eritreritra mandalo
22. sympa
(
16/07/2007 08:42)
Tsy misy lehibe indrindra nohony fitiavana Lafo vidy ny fitiavana ka ny fitiavana ihany no mahavoavidy azy. ;-)
23. melody
(
16/07/2007 08:45)
:-D:-D:-D
i bazylou efa voavidim-bolandry zareo frantsay kou
amiko ny fahasalamana no tsy voavidim-bola satria bdb ireo manam-bola, milionera nefa maty ihany:°)
i bazylou efa voavidim-bolandry zareo frantsay kou
amiko ny fahasalamana no tsy voavidim-bola satria bdb ireo manam-bola, milionera nefa maty ihany:°)
24. sechat
(
16/07/2007 09:00)
pissoa> :-D
xxx> ny aina ngamba no sisa koa :-D ny ankoatr'izay rehefa tiana ho voavidy de mety daholo, rehefa tsy tiana ho voavidy koa de mety ihany :-D (oh, raha za manana voatabia, de tsy amidiko mitsy na 1 million aza ) o^o
xxx> ny aina ngamba no sisa koa :-D ny ankoatr'izay rehefa tiana ho voavidy de mety daholo, rehefa tsy tiana ho voavidy koa de mety ihany :-D (oh, raha za manana voatabia, de tsy amidiko mitsy na 1 million aza ) o^o
25. naughtyboy
(
16/07/2007 09:54)
nisy efa nilaza ny fanahy fa le atsarampanahy nena no itako fa tsy azo anaovana dokambarotra na takalo,tsy voavidy fa maimampoana any @ ts1-1
26. ari.malala
(
16/07/2007 13:08)
ny vola mahavidy fandriana fa tsy mahavidy torimaso, mahavidy fanaafody fa tsy mahavidy aina sy fahasalamana, mahavidy firavaka sy fanomzana fa tsy mahavidy fitiavana (raha tena fitiavana an:P) sns...
27. tslem
(
16/07/2007 16:26)
fasaly:
ny masoandro anie refa mamay be de votery mivdy parasol sy kasikety hiarovana e! don ky mandany vola ihany zany
tsy voavidim-bola fa lafo be sa tsy vidiam-bola fa omena fotsiny, lasa ôtrany tsy azoko lé size sa zah n daizo :-D
quote=niryna]Ny fahasoavana izay nomen'Atra ahy sy ny vady aman-janako.Ny sorona nataon'i Jesosy namonjy ahy sy ianao tamin'ny fahotana rehetra vita.Tsy ho voavidy mihitsy izany fitiavany ahy sy ianao izany.Na omeko ny fiangonana daholo aza ny vola aman-karena tsy ho voahefako ny trosa[/quote]
ka ra manana trosa zany ngah enao handova an lé fiainana mandrakizay :roll:
matoa ianao koa niteny hoe trosa d tsy anao zany reo fahasoavana lazainao reo fa mbola nindramina
fehiny: Andriamanitra tsy mampisambotra fa manome.
31. vale
(
17/07/2007 09:10)
xxx:xxx> ny fitiavana ihany koa: hatsaram-panahy sns ihany koa tsy azo vidiam-bola fa gratos :lol:
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?
33. fiderana
(
17/07/2007 09:32)
tô hotran'ny vidiam-bola dôly ny rehetra eto an-tany ko!, tsy hitako izay tsy hamoaham-bola , na any am-piangoanana aza dia mody miditra maimaim-poana fa misy ihany ny fanatazan-drakitra ko!, satria raha vao tsy misy rakitra dia tsy mikarana i pasitera an!, manaraka izany ny fiainana anie ka tsy vitan'ny fitiavana fotsiny ê!, hoe bisous bisous dia voky, tsy maintsy miasa mitady vola foana, donky, mila vola foana ny rehetra eto an-tany ho takalony!. asa...... rê olona ô!:P
36. miangalyandria
(
18/07/2007 09:46)
Ny ain'i Dada sy Neny raha azoko novidiana dia novidiako fa izany hoe tsy azo ka atao ahoana moa :cry:
37. mandrindra
(
18/07/2007 09:50)
pissoa:
xxx:
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?
eeuuuh, za :-D:-D:-D:-D:-D
mety tsy mila vola akory dia mahazo an'i pisssoaaaakoooo :wink:(l):-*
ny ZAVATRA rehetra dia voavidin'ny vola daholo. ny vidiny fotsiny no samy hafa.
Ny fitiavana, ny aina, ny hatsarampanahy ..... dia tsy ZAVATRA ireny, fa mety ho voavidy ihany koa na izany aza