tia
1. xxx
(
25/05/2007 07:21)
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?
répondu par la le 14/06/2007 11:43
2. lapino
(
25/05/2007 08:08)
Raha tsaroana hoe "tsy maintsy" izany ilay mandefitra dia tsy tia ve ? :wink:
4. diamondra27
(
25/05/2007 08:59)
efa we ny fitiavana no zava-dehibe indrindra de refa mitia izany de mandeha ho azy doly ny retra retra
9. kally
(
25/05/2007 18:23)
xxx:
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?
Rehefa tia dia jamba, tsy mahita akory hoe mandefitra anie izaho izany fa dia tia fotsiny am-pitoerana eo.
11. Fiffi
(
25/05/2007 18:57)
tsy misy an'zany hoe voatery zany fa rehefa mifankatia de mané ho azy io....tsy misy tery zany fa aleo mifanazava......
13. bozylove4
(
26/05/2007 14:11)
xxx:?
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany
[size=13px]raha toa ka "tsy maintsy" dikany voatery enao fa tsy fafinaretana tsy fitiavana izany fa corvée.
tsy misy idirany "tsy maintsy mandefitra " izany efa tia , fitiavana fafinaretana, manaiky enao pour faire plaisir ny olontinao.
Ohatra izy tsy tia mande fety nefa enao tia, dia raha misy soirée izy tsy tia andeha nefa enao tia andeha soirée , dia inona no tinao atao???? , hijanaona satria tinao ny hiaraka aminy satria fafinaretanao (plaisir)ny miaraka aminy na tinao aza soirée, sa hoe tia ande @ soirée enao na tsy tiny aza; ande irery ve enao??? sa lazainao izy hoe andao hiaraka @ ko soirée na tsy tinao aza pour me faire plaisir, raha tiny ny manao plaisir anao dia mande izy dikan'izany (l)(l)tsy misy ny hoe fandeferana, fa fafinaretana efa tia (l) (l)[/size]
15. bozylove4
(
26/05/2007 15:05)
[size=13px]ngeda loatra ilay soratra nefa izahay mbola tsy pahana[/size].
[size=13px]tsara izany 8O 8O ma toa napetraka eto ireo outils fanaovana soratra lehibe sy ny lokotsoratra natao ampiasaina , tsy hitako ny olana 8O8O8O 8)[/size]
18. bozylove4
(
26/05/2007 16:20)
hstilo:?
dia ahoana hono ny outils famafana tsikera am sary
[size=13px]hanontanio ny tompon'andraikitra eto 8O8O8O[/size]
