1er amour tsy adino; nefa tsy maintsy hisaraka
1. xxx
(
28/05/2007 19:26)
! slt daholo!
niaraka t@sipako 1 za ; 16 ans za t@zay ; mbola tsy tafiditra niroso t@ rapport nefa izahay raha tsy feno 18 ans za ! nandritra zay de niaraka teny fotsiny izy ko moa nanaiky niandry izany à maha-mbola tsy ampy taona ahy;feno 18 ary za nifanakatia zay tsy laitra norarana mintsy ; kanefa indrisy noraran'ny familleko izahay tsy hiaraka na hivady nefa izy vonona ny hanambady ahy!ny antony moa de hoe tsy de nadiha fianarana firy izy nefa ny famillenay manana ny maha-izy azy ihany ; very ny hevitro, maro anefa ny sedra niainanay sy ny vavan'olona satria tena somary naditra mihintsy za niaraka aminy izy ko moa 1er amouroko za tokam-po be : de tsy nety tsony ary ny taminay de voatery nisaraka izahay : tsapako ty ahy izy eny fa na za ko ary
tsy manadino azy mintsy ; nanambady ary za fotoana fohy tao aorian'ny fotoana fohy nisarahanay teo @ 21 ans , ny antony moa de tsy te haditra za sady olona hendry io ho vadiko io mo ko vonona ny haka ahy ; de @zao hoy nareo tsy haiko fa to malahelo azy foana za ; mety mieritritra ahy ve izy ; izy aloha zao mbola tsy manambady eh! ary milaza izy fa na 14 aza ny zanako tiany fona za ary tsy hadinony zahay anefa tsy afaka hiaraka satria toute la famille tsy ty azy doly ;ny vadiko manome fitiavana ahy ihany fa to hitako samihafa na izany ary : de za ve no diso sa ahona

répondu par kanota le 04/07/2007 06:33
2. xxx
(
28/05/2007 19:30)
bjr raha za no teo @toeranao de novadiako izy enao no hanambady azy fa tsy ny famillenao , asa anefa aloha enao ko moa zany efa mariéé !ko
4. Jeankely
(
29/05/2007 04:27)
Izay lasa lasa araka ny tenin'i "tess'. Raha tany aloha ianao no nidohika nanambady azy dia mety ho azo nekena fa aty aoriana kosa rehefa manambady tsy tokony handinika ny fahaizan'ilay taloha mitia anao. Ny vadinao ataovy izay hitovizan'ny "techniques" e. raha ny tarehy moa tsy afaka hovana. Raha tia anao ny vadinao dia tsy misy tokony hifandraisanao amin'ny olona efa dila na hiandry izy mahazo miandry fahafatesana eo. Raha tsy tia anao kosa ny vadinao dia porofo ho an'ny fianakavianao amin'ny fandrrany ny safidinao izany. Tsy mila mihaino azy intsony fa hevero sahala ny maty izy e. Ny fanambadianao jerena. Raha hanao izany daholo ny rehetra dia mitombina ihany ve ny hoe tsy mahazo mi-sipa alohan'ny vady? Mihodikodina be.
5. nathie86
(
29/05/2007 06:49)
Ny 1er amour tsy adino na tsy maintsy hisaraka aza eh. Zany akory tsy atao hoe andeha hisarahana @ efa nekena.
Ra misara enao d hiverina hiaraka, reny ane zay tsy eo an-tanana fôna no tiana eeeeee.
Ra misara enao d hiverina hiaraka, reny ane zay tsy eo an-tanana fôna no tiana eeeeee.
6. girity
(
29/05/2007 08:43)
Io tantaranao io ny tantarako.Tsisy alana na kely aza. Ny naha-samy nhafa azy dia izaho tsy niadana loatra tao antokatranoko, t@ vadiko zany. Efa tany amboalohany dia samy nahatsapa ny roa tonta fa misy petit truc tsy ao tsara. Samy nanao zay azo atao zahay itazonanay ny tokatranonay, ny zanaka rahateo nisy. Naharitra folo taona ny fanambadianay dia nisaraka izahay. Nandritra ny fotoana nanambadiako azy dia tao ampoko tao foana ny 1ère amour-ko. Izy rahateo tsy nanambady mintsy. Dia nanao divorce à l'amiable zahay, izaho no nitaiza ny zanakay. Dia niverina niaraka t@ ity voalohany aho. Lehilahy tsara fanahy, nahazaka tsara ny zanako, mahery fo mitady vola. Fa dia mbola tsy afa-po aho, mahatsiaro nijaly anaty. Tsy ny fitiavana no ritra fa ny déception no lehibe, ny antony dia izao : Nandritra ny fotoana nanako tokatrano, io olona io koa dia niha-lehibe, nitombo saina, ary nisedra fiainana. Nahazo kilema vaovao koa izy zay toetra tsy hitako taminy taloha. Tsy hijanona ho toy ilay olona tianao taloha zany izy noho ny fiainana niainany. Ary ho aloka eo @ fiainanareo foana ny taloha sy ny tokatranonao taloha sy ny fiainana vaovao. Minoa ahy ianao raha ilazako fa tsy nety ilay niverenana tamin'ilay voalohany. Tehirizo ao amponao zay vita dia tadidio hoe :soa fa nisy ireny taloha ireny, fa fiatiavana izany,fa tantara zay vita. Raha tianao ny vadinao zao, ka manana affection aminy ianao dia tsarovy fa zavadehibe izany. Ary raha sanatria ianao hisaraka @ vadinao zao dia aza atao mihintsy ny miverina amin'ilay iray voalohany, fa mitadiava olona hafa, raha manana courage enao hanorona fiainana vaovao.
7. ikalakintina
(
29/05/2007 08:47)
ny efa manambady enao zao, de na tsy adinonao aza izy de aza manao fahampitana be lotra!, aza mirona any am ny sainao ataovy oe efa tsy nety iny de tsy nety, tsy mora ny manadino ny voalohampitiavana, fa refa mande ny fotona de ho adinonao zany!, mahereza
8. sonwin
(
29/05/2007 08:53)
hevero ho toy ny nofy nandalo ilay taloha e! mampatsatso ny ao antokatrano ny fieritreretana azy, ny tena tsara aza dia ny tsy mahita sy tsy mahafantatra na dia sombim-piainana kely momba ilay raika lahy taloha, amin'izay mifantoka tanteraka ao antokatranonao ny fo sy ny saina rehetra.
9. Jeankely
(
29/05/2007 09:33)
Tandremo koa sao manonofy ilay raikalahy taloha ka ren-dRadadatoa fa loza. Aza misaina ny lasa e ny ho avy banjinina. Sao dia io ilay anontanian'ny iray ery ambany hoe Grand Amour. Tsy mety maty ve ilay izy. Inona moa no dikan'ny 1er Amour? Nanoroka voalohany sa rapport voalohany sa fitiavana tsotra fotsiny sa fifaneraserana voalohany sa nahitana ny tsirony voalohany sa ahoana? Mety tsy ny lehilahy voalohany mantsy no ahitana ny lafatra voalohany.=))=))=)).
10. diamondra27
(
29/05/2007 10:30)
nathie86:
Ny 1er amour tsy adino na tsy maintsy hisaraka aza eh. Zany akory tsy atao hoe andeha hisarahana @ efa nekena.
Ra misara enao d hiverina hiaraka, reny ane zay tsy eo an-tanana fôna no tiana eeeeee.
Ny ahy akia ry nath tsy tadidiko intsony a!
ze misaraka de misaraka satria hoy le fitenenana zay we:"le souvennir est un poison" de za tsy te-hanapoizina ny fiainako fa je vis dans le présent et j'apprecie ze miseho @iny fa tsy mandrevirevy ny efa lasa sy ze tsy ho takatry ny saina any.
Faly hitady ny tsy hita nefa ny eo an-tananao no efa hahasambatra anao.
11. diamondra27
(
29/05/2007 10:35)
xxx: raha fantatrao fa mety hanimba ny tokatranonao ny fieritreretana le 1er amour de aza atao ze relation misy aminy, ohatra we: sary, soratra, mail, sns...
Tapahana mihintsy izany ze zavatra rehetra ifandraisana aminy mba hahazoanao manome fitiavana bebe kokoa ilay tompon'ny fonao.
aza manenina izany @ fiainana sy mi-culpabiliser izany fa tsy mampandroso.
Io lhl io no nalainao vady dia kolokoly izy fa ho hitanao ny tombotsoa azonao avy eo
De aza asiana olona mitsabaka @ fiainanareo 2 intsony fa raiso ho anareo ny décision refa hanao zavatra
Io ange no nahatonga ahy namoaka ilay dinika atsy iny hoe: "tsy ny tany no fady fa ny vavambahoaka e!"
Avelao ny olona hi wawawa any fa tianao ny vadinao,tia anao koa izy de la vie est belle
Mirary soa hatrany na de tsy fantako aza ianao.:-*

12. diamondra27
(
29/05/2007 10:37)
sonwin:
hevero ho toy ny nofy nandalo ilay taloha e! mampatsatso ny ao antokatrano ny fieritreretana azy, ny tena tsara aza dia ny tsy mahita sy tsy mahafantatra na dia sombim-piainana kely momba ilay raika lahy taloha, amin'izay mifantoka tanteraka ao antokatranonao ny fo sy ny saina rehetra.
:-D:-D:-D
tena tsy novakiako ny voalazanao fa tena mitovy ny tiantsika nolazaina
miala tsiny mamerina indroa e!
13. nathie86
(
29/05/2007 12:11)
Diams zany v, nefa misy ahatsiarovana azy fôna reny, ra niaraka elà ianareo d tadidy le zvt nahafinaritra sy ny nahasosotra ôtrany fiainana iany eh
14. bonazy
(
29/05/2007 13:38)
marina aloha fa ny 1er amour dia sarotra ny manadino azy ,na tsara fitohy izany na ratsy fiafara ,satria misy fiteny malagasy milaza hoe\"ny lasa tsy fanadino\"satria raha hadinoinao ny lasanao dia mety hiverimberina eo amin\'ny fiainanao matetika ny lafiratsin\'ny zavatra niainanao ary tsy ahita solutions ny pbms mihitsy ianao eo amin\'ny fiainanao satria mety hilatsaka hanao mêmes erreurs foana ianao na diso ahatoky tena loatra dia mety hanaonao foana na ho mora voafitakin\'ny hafa satria hanonofy sy hihevitra fa anjely na devoly foana ny olona manam-pitiavana anao ka mety ifandraisanao amin\'izay lafiny izay,koa amiko dia tsy fanadino izy fa kosa fakan-desona amin\'ny iainana ankehitriny sy aahafahanao miaro ny fitiavanao amin\'ny ho avy sy ny manaraka eo amin\'ny fiainana,
15. mignone
(
29/05/2007 13:54)
diamondra27 > sao dia betsaka loatra dia tsy tadidy intsony ? :wink: na dia mifanena andalana aza ve ?:-P
16. fanaina
(
29/05/2007 17:22)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-05-2007 21:26:04ny ahy koa rehefa tena tiako sady tia ahy dia tsy ho adinoko iznay ka na iza anakana na iza dia tsy afaka ny anakana ahy izany, raha ho ahy samy hirery dia na mavomavo io na maninona na maninona rehefa tiako dia tiako.
Lohateny : 1er amour tsy adino
ny fitiavana hono tsy vidim-bola. ka noho izany tsy atakalo @vavany ny sasany.
tsy haiko no manazava tsara azy aminao, fa raha ho ahy dia ny avako ho avako faona ka tsy ho ariako, nefa kosa tsy hiara hitohetra amin'ny ho mandrakizay ankory ianao fa tsy maintsy @ilay anjaranao sy ho atao solon-toerana ho azy hireo.
nefa matoa izany niseho dia efa izay izany no anjaranao!!
efa niseho t@ fianakavianay koa io toejavatra io talohany nahaterahako fa hatr@ izay nafatarako any ilay tantara dia lasa halako izay fianakaviana na iray @ry zareo niketrika any ilay hevitra, ka ny ahy ny teniko aloha dia samy manana ny safidiny io ko!!!
na hiondam-biriky aza dia hiaretako izay heretany hoy bebe izay!!ka matoa notiavina dia vonona ny hizara ny rehetra aminy izany ko!!!
nefa izany tsy hiverina hintsony fa avelao ny lasa homba ny lasa, ny ho avy banjinina.jereo ireo vady aman-dranakao @izao fotoana izao dia miady @fomba rehetra azoanao anadinoana azy ka omeo any ilay @izao fotoana izao ny fitiavanao rehetra, satsia mety hisy fetraikany ao @tokan-tranonao io resaka io ny farany!!
17. diamondra27
(
29/05/2007 19:19)
mignone:
diamondra27 > sao dia betsaka loatra dia tsy tadidy intsony ? :wink: na dia mifanena andalana aza ve ?:-P
____________________________
efa enterrer izany fa tsy mahasoa
tsy mila zavatra mampisy olana izany @ fiainana fa ze hampandroso hatrany no katsahina
ze manembatsembana rehetra dia dégager-na
Variana mamisavisa ny lasa eo ianao de manjary tsy mahita ny anjara...
Efa nolazaiko etsy ambony io ny fomba fiady @izany dia éviter-na = tsy mila fifandraisana
18. sitlo
(
29/05/2007 21:59)
xxx> aza dia mivaky loha amin'izay premier-amoro any fa resaka namboarin'ny fiarahamonina izany. Rehefa tianao izy, na voaloha, na faha-roa na faha-n dia tianao izany.
Ndao ary raisina hoe tianao izy. Dia maninona anefa? Efa afaka adidy amin'ny fatana ianao. Rehefa tsy hahazaka sipa any izy dia azy ny azy fa aza ny tokatranonao no elingelenina amin'izany. Ny fiainana ange tsy vitan'ny tiako ianao tiako ianao eh.

20. Jeankely
(
30/05/2007 07:17)
Tena marina ny anareo. Izay vita dia vita ary tsy adala akory ny olona sasany mandrovitra sy mandoro ny sary sy izay taratasim-pitiavana rehetra rehefa tsy maintsy misaraka. Tsy asiana fihentsehampo io fa rehefa any ivelany dia tsy izy intsony na manahoana ary tsy atao fa modiana tsy hita sahala ny rindrina.