bagarre....
1. xxx
(
25/07/2007 19:25)
tena mba tsy mihaja kosa aloha ilay sipa miady mifampitolona eny ankalamanjàna e! tssssssss....
répondu par ikaretsaka le 31/07/2007 15:54
3. tess
(
25/07/2007 19:33)
ny fahitako azy toa bandy ilay resy ao ambani'ilay sipa:roll::roll::roll:
11. Herimiafina
(
26/07/2007 15:18)
Voà défé izany, miampy atteinte à l'integrité fizika et maoraly. :-D:@
Aleo ihany cool foana klé. :@
Aleo ihany cool foana klé. :@
12. vale
(
26/07/2007 15:18)
lollll, f'angah tsy hoe tratra nampiaraka le sipa lasa voadaroka tsisy indra-fo sahala an'izao? ^^
15. ikaretsaka
(
26/07/2007 23:59)
misy sipa miady bandy na ilay sipa mahatratra ny rafiny ireny.. misy tsy mahafehy tena fa tonga de combat be eny @ izay hifanenana!
fa ny gravy amin'io le rehefa ie olona mahatratra nuy rafiny indray no resy rehefa raikitra ny kombaka!
fa ny gravy amin'io le rehefa ie olona mahatratra nuy rafiny indray no resy rehefa raikitra ny kombaka!
16. mamzelkely
(
27/07/2007 08:55)
io ve ry reto ts resaka racisme :? jereo ange ny togotr le olona ambany ee :?
20. xxx
(
27/07/2007 13:03)
xxx:
tena mba tsy mihaja kosa aloha ilay sipa miady mifampitolona eny ankalamanjàna e! tssssssss....
impoli tssssssssssssss.:{