tia

21. Stretch ( 26/05/2007 17:18)





[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]
22. sitlo ( 26/05/2007 17:54)
=))=))=)) tsiky dia ampy an :-D
23. lancia ( 26/05/2007 18:37)
Stretch:






[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]



in ky ny dikan'io, hihihi
24. xxx ( 26/05/2007 20:01)
cochon de lait io!:miam::miam:
25. Fiffi ( 26/05/2007 20:35)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
26. najah ( 26/05/2007 21:08)
mahay mirevy nareo!
tsiky de ampy!
27. cutie ( 26/05/2007 23:25)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-05-2007 09:21:40
Lohateny : tia
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?

ie tsy maintsy:lol:
28. cutie ( 26/05/2007 23:36)
mandefitra manana ny rariny nefa io a :lol:
29. BOZYLOVE ( 27/05/2007 08:41)
cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-05-2007 09:21:40
Lohateny : tia
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?

ie tsy maintsy


[size=13px]Raha fandeferana ny fitiavana , tsy fitiavana izany fa fijaliana, aleo tsy mitia :oops: :oops:[/size]

[size=13px]Ny zavatra atao ampitiavana (l)fahafinaretana e :D :D :D[/size]
30. Jeankely ( 27/05/2007 13:57)
Ny tia tsy mahatsiaro mandefitra fa zakany tsara ary tsy mahatsiaro marary izy. Ny mpijery no milaza hoe voatarika amin'ny sangany ity na mati-pitiavana ity fa tsy izy tia akory.
31. najah ( 27/05/2007 18:14)
BOZYLOVE->Merci! :-*:-*:-*

nena tiako hatao am-pitiavana zavatra rehetra fa indraindray mivona fona!
32. gasynamana ( 27/05/2007 18:29)
Ny zavatra atao ampitiavana fahafinaretana e

Fitiavana ihany io lazainao io, saingy ilay karazany ambany indrindra amin'ny fitiavana (Tsy ilazako hoe, ilay mampitovy antsika amin'ny biby).

Rahefa tia koa dia foana ilay teny hoe : TSY MAINTSY. Safidy mantsy ny fitiavana fa tsy mba an-tery, izay no ilazako fa foana io teny io rehefa tia.

Ny tia koa tsy mba jamba izany. Vao maika aza tena mahiratra satria mahita izay tsy fahitan'ny olona rehetra. Matetika isika no manontany hoe: mba inona koa aza no mba itiavan'i lery an'iny sipa iny, tsy endrika, tsy kostitaka, fa fola be, sady manataka fotsiny, sns... Nefa ilay tia azy mahita hatsarana tsy fantatry ny maro eny aminy.

Ny fandeferana dia efa ao anatin'ny teny hoe fitiavana, ka raha nifidy ny hitia ianao, dia vonona ny handefitra koa. Mbola maro moa ny teny mifaningotra amin'azy io: toy ny faharetana, fahatokisana, fanantenana, sns...
33. cutie ( 27/05/2007 19:02)
Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 27-05-2007 15:57:37
Lohateny : Re : tia
Ny tia tsy mahatsiaro mandefitra fa zakany tsara ary tsy mahatsiaro marary izy. Ny mpijery no milaza hoe voatarika amin'ny sangany ity na mati-pitiavana ity fa tsy izy tia akory.

miobon-kevitra
34. cutie ( 27/05/2007 19:03)
Ny fandeferana dia efa ao anatin'ny teny hoe fitiavana, ka raha nifidy ny hitia ianao, dia vonona ny handefitra koa

=D=D=D=D=D
35. cutie ( 27/05/2007 19:05)
Raha fandeferana ny fitiavana , tsy fitiavana izany fa fijaliana, aleo tsy mitia

zany an
fandeferana nga midika foana we fijaliana :roll:
36. Jeankely ( 28/05/2007 08:46)
Tsy misy manery anao hitia koa anie fa tonga ho azy anatin'ny olona tia io e. Tsy mila tombony ny olona tia ary tsy miandry fa avy dia manolotra fitiavana feno ary tsy dia ny tambiny no zahaviny fa tiany ny manolotra fitiavana feno. Ny zava-misy amin'ny sipasipa sy fitiavana amboarimboarina kosa dia kilalao fitiavana ka na be aza ny vita havia sy havanana, etsy sy eroa miampy ny tolotra rehetra dia ny tambiny no tena andrasana ka raha tsy azo iny dia manenina ary mitady lalana any ankafa. Hafa ny hoe tia sy ny manao fitiavana nefa tsy ao ny saina.
37. BOZYLOVE3 ( 30/05/2007 11:42)
(l)" [size=13px]tu peux dire un je t'aime à ta vie" (l), le reste suit[/size] :lol: :D :D8)
38. ari.malala ( 31/05/2007 07:11)
"Ny fitiavana andefitra ny zavatra rehetra" noho izany tsy terena ny fandeferana refa tia fa ef aao anatin'ny Fitiavana ny fandeferana.
39. Jeankely ( 31/05/2007 08:13)
Misaotra e. Sambatra ihany ny sendra izany tena fitiavana izany koa dia maniry ny rehetra ahazo ny tena izy e.
40. lancia ( 01/06/2007 09:17)
ndray2 ny fandeferanao noho ny fitiavanao ilay olon-tianao no anararaotany anao koa raha tsy mahay mitandrina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078