akanjo be
1. kallie
(
12/06/2007 07:20)
Eééé, aôna kay ny atao ra i-pipi nefa manao akanjo mariazy? lé izy tô sady lavabe no midoroboka? anjekaky ô, atoroy evitra reto a :oops:
répondu par xxx le 28/06/2007 20:21
3. meva2
(
12/06/2007 08:09)
:-D
Ny ahy indray ny atahorako dia hoe ahoana raha poritra tampoka ao ampovoan'ny cérémonie rehefa atao mariage, voatery maka permission @ pasitera izany dia miandry daholo ny olona!!!
Ny ahy indray ny atahorako dia hoe ahoana raha poritra tampoka ao ampovoan'ny cérémonie rehefa atao mariage, voatery maka permission @ pasitera izany dia miandry daholo ny olona!!!
4. kallie
(
12/06/2007 08:20)
meva> ka zany ho vita iany fa ra teritery ny toilettes, d'efa tsy mety, d ra latsaka ao anaty cuvette ao ny rambonle jupe? d ra tsy tafakatra tsara? sns... misy miteny oe manaova hono couche, ko ra tsy in ko.... :roll:
5. diamondra27
(
12/06/2007 08:30)
ra be pipi le vhv atao mariazy de tonga de tenenina le mpanjaitra we asio plasy ametrahana zavatra azo hipipizana le akanjo zairiny( détachable zany e!) :oops::oops:
vazivazy zany fa raha tena tsy misy fika de io couche culotte io no tena tsara, de le témoins asaivo mitondra couches reserves:oops::oops:
vazivazy zany fa raha tena tsy misy fika de io couche culotte io no tena tsara, de le témoins asaivo mitondra couches reserves:oops::oops:
6. Rafotsy
(
12/06/2007 08:37)
Salut !
Mandé ho azy io Kallie a !
Ny any zanako vavy no tadidiko , ary bediko be izy fa tsy nanao pipi aloany niakanjony !:-D:-D
Zah sy ilay belle soeur ko no nitondra azy : nampiakarina ilay akanjo miaraka @ilay jupon , dia nitazoniny belle soeur ko , dia zah no nitsofoka tao nanala sy nampitombiny azy e ! Fa ilaina olona tena akaiky anao aloha e !
Dia mahorenà tokatrano soa dia haraimpasoavana sy fiadanana ,kallie a !:-*:-*

7. tslem
(
12/06/2007 08:46)
mety ho tantara marina ra sendra poritra a! :-D:-D:-D fa tsy misy afa-tsy ny mipips alohan'ny hiakanjoana kosa aloha mba tsy ho sendra an'izany e! mahorena tokantrano kallie d aza mieritreritra be loatra an'izany sao tratra eo tokoa vao :oops:
8. xxx
(
12/06/2007 08:57)
kallie:io ve dia tsy ho hay kosa e!na dia ankizy mbola kely aza mahafantatra fa rehefa andeha fety ka hanao akanjo midoroboka dia mankany @ wc aloha e!iza aefa no tsy nanao akanjo be midorobka t@ mariziny fa hingaina fotsiny io dia vita e!na dia misy cerceau aza e!
Eééé, aôna kay ny atao ra i-pipi nefa manao akanjo mariazy? lé izy tô sady lavabe no midoroboka? anjekaky ô, atoroy evitra reto a :oops:
9. booboo
(
12/06/2007 09:36)
:-D:-D:-D:-D iny ndray no tsy hitako lé !
Kallie > mi-pipi klou vao miakanjo, dia sinon cf voalazan-dRafotsy
Kallie > mi-pipi klou vao miakanjo, dia sinon cf voalazan-dRafotsy
10. kallie
(
12/06/2007 09:41)
:-D:-D msôtreee, fa gravy oa ra teritery ny wc, sady za refa be émotion be d mi pipi fôna, na manao ary aloan'ny miakanjo
11. pitchounette
(
12/06/2007 09:42)
Ny ahy tao amin'ny fisakafoana vao te hi-pipi dia niaraka tamin'ny rahavaviko dia izy mitazona ny akanjo izaho mipetraka, ilay baleine koa anie flexible dia tsy olana fa raha ireny cerceau vy be ireny no tena mety hanahirana.:roll:
12. karinah
(
12/06/2007 10:56)
kallie:kallie::lol::-D:-D:-D:-D:-D:oops:,... tokony tsy natao nidoroboka :roll:, ...fa anefa tsy iny ve no moramora kokoa noho ny manara-tena sady lavabe? :roll::wink:
Eééé, aôna kay ny atao ra i-pipi nefa manao akanjo mariazy? lé izy tô sady lavabe no midoroboka? anjekaky ô, atoroy evitra reto a :oops:
13. kally
(
12/06/2007 12:16)
karinah:
kallie::lol::-D:-D:-D:-D:-D:oops:,... tokony tsy natao nidoroboka :roll:, ...fa anefa tsy iny ve no moramora kokoa noho ny manara-tena sady lavabe? :roll::wink:
Inona ary izany tiandry ho lazaina ry Karinah?:roll:
14. karinah
(
12/06/2007 12:43)
Kally: ka i kallie anie hoe mila hevitra @ akanjo mariazy midoroboka eh :lol:, de hozizy ah hoe, tsy iny ve no moramora kokoa, fa le manara-batana mihisatra be :-D:-D
16. xxx
(
12/06/2007 13:28)
Ny traîne an! Asian-drizareo fitazonana azy rehefa handeha hisakafo sy handihy ka hanontanio tsara ny mpanjaitra na ny magazay fa possible tokoa ny mandeha mipipy sy ny sisa ary tsy olana mihintsy ny manao azy irery. Ny ahy tsy nisy olana fa izaho irery no nandeha tany @ wc, sady niverina efa ho in-4 angamba satria nisotro champ be dia poritra lava teo!
17. tess
(
12/06/2007 14:28)
efa tsy be mpikomandy tsony anie ireny midoroboka be ireny izao raha akanjo mariage e! ka raha hanao mariage i kallie miovà modèle fa toa hanahirana ihany ireny doroboka be ireny8)
18. sitlo
(
12/06/2007 14:59)
hafa kely ndray iny an [size=8px]hafa kely ndray iny an[/size] [size=6px]hafa kely ndray iny an[/size] [size=4px]hafa kely ndray iny an[/size]
Dia rehefa hanao mariazy izany dia efa omany ny tavimandry.
Dia rehefa hanao mariazy izany dia efa omany ny tavimandry.
19. cbd
(
12/06/2007 16:01)
enao le andeha any @ wc de le misy oll ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/0023.gif[/IMG] de mbola variana manao toy izao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/0024.gif[/IMG]
Aiza mba tratra ihany klo éééé :-D:-D:-D:-D
Aiza mba tratra ihany klo éééé :-D:-D:-D:-D
20. sakaizakely
(
12/06/2007 16:32)
aiza kou ka de hanao koussy kilaoty ry diamondra :roll::roll::roll::roll::roll::roll:
raha tsy efa raneny kou 8O8O8O
ary kallie zany lasa lavitra be ny eritreritra :?::?::?: Lasa stressée @ zavatra tsy tokony, mandeha ho azy io kou ! na ngoza salam'ninn aza le baleine mety foana, satria efa souple vita @ plastique ny am zao fotoana fa tsy le vy be tsy ankihetsika taloha ireny intsony ka tsy manakana ny fandehanana mang.ry intsony :-D:-D:-D
Kalam kalam kalam ihany
Tsy ilaozan'izay olona hanatitra andry mankany angabone am reo invités bedabe ireo
Raha tiana hono ny zanaka, ny vadiny no tsinjovimang.ry hoy ny fitenenana. Sa ahoana moa :-P:-P
farafaharatsiny ve tsy mba misy an'i bôpapa :-D:-D