eritreritra mandalo
41. mandrindra
(
18/07/2007 17:27)
ari.malala, ny aina tsy zavatra noho izany mivoaka ny fanontaniana isika.
nefa mbola azo vidina ihany koa raha toa ka lasa entambarotra. raha misy maka tampoka dia tsisy ady varotra fa avy dia lasany. fa raha misy mampilaza kosa dia mbola azo vidina amin'ny fitsaboana, sahala amin'ny ol sasany tazomina artificiellement ny ainy, mila saosy handoavany ny saran'ny hôpitaly. dia avy eo azo vidina vola izany le izy:D
tywa68, ka efa hoe pissoaaako, noho izany ahy izany na dia tsy novidiko vola aza:P

42. pissoa
(
18/07/2007 20:56)
mandrindra:
mety tsy mila vola akory dia mahazo an'i pisssoaaaakoooo :wink:(l):-*
sady za tsy mahery mihazakazaka :-D:-D:-D:-D:-D
43. xxx
(
18/07/2007 21:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-07-2007 00:14:32
Lohateny : eritreritra mandalo
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?
saina
44. ikaretsaka
(
19/07/2007 01:05)
ari.malala:
aona no fomba ividiananareo aina?:roll:
andramo rehefa le tena marary be iny dia tsy manome vola an'i dokotera hanaovany operation!
47. mandrindra
(
19/07/2007 07:06)
pissoa:
mandrindra:
mety tsy mila vola akory dia mahazo an'i pisssoaaaakoooo :wink:(l):-*
sady za tsy mahery mihazakazaka :-D:-D:-D:-D:-D
traaaatraaaako aaannnnn:-D:-D
49. niryna
(
20/07/2007 03:23)
tslem:
quote=niryna]Ny fahasoavana izay nomen'Atra ahy sy ny vady aman-janako.Ny sorona nataon'i Jesosy namonjy ahy sy ianao tamin'ny fahotana rehetra vita.Tsy ho voavidy mihitsy izany fitiavany ahy sy ianao izany.Na omeko ny fiangonana daholo aza ny vola aman-karena tsy ho voahefako ny trosa
ka ra manana trosa zany ngah enao handova an lé fiainana mandrakizay :roll:
matoa ianao koa niteny hoe trosa d tsy anao zany reo fahasoavana lazainao reo fa mbola nindramina
fehiny: Andriamanitra tsy mampisambotra fa manome.
[/quote]
Trosa be mandehandeha isika saingy efa nosolon'i Jesosy izany trosa izany(vidin'ny otantsika),tsy misy mitondra vola rehefa maty ka.
Mahantra ny olona ,saingy ny torimaso no hitovizany an'ny mpanankarena.
Toy izany ihany koa ny ainao,na tazomina aza ilay aina dia lasa foana fa tsy voavidin'ny vola.
50. mandrindra
(
20/07/2007 06:49)
pissoa:
:-D:-D:-D
de atao inn nefa ... ngo de hiazakazaka ihany :-D
tsy miazakazaka ka, aleo aloha hilamina .... dia avy eo asesy:wink::-D:-D