akanjo be

41. tinasou ( 15/06/2007 21:09)
tsy te pipi zany aki ndry refa tena ao an! adinondry zany ra tena mi-profite ny fety ndry eh! sady ndry ve dia tsy mba afaka miharitra kely ra sanatrizany?
stress be (exam, na fahazoana manjo, na...) daholo no mety mahatonga zany poritra zany fa raha mariage efa fifaliana be ndray, vitsy ny %age mahalasa te pipi an-dry amin'io!!!:P
itandry eo eh! aza eritreretina be fotsiny... coool8)
42. xxx ( 15/06/2007 21:45)
Aza mandainga fa izahay nipipy daholo fa rehefa misotra champagne ve tsy hivoaka io avy eo fa ny anareo angamba calculerna ahoana ity % ity??? Fa angaha calculer-na koa ny hoe hipipy sy ny tsia, olombelona anie io fa tsy machine e!!!=))=))=)) robot angamba ka!:@:@
43. booboo ( 16/06/2007 11:46)
Tinasou > zany an ?
44. pissoa ( 16/06/2007 19:07)
:-D:-D:-D
45. sympa ( 18/06/2007 00:32)
Vraiment boudoir de fille 8-)8-)
46. kallie ( 18/06/2007 14:34)
:-D:-D:-D sady efa we za karazan'ny l be pipi refa bdb émotion no eny ambony sambo ny réception d misy rano bdb ko zany , résultat, ts maints oe b pipi iany e, eny e, tataraiko am erinandro:-*
47. booboo ( 18/06/2007 14:37)
Kallie > Bon mariage dia mahareta hatr@ farany harahin-jalalahy sy zazavavy eeeeee :D

Miandry sary sy ny fandehany ny be sy ny bobaka a
48. pissoa ( 18/06/2007 19:11)
Mirary soa kallie a ! aza mipipi anklôty fotsiny :oops: dia ho arahin-jazalahy sy zazavavy ony :°)
49. sitlo ( 18/06/2007 19:34)
mirary soa eh, maroa taiza annnn
50. kelly13 ( 18/06/2007 20:09)
hoy ny ohabolana malagasy ze tsy hita ze maharatsy azy hoe miterà fito lahy fito vavy ankia ry kallie a! d mes félicitations sy voeux de bonheur iany kou :)
51. nathie86 ( 19/06/2007 06:26)
aiza ko no hisy hoe anao couche culotte zany ry Diams zany v ts:lol::lol: b

Aza atao @ hiver eh d tsy d poritra firy:)
52. kallie ( 19/06/2007 14:46)
Mtra am firarintso reetra, fa nareo v mieritreritra oe tode asina zazakely saady? tsy aleo alo afaka 1 na 2 tôna? sa aôna?
53. xxx ( 19/06/2007 14:59)
:-D ka zay lay hoe "arahin-jazalahy sy zazavavy" : tsy voafaritra hoe rahoviana.
54. xxx ( 19/06/2007 19:11)
voeux de bonheur re ry kallie an!
55. kallie ( 20/06/2007 07:57)
zany ko ve d anaovana xxx e, tsy aleo itako oe iza? Merci e
56. booboo ( 23/06/2007 10:01)
...Tsara lé robe :D:D. Tsy midoroboka beeeeeeeeeee akory kay hihihihihihihi

57. fasaly ( 23/06/2007 10:32)
booboo: fita wa tsy midroboka be araka ny fitantarana azy neveriko fa mbola lay misy anneau beuh reny8) milay ka! otsan princesse mitsy anatinlay izy fa de miteraha fito vavy sy lahy zany e! mahareta htaram farany:-*

fantanina kely ry kallie! inona no anaovanjy anatin(io akanjo io couche culotte ihany sa,??????:-D
58. kally ( 23/06/2007 16:56)
Izaho tsy nahita an'izany robe izany akia a!:cry:
59. booboo ( 23/06/2007 17:01)
Kally > ary @ mpisy "sary rehetra" ary ...mbola hitako ao kloungany e
60. ikaretsaka ( 23/06/2007 20:39)
asio tovangy ao anatiny ao de ao manao ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2944