:-D ka efa oe nisy jupon io akanjo io fa tsy nanaovako lé iz fa tô zao tsotsotra zao no tiko, sa aôna? d string no tao, saika tsy nanao ninin a fa sô d idiran'ny rivotra ka....
:evil: fa tsy nandramana lé tany am plage... am we manaraka angamba....
Mirary soa e! mbola manao xxx ihany na dia izany aza fa na nisy jupon aza dia afaka nanao pipi fa ny mpanatsatso no betsaka ô! Miteraha 7 lahy sy 7 vavy hoy ny malagasy. Tsy ho vita angamba izany fa maharena tokantrano e!
xxx faly io an!