eritreritra mandalo

1. xxx ( 14/07/2007 22:14)
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?
répondu par mandrindra le 20/07/2007 17:54
2. fasaly ( 14/07/2007 22:39)
ny fitiavana:-P
3. Papoose ( 15/07/2007 02:45)
ny fanahy:@
4. fasaly ( 15/07/2007 07:09)
papoose: refa marary fanahy ny olona sasany mbola tsaboana andoavambola eny am espesialista:-D
5. kelly13 ( 15/07/2007 09:37)
masoandro, kitana, rivotra misy² iany hozy ny tsy mahay manisa :°)
6. Stretch ( 15/07/2007 09:44)
kelly mbô omeo an zany masoandro eto an tany zany a ! tena mamay ngamba zany an !
ny aty amnay azany eny am lanitra mamay be mintsy ,35° omaly tena namaky lo sola :-D
7. kelly13 ( 15/07/2007 09:54)
:-D hay mou tsy eto antany tokou ny masoandro sns kle, mila loupy za :°)
8. fasaly ( 15/07/2007 10:04)
ny masoandro anie refa mamay be de votery mivdy parasol sy kasikety hiarovana e! don ky mandany vola ihany zany :roll::lol:
9. kelly13 ( 15/07/2007 10:09)
za kou otran'ny mitady tsy ahay mi forum tsony fa tsy d nandray anjara firy tao ho ao :-w
10. fasaly ( 15/07/2007 10:11)
:-D:-D:-D:-D ahoana kou zany tsy mahay forum tsony zany.....ny sizé ngamba no vaste be!:^)
11. kelly13 ( 15/07/2007 10:13)
:?:? mitady ho lany morsa no tiko lazaina ka :-D:-D
12. fasaly ( 15/07/2007 10:14)
natelina nandritra ny absence dool nga ny morse sa mila maka inspiraka kely:°):-D
13. kelly13 ( 15/07/2007 10:17)
lanin'ny masoandro ny morsa ka, hahaha
14. xxx ( 15/07/2007 19:52)
fatokisana
15. niryna ( 15/07/2007 20:18)
Ny fahasoavana izay nomen'Atra ahy sy ny vady aman-janako.Ny sorona nataon'i Jesosy namonjy ahy sy ianao tamin'ny fahotana rehetra vita.Tsy ho voavidy mihitsy izany fitiavany ahy sy ianao izany.Na omeko ny fiangonana daholo aza ny vola aman-karena tsy ho voahefako ny trosa.:D
16. ikaretsaka ( 15/07/2007 20:22)
ny zavatra tsy voavidimbola eto an-tany ve?... raha tena dinihina? ny vola!
ny 3 $ tsy mahavidy 3$
raha samihafa ny sandany dia ie.. (ohatra euro avadika ariary)
17. pissoa ( 15/07/2007 20:28)
xxx:

Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?



eeuuuh, za :-D:-D:-D:-D:-D
18. xxx ( 15/07/2007 20:53)
19. menalamba ( 15/07/2007 21:40)
Bobaka bé 'zany é:ny tsiky tsy mila parata ,ny tena namana marina ary ny fitiavan'ny rRaiamandreny koa tsy mila môny....sa tsy 'zany kamarady?:P:P:P
20. mamzelkely ( 16/07/2007 08:12)
za ko mitovy hevitra am fasaly hoe fitiavana de ny fiainana ko ts vôvidy vola ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.219