1er amour tsy adino; nefa tsy maintsy hisaraka

41. kanota ( 04/07/2007 06:33)
Mba averiko kely ity eo ambony "TSY ZE BANDY NAMAKY ANAO NO NDEH HANDRAVA NY FANAMBADINAO NOHAMASININA. IANAO ZANY TSY VIRJINY NOVADINY VADINAO KA MBA HAJAO IZY SATRY NAMPIAKATRA SIPA TSY VIRJINY". Rehefa mampiakatra ny sisan'olona dia eo laozany madinika sy miventsoventso ny tsy antanana. Ianao nanambady azy indray no tsy hitan'ny masony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1266