masoko mants ef apahina d mba manolo anle vizana b d maka repos le izy aveo:-D:-D:-D:-D:-D
fa ra za no afaka mamampy maso 1 d aleoko amovible fa ny masoko mants ef apahina d mba manolo anle vizana b d maka repos le izy aveo:-D:-D:-D:-D:-D
51. lapino
(
01/08/2007 15:58)
princesseN:eo amin'ny ankihibe ve ? :P
:lol:eo @tanako an-kavanana no tiako asiana maso fanintelony ra zà alou e!:wink:@zay alefako fotsiny ny tanako de hitako zay tiako jerena!
53. lancia
(
01/08/2007 21:23)
evasoa:
Ny ahy tanana fahatelo no tiako hananana fa tsy maso :-D
hihihi, de hataonjy in ky tanana fahatelo,:-D:-D:-D
55. miandriazy
(
01/08/2007 21:50)
Raha ny ahy ndray ary aloha ny masoko a, tonga de ataoko eo amin'ny tapikandriko eo avy hatrany, ary tonga de ataoko ngeza be,:-D:-D:-D:-D
57. Rasiligaoma
(
02/08/2007 04:55)
isika aza efa feno maso be dia be ko... ny mason-koditra!
any amin'ny faritra sasany ny Maso dia midika hoe lavaka...
dia mbola tsy ampy ihany ve?
any amin'ny faritra sasany ny Maso dia midika hoe lavaka...
dia mbola tsy ampy ihany ve?
58. lancia
(
02/08/2007 08:04)
Rasiligaoma:
isika aza efa feno maso be dia be ko... ny mason-koditra!
any amin'ny faritra sasany ny Maso dia midika hoe lavaka...
dia mbola tsy ampy ihany ve?
faritra aiza io:-D:-D
