bagarre....

21. mamzelkely ( 27/07/2007 13:08)
ehhhhh d'efa samy degany njay zany le sipa ra izany ko :lol:
22. fasaly ( 27/07/2007 13:31)
degany mitsy matoa miady antsena :-D
23. Samoana ( 27/07/2007 13:57)
le bandy tavaratra pataloha mena @ izany toa mbola mitady hangalatra le sakadô:-D
24. fasaly ( 27/07/2007 14:10)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dtoundé bandy tavaratra avy hatrany ve io ry samoana????:-D:-D:-D:-D
25. fasaly ( 27/07/2007 14:11)
ary tsy koboko ndray iny klé!:-D:{:-D:-Draha niverina nijery anlay sary aho tapak ny tsinaiko:-D:-D:-D
26. lemenakely ( 27/07/2007 14:40)
tena manambany tena kosa aloha ny toy izao aza hitako !! grrrr
27. karinah ( 27/07/2007 15:02)
lemenakely: de hisintona konkoa ve enao?:-P:-D:-D:-D

otran'ny lhl anie le mamono beuu io an! tena tsy manaja tena mihintsy na ny kely aza , hmmmmmmm
28. ikaretsaka ( 30/07/2007 23:24)
tandremo fotsiny tratran'ny tompony eny an-tsena any rankizy fa gidragida be manala baraka a
29. fasaly ( 31/07/2007 06:05)
zà kosa aloha tsy hifamely totohondry eny andalambe zany e!:-P
30. aloalo ( 31/07/2007 06:28)
eny fa raha misy mi provok kosa v s anaiky asina fa mba tsy maintsy miaro tena ko !

misy oul efa tonga zay d lasa zao tsy mahalala menatra akory
31. fasaly ( 31/07/2007 08:46)
ka afaka eviter na ilay provok tsy mamaly sady ny lalana no zorina...fa efa tratran'io zà tam mbola mpianatra madinika tam l'âges15 ans tany fa narahin'ilay sipa roa ...navelako nanaraka..izaho niaraka tam cousin...fa refa tonga tany akaiky ny trano amzay niditra couloir efa tena miditra ny tanàna mitsy tsy misy mpahita fa tao no nolamoiko azy fa imason'oul zany aho tsy manao....:-P tsy sahy tsony satria azoko tsara tsara mitsy :-D refa tsy mamaly sy mandefitra zay mantsy ny oul de everina fa ho kely aina sy azo atao zé tina anaovana azy...kanefa manaja tena ny oul:-P;-)
32. ikaretsaka ( 31/07/2007 15:54)
Soa i fasaly fa tsy le voalako teo no ho eo ..
fa misy ilay vao mifanena dia .. tratrako ....matiko itena dia paf paf paf!
de hiaritra eo ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2932