1er amour tsy adino; nefa tsy maintsy hisaraka

21. diamondra27 ( 30/05/2007 08:52)
Jeankely:

Tena marina ny anareo. Izay vita dia vita ary tsy adala akory ny olona sasany mandrovitra sy mandoro ny sary sy izay taratasim-pitiavana rehetra rehefa tsy maintsy misaraka. Tsy asiana fihentsehampo io fa rehefa any ivelany dia tsy izy intsony na manahoana ary tsy atao fa modiana tsy hita sahala ny rindrina.


:-D:-D:-D

=D=D


22. kelly13 ( 30/05/2007 09:09)
eshhyyy e ry 1er amour e, adinoy izany ry xxx fa efa niova boky ianao zao a :)
23. Jeankely ( 30/05/2007 09:22)
Fa nareo izany kay miafankahalala daholo kano. Tena mba dia hanokatra loha-hevitra ve sa ahoana tokotrany. Toa sahalan'ny mampiresaka marina ireto kay. 1er Amour io toa tsy misy amin'ny lehilahy fa mitovy foana io rehefa amour dia amour.=))=))
24. karinah ( 01/06/2007 08:13)
:lol::-D:-D:-D, ny aanh indray tsy mety hadinoko mihintsy, fa satria tsara ny niarahana, fa misy koa anefa aza tezitra @ 1er amour ny satria ratsy ny niarahana, fa arakarak'ilay fisehony ihany ny mahatonga ilay hoe adino na tsia, fa raha ny amiko manokana aloha dia tsy izany mihintsy no hatao manakana ny fiainanao, ny tokatranonao, satria tsy betsaka mintsy ny olona ny lasa manambady ny 1er amour -ny, ka atao ahoana fa izay no mahatonga ny fitenenana hoe tsy anjara de izay fotsiny.:* xxx
25. Jeankely ( 03/06/2007 04:35)
Izay no tena izy. Rehefa tsy anjara dia any ary tsy raharahiana. Araka ny handinihanao betsaka izay lasa no mampitombo ny alahelonao fa rehefa mifantoka amin'ny ankehitriny ianao dia dila ny lasa. Ny Raiamandreny aza misaraka nefa tiana ny miaraka koa hevero sahala ny maty izay 1er amour any ka tsy afaka ny anaraka azy ao ampasana ao ianao e. Ny maty tsy naman'ny velona. Ny ankehitriny no velona sy mifampikasoka ary hanaovanao fitiavana.=))=))
26. tsiafoi1 ( 04/06/2007 11:29)
na 1er io na 10è ny lasa tsy azo iverenana, jereo Deotoronomia 24 : 1 - 4. Hajao ny tokantrano f'izay no fahendrena
27. Jeankely ( 06/06/2007 04:58)
Toa mampihomehy koa raha efa antitrantitra mbola mitady ny 1er Amour, Angamba lazain'ny sasany lasa adala. Rehefa mbola tanora dia mipetraka io fa vao matotra tsy afaka misaina izany. Aza atao hitan'ny zanakao miresaka amin'ny 1er Amour izany moa fa tsy hanaja anao mandrakizay ny zanakao ary na ny fianany aza tsy hainy izay hasiana azy. Rehefa miteraka dia ny zanakao jerena sao koa lazain'ny bandy kely hoe ny "maman'i Koto na ikala leity darohan'ny Dadanay a.=))=))=))
28. karinah ( 07/06/2007 16:18)
:lol::-D:-D:-D
izany 1er amour izany anie ry reto ka miaraka antintra aminao koa eh !!:lol:
29. xxx ( 07/06/2007 16:21)
xxx> hadinoy fa mapiady mivady akia zany ah, jereo ftsn izao ry jeankely :lol::roll::oops::oops:
30. xxx ( 07/06/2007 16:23)
tsiafoi1:

na 1er io na 10è ny lasa tsy azo iverenana, jereo Deotoronomia 24 : 1 - 4. Hajao ny tokantrano f'izay no fahendrena


xxx: de hajao fona na misy inn na misy inn, fa na disponible aza le 1er amour de hajao fona hono=))=))=))

31. Jeankely ( 08/06/2007 02:50)
Jeankely tsy miady mivady ka sady tsy mivaky loha izay lasa any. Ny ankehitriny no hisainana izay ahasoa azy rehefa tsy afaka miaraka amin'izay lasa any na milay izy na nofa. Tsy tiako noho ny vady amanjanako mihintsy izay 1er amour kilalao sy fanadramana fianana any. Tsy jereko akory na hitako ary fa sahala ny rindrina.
32. xxx ( 08/06/2007 07:03)
Lalana nolalovako io nosoratan'i xxx io ambony indrindra io. Nisy olona niaraka tamiko , 1er amour ko, 10 taona izahay no niaraka , dia nisaraka rehefa avy eo. Ny antony , lava be , tsy ho voasoratra eto...
Misy miaraka amiko amzao , 2 taona izay , izy koa , 2 taona eo ho eo no niarahany tamin'ilay sipany...
Any dago izy , moa izaho aty frantsa , fa misy fotoana aho tena marary ny foko , tena tia b azy aho , izy koa torakizay , fa tsy misy inona intsony eo aminay , mpinamana sisa hoy ilay fiteny.
Hafa ihany ilay voalohany e.........
33. karinah ( 08/06/2007 07:22)
Jeankely:

Jeankely tsy miady mivady ka sady tsy mivaky loha izay lasa any. Ny ankehitriny no hisainana izay ahasoa azy rehefa tsy afaka miaraka amin'izay lasa any na milay izy na nofa. Tsy tiako noho ny vady amanjanako mihintsy izay 1er amour kilalao sy fanadramana fianana any. Tsy jereko akory na hitako ary fa sahala ny rindrina.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


34. Jeankely ( 08/06/2007 10:36)
Dia tadidio eo ny anareo na efa manana zafikely aza. Ny anay aloha tsy asianay sira mihintsy. Ny vady no asianay chocolat koa inona no hiraharahianay izay lasa any. Efa hoe tsy maintsy misaraka koa andaniana rondoha. Ataovy ao ambany ondana ny sariny na asio fiverenana kely ahatadidy azy tsaratsar=))
35. majakely ( 27/06/2007 12:22)
hihihi,zao koa fanaovana azy akia refa tena malahelo be an 1er amour iny njy de ami vadindry iny indry manao calin be fa kosa le 1er amour no atao ao antsaina ,,,,aza atao matetika nefa aa,,,raha sty izany aleo misaraka fa indraindray io tsy de maninona ka:roll::wink: resaka io hatao io fa tsy conseil tsy voatery ho harahana fa mety hahasambatra raim no sady tsy hiodina njiko...
36. tsoraka ( 29/06/2007 05:44)
Io midika fa tsy itokisana ny vehivavy avy natsipin'ny sasany izany satria mahatsiaro any foana. Dia mandinia sy miheritrereta fa rehefa manao fitiavana amin'ny vadinao ianao dia mety any ankafa ny sainy. Zava-doza.
37. xxx ( 02/07/2007 12:09)
Ny ahy ndray de izaho é! Tokony ianareo niharaka no efa tonga dia nivady na inona olana na inona satry tsy ny fianakavinao no vadiny fa ianao.NY FITIAVAVA NO LEHIBE INDRINDRA HOY NY TOMPO noho izany dia tsy tokony ho resin'izao fizahan-toetra rehetra izao izany ra tena fitiavana lalim-paka tokoa. @ maha bandy ahy ndray dia izao : raha izaho no ataon'ny sipa toa anao izany hoe miaraka amiko nefa ny fo mbola mitempo @ 1ier amour dia tonga dia hialako ra fatatro ary asaiko miverina any. Za manoratra aminao zao dia nataon'ny sipako an'izany omaly alohan'ito soratra ito ary tonga dia nolazaiko hoe ''NDEH MIVERINA ANY ARY NOMEKO TTSY MANAMBARA FISARAHANA IZY'' Ra fatatry ny vadinao zany dia possible no ialany aminao ra maharitra ela izany sentiment-nao zany.PROBLEME-NAREO SIPA MINTSY IO 1ier AMOUR io. ZE TIA TIAVINA ARY NY VADY FANAJA. FA RA IANAO IO NO VADIKO DIA EFA NISARAKA ISIKA NDEH NOKAROHIKO KOA NY 1IER AMOUR-KO DIA VADIKO RA MBOLA TSY MANAMBADY. Moa tinao ve ra ianao io no eo @ toeran'ny vadinao ary izy no eo @ toeranao ? MBA MIERITRERETA fa maro koa anie ny sipa kely ary tena tin'ny bandy ireny ary ireny koa mirevy bandy efa manambady e.TSY ZE BANDY NAMAKY ANAO NO NDEH HANDRAVA NY FANAMBADINAO NOHAMASININA. IANAO ZANY TSY VIRJINY NOVADINY VADINAO KA MBA HAJAO IZY SATRY NAMPIAKATRA SIPA TSY VIRJINY.
38. majakely ( 03/07/2007 11:05)
:lol:tsoraka de andraso eo izany lay vehivavy ts nisy nantsipy mihits ,ary raha toa ka tsy nisy nanipy izy mety ho amoureuse secretement olona iray tsy hainao mihits hoe iza ...saingy tsy ho hainao mihits izany na de enao aza no tiany
39. la ( 03/07/2007 11:23)
tsoraka zany moa izy io :D:lol:
40. majakely ( 03/07/2007 12:56)
Eka ouzzz ,,la
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0608