bagarre....

1. xxx ( 25/07/2007 19:25)
tena mba tsy mihaja kosa aloha ilay sipa miady mifampitolona eny ankalamanjàna e! tssssssss....
2. lapino ( 25/07/2007 19:30)
Ilay mandresy mba tsy dia maninona ihany kle :-D:-D:-D
3. tess ( 25/07/2007 19:33)
ny fahitako azy toa bandy ilay resy ao ambani'ilay sipa:roll::roll::roll:
4. fijo ( 25/07/2007 21:15)
mahay midaroka kosa le sipa kle
5. fasaly ( 25/07/2007 21:22)
:-D:-D:-D
6. cute ( 25/07/2007 23:30)
sipa samy sipa marina ve ireo miady ireo sa...?:roll:
7. sechat ( 26/07/2007 09:59)
:-D aona koa reo
8. sakaizakely ( 26/07/2007 10:22)
aleo pehany any kou:-D:-D
9. tslem ( 26/07/2007 10:52)
:-D:-D:-D
10. sylvain ( 26/07/2007 13:05)
aza mba tratra mangalatra ny sipany ihany!:wink:
11. Herimiafina ( 26/07/2007 15:18)
Voà défé izany, miampy atteinte à l'integrité fizika et maoraly. :-D:@

Aleo ihany cool foana klé. :@
12. vale ( 26/07/2007 15:18)
lollll, f'angah tsy hoe tratra nampiaraka le sipa lasa voadaroka tsisy indra-fo sahala an'izao? ^^
13. booboo ( 26/07/2007 15:30)
mahay midaroka kosa le sipa kle


eka ouz :miam::miam::miam:
14. mignone ( 26/07/2007 18:29)
otrany mitaingina sovaly lé sipa milako :°)
15. ikaretsaka ( 26/07/2007 23:59)
misy sipa miady bandy na ilay sipa mahatratra ny rafiny ireny.. misy tsy mahafehy tena fa tonga de combat be eny @ izay hifanenana!
fa ny gravy amin'io le rehefa ie olona mahatratra nuy rafiny indray no resy rehefa raikitra ny kombaka!
16. mamzelkely ( 27/07/2007 08:55)
io ve ry reto ts resaka racisme :? jereo ange ny togotr le olona ambany ee :?
17. simplex ( 27/07/2007 09:53)

bagara sokola :P:roll:
18. karinah ( 27/07/2007 11:28)
sokola d atao mampiady marina!:-D:-D:-D:-D
19. fasaly ( 27/07/2007 12:11)
mamz: ka ny raika zao sipa tavaratra de ny raika afrikan......:?
20. xxx ( 27/07/2007 13:03)
xxx:

tena mba tsy mihaja kosa aloha ilay sipa miady mifampitolona eny ankalamanjàna e! tssssssss....



impoli tssssssssssssss.:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836