Raha izay indray dia fahatahorana ny anao. Rehefa tia tsy mahatsiaro izany saingy amin'ny maha-olombelona fantarao ny manararaotra. Adalana ny manararaotra satria rehefa tonjo ny tia anao ianao ka miseho milay manararaotra dia aza manantena fa ahita olona tena tia ano sahala an'iny. Ny fitiavana, fanambadiana sy fiarahana dia resabe matetika ary tombontsoa sy fivoarana no zahavina ka asakasak'izay manipaka ny tia azy. Saro-tadiavina io. Be ny maniky manao ny rehetra fa ny tena tia tsy betsaka ka rehefa sendra dia hajao.
Rehefa tia de ohatran'ny mety aminao daholo zay miainga avy any amin'ny le partenaire-nao, dia ekena, de arovana, de zakaina sns... "Italic textqu'on on aime, on ne compte pas les pires":roll:8O=((=))