karazana vazavaza eny an-tsena...
1. johnnyandri
(
22/05/2007 08:23)
Raha mandeha eny an-tsena ianao dia misy karazana resaka sy feo fahenonao matetika eny, toy ny hoe: alefa , alefa... raha mitady parking ianao ohatra.8) Na koa ny hoe ramose ramose sady manolotra ny tanany angataka ilay olona. Na koa ny hoe: gato gato mba mividiana gato...na ny eny amin'ny arret Taxibe:'ty le mandeha e..na koa 'so de lokoina le jantes?':roll:
anareo ary inona avy ireo vazavaza sy bitsika ataon'ny mpivarotra an-dalambe eny an-tsena ireo?
anareo ary inona avy ireo vazavaza sy bitsika ataon'ny mpivarotra an-dalambe eny an-tsena ireo?
répondu par Bita le 31/05/2007 08:55
2. xxx
(
22/05/2007 08:31)
dalle, ampasika, andranonahoatra eeeeeeeeeeeeeeeee
aty ivato aeroport eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
aty ivato aeroport eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mignone
(
22/05/2007 09:04)
mpivarotra sarbô ka ! rehefa le loloaviny mandé mitety trano iny , bôoooo , bôoooo ... tsisy farany :°)
6. Imahaka
(
22/05/2007 10:30)
'zany ny entana razok e!:roll:
die asehony moramora ilay peratra volamena be!:^), tandremo fa sandoka ireny an!!!!!!!:twisted:
die asehony moramora ilay peratra volamena be!:^), tandremo fa sandoka ireny an!!!!!!!:twisted:
7. nanoukely
(
22/05/2007 10:33)
misy le hoe sao de hanakalo ôô lol de ny mpivaro_boanjo ko nga mo adinanreo O LE VANDRO O LE VANDRO lol
8. Imahaka
(
22/05/2007 10:34)
rehefa eny amin'ny arcade indraindray tsy misy iainana mihitsy, vao miainga ilay avy aty amin "la muraille de chine"
- sao dia hanakalo vola? mitady devise ve? misy atakalo angaha? euro? dollar?
afaka eo indray, vao miampita
- mitady phone ve 'zoky a! misy phone angaha any? misy amidy angaha? hidebolké ve?
miampita indray
- itony ny fil zoky e!itony ny machine à calculer e!
misy miteny tampoka koa hoe "wam mbola miteny vazaha mihitsy io e!":-D
hatrany hatrany

9. kally
(
22/05/2007 10:55)
- Ahoana ho sasàna kely ve ny tômôbilin'i madama? na maloto na tsy maloto io!
- Itony ny voankazo tsara tarehy, ao f'ataoko mora raha haka i madama!
- Itony ny voankazo tsara tarehy, ao f'ataoko mora raha haka i madama!
10. Aino
(
22/05/2007 10:58)
kally dia raha tsy maka izany dia hatao lafo!!:°)
- eo hoe fito arivo ariary monja ny akoho raha haka ianao!!! ( akoho kely io ve no fito arivo?) eo aza eh! tairo fa omeko anao 5 aza! farany lasa 2arivo ny farany.
- eo hoe fito arivo ariary monja ny akoho raha haka ianao!!! ( akoho kely io ve no fito arivo?) eo aza eh! tairo fa omeko anao 5 aza! farany lasa 2arivo ny farany.
12. majakely
(
22/05/2007 14:33)
ary le hoeee :araroty le fripy mbola manitra rôplanééé hihihihihihihi
14. hery
(
22/05/2007 14:43)
Aza variana na midonaka
fa teto daholo ny oul no naka
Eo le harona arifolo e
Eo le harona arifolo e
(sa efa nisondrotra)
fa teto daholo ny oul no naka
Eo le harona arifolo e
Eo le harona arifolo e
(sa efa nisondrotra)
16. kally
(
22/05/2007 15:56)
Eee! eto indray ary e!izay manam-bola mitondra mody
F'izay tsy manam-bola mangarom-bava e!:-D:twisted:
F'izay tsy manam-bola mangarom-bava e!:-D:twisted:
19. melody
(
22/05/2007 17:39)
ary ilay mpivarotra ronono mitety tanana ireny;
nounou e, nounou ô, matsiro be ô!:-D:-D:-D
ary ilay mpivarotra kofafa:
kofafa ô, fafa e eeeeeeeeee
nounou e, nounou ô, matsiro be ô!:-D:-D:-D
ary ilay mpivarotra kofafa:
kofafa ô, fafa e eeeeeeeeee