akanjo be
![](https://avatar.serasera.org/1af5c73851e1e93c5dd7501547f3e11b.jpg)
22. dreamm
(
12/06/2007 17:26)
tsy maintsy mba zavatra mahafinaritra otrani'zao kosa ny ao anatin'ny akanjo mariage e!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
25. xxx
(
12/06/2007 21:03)
diamondra27:
ra be pipi le vhv atao mariazy de tonga de tenenina le mpanjaitra we asio plasy ametrahana zavatra azo hipipizana le akanjo zairiny( détachable zany e!) :oops::oops:
vazivazy zany fa raha tena tsy misy fika de io couche culotte io no tena tsara, de le témoins asaivo mitondra couches reserves:oops::oops:
Ka tsy ho maimbo ve ry diamondra27 ny olona no hanao couche culotte an! Ka raha tsy tambawax ko! Ny zaza aza efa tsy fidiny fa mba omeo hevitra tsaratsara ny olona fa tsy izao rehatra izao! n'importe quoi!
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
26. pissoa
(
12/06/2007 21:29)
Ndrooo ! otran'ny mampaberehana be le mariazy raha eritreretina hatramin'izao :-D:-D:-D:-D:-D
za mbola tsy teo ry Kallie fa vakivakio ao ze lazain'ny olona an :oops::-D
za mbola tsy teo ry Kallie fa vakivakio ao ze lazain'ny olona an :oops::-D
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
28. diamondra27
(
12/06/2007 23:19)
xxx::-D:-D:-D
f'angaha tsy soloina le couche fa teehirizina no we maimbo?
Tsy azoko ndray iny?
ka efa we le témoins wa no asaina mitondra reserves e!
za aloha mbola tsy naheno we nisy olona nipipi natao mariazy e!
ndraso aloha hijery insolite ndray sao de mahita ihany any;-);-)

![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
29. booboo
(
13/06/2007 09:22)
:-D:-D:-D:-D ary tsy matiny lolo mihitsy zao manao couche zao a :-D:-D:-D
Diamondra27 > ko raha tsy t@ les années firy kosa dia mbola hanao couche ihany @ zao lé ! :-D:-D:-D. Efa maivana araka tenin'i Sakaizakely lé kiboribory reny @ zao, sady na midoroboka beeeee ôtra inona aza lé robe sy lava beeee ny traîne, misy fika fitazanomana azy miakatra tsy hitaritarika be loatra @ tany reny @ zao fotoana zao. :-D:-D:-D:-D
Diamondra27 > ko raha tsy t@ les années firy kosa dia mbola hanao couche ihany @ zao lé ! :-D:-D:-D. Efa maivana araka tenin'i Sakaizakely lé kiboribory reny @ zao, sady na midoroboka beeeee ôtra inona aza lé robe sy lava beeee ny traîne, misy fika fitazanomana azy miakatra tsy hitaritarika be loatra @ tany reny @ zao fotoana zao. :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
31. xxx
(
13/06/2007 11:52)
xxx:arakaraky ny taonan'ilay panambady io ka, raha efa le tonga @ le mi-fuite ve tsy couche no pratika kokoa, :-D:-D:-D:-D
tsy misy manao couche izany rehefa manao mariage e!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
32. xxx
(
13/06/2007 18:03)
diamondra27:
xxx::-D:-D:-D
f'angaha tsy soloina le couche fa teehirizina no we maimbo?
Tsy azoko ndray iny?
ka efa we le témoins wa no asaina mitondra reserves e!
za aloha mbola tsy naheno we nisy olona nipipi natao mariazy e!
ndraso aloha hijery insolite ndray sao de mahita ihany any;-);-)
insolite ngah? Mariage nitohana no hitanao? Tsy nipipy fa tsentsina angamba!
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
33. pissoa
(
14/06/2007 00:13)
:-D:-D:-D
sady lava ihany nge le andron'ny mariazy e ... de tsy hipipy mitsy ve ^^:-D
sady lava ihany nge le andron'ny mariazy e ... de tsy hipipy mitsy ve ^^:-D
![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
34. tess
(
14/06/2007 07:11)
tsy mbola naheno olona nitaraina mihintsy aloha aho olona nanao mariage ka nanana probleme tamin'ny fipipihizana e! :lol:
![](https://avatar.serasera.org/2b6ec4fc62b20c961296458494f65734.jpg)
35. mignone
(
14/06/2007 10:18)
misy aza entina matory mintsy iny kou , in1 iany no hanaovana fa de araraoty ramatoa ... ingaina rehefa ipips e misy olona maninga azy dia tokony hety !
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
37. sakaizakely
(
15/06/2007 15:35)
tess:
tsy mbola naheno olona nitaraina mihintsy aloha aho olona nanao mariage ka nanana probleme tamin'ny fipipihizana e! :lol:
marina mihitsy zany
za kounkou tsy mbola naheno olana fipipizana rehefa manao mariazy
diamondra angamba mbola tsy nanao mariazy, sa nanao koussy kilaoty ? :-P
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
38. fasaly
(
15/06/2007 16:09)
sady na mandon'ny pipi aza iny anaovana indray mandeha eo am fiaianana revena manja foana e!:-P